Masseur Thérapeute Angelo

Masseur Thérapeute Angelo Fitsabona amin'ny alalan'ny otra

Salama daholo 😊-Ela be tsy hita fa ato iany isika 😊mitohy foana ny fandraisana na aty aminy cabinet n'a a domicile.
28/07/2025

Salama daholo 😊
-Ela be tsy hita fa ato iany isika 😊
mitohy foana ny fandraisana na aty aminy cabinet n'a a domicile.

20/10/2024

Courbatures ve ianao???

Salama daholo ☺️☺️ Mamely Mafy izao ny grippe 😤Ndao hampiakatra ny hery fiarovana Aminy alalan'ny Otra ary eee.
18/10/2024

Salama daholo ☺️☺️

Mamely Mafy izao ny grippe 😤

Ndao hampiakatra ny hery fiarovana Aminy alalan'ny Otra ary eee.

13/09/2024

Salama daholo ☺️☺️
Vita izay ny fitetezam-paritra , isika eto tana Dia mahazo tombony satria d efa eto ny tenako😊
Atsoy Ary ny 0341186849 .
Mirary soa daholo

Salama daholo eee🥰Akoatran'ny manotra Dia fahafinaretako ity manao voyage ty
29/07/2024

Salama daholo eee🥰
Akoatran'ny manotra Dia fahafinaretako ity manao voyage ty

+1ans 🎉Mbola vonona hizara fahasoavana🎈
07/07/2024

+1ans 🎉

Mbola vonona hizara fahasoavana🎈

Salama daholo ☺️😊  Inona no mety aminareo Ilay prestation à domicile ve sa Ilay manantona ny cabinet ???Manomboka ny fah...
01/07/2024

Salama daholo ☺️😊

Inona no mety aminareo Ilay prestation à domicile ve sa Ilay manantona ny cabinet ???

Manomboka ny faha 10 jolay Zao za Dia manatateraka iraka Kely any Aminy faritra fa ny vola Septembre vao Tonga eto Tana .
Mandritran'izay anefa dia Raha a domicile no betsaka mangataka eto Dia mihatsara n'y fomba fiasa satria hanao ny fomba rehetra Aho mba ahavoaray anareo rehetra
Raha Ilay manantona ny cabinet indray Dia vao Tonga za d EFA misokatra ny Salon vaovao Izay disponible isan'andro na aminy Alina Ary .
Misaotra antsika rehetra Téo fona Ary mametraka fitokisana amiko isan'andro🙏🙏🙏

Salama daholo☺️ Ato fona za fa nohon'ny fahatereny fotoana d tsy afaka mijanona ela aminy page Dia izay no mahatonga Ila...
06/06/2024

Salama daholo☺️
Ato fona za fa nohon'ny fahatereny fotoana d tsy afaka mijanona ela aminy page Dia izay no mahatonga Ilay hafatra miafina alefanareo tsy voavaly.
Mangatsika izao ny andro Dia mihetsika daholo ny aretik'ozatra sy n'y vanin-taolana ka izay indrindra no anoratako Kely anio.
-Fady ny manotra ny aretina pahazo ny vanin-taolana (Arthrose, Goty,sns....) ,
Fitsaboana aminy alalan'ny fihetsika(kiné) no Azo atao amzay arahina Ilay régime alimentaire tsy maintsy atao .
Izay tena piotra amiko Dia mahay tsara Ilay hoe apoaka rehefa vita ny otra☺️.

Averiko eto iany ity hoe :Lehilahy ny panotra Dia ny tenako irery iany fa mandray ny olona rehetra Na lahy na vavy,Zaza, ankizy , tanora,antitra , tsy manotra vehivavy mitondra voka Aho.

Tel:0341186849

Salama daholo ☺️😊 Mangatsika izao ny Andro Dia mihetsika daholo ny karazana aretina mitaiza rehetra 🥲-Ny réflexologie pl...
15/05/2024

Salama daholo ☺️😊
Mangatsika izao ny Andro Dia mihetsika daholo ny karazana aretina mitaiza rehetra 🥲
-Ny réflexologie plantaire Dia fisorohana mialoha, Ary mitsabo maharitra.
-tsy natao hoan'ny olona maika anefa ny réflexologie izany hoe tsy vonjy taitra( ohatra hoe manao hémorragie Ilay olona Dia hitady reflesotherapaite) torohevitra no afaka omena AO anatin'izany vonjy taitra izany.
-Mirary fahasalamana daholo Ary oh

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Masseur Thérapeute Angelo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram