Cabinet de Massage Onjanirina

Cabinet de Massage Onjanirina Cabinet de Massage : Mitsabo ny Aretina rehetra amin'ny alalan'ny otra par point!

Marihana fa ny fandraisana dia ny Alatsinainy hatramin'ny Asabotsy amin'ny 06h30 maraina hatramin'ny 05 ora hariva!
12/07/2022

Marihana fa ny fandraisana dia ny Alatsinainy hatramin'ny Asabotsy amin'ny 06h30 maraina hatramin'ny 05 ora hariva!

Marihana fa tsy mifidy izahay fa dia tsaboina sy raisina avokoa na dia ny zaza toy izao ary! tsy miova ny toerana Ambodi...
07/07/2022

Marihana fa tsy mifidy izahay fa dia tsaboina sy raisina avokoa na dia ny zaza toy izao ary! tsy miova ny toerana Ambodin'isotry ary efa ireo ihany koa ny laharana! dia mirary soa antsika rehetra hatrany! Onja Jamba sy ny ekipan'ny Cabinet de Massage Onjanirina rehetra!

Nohon'ny fangatahan'ny Maro dia indro ary ny Pejy ofisialy ny Cabinet de Massage Onjanirina! aza misalasala mametraka fa...
06/07/2022

Nohon'ny fangatahan'ny Maro dia indro ary ny Pejy ofisialy ny Cabinet de Massage Onjanirina! aza misalasala mametraka fanontaniana fa ho valiana arak'izay tratra ary aza adino ny mi👍 sy mipartage! Mankasitraka amin'ny fiarahantsika miasa! dia mirary fahasalamana ho antsika rehetra!

06/07/2022
06/07/2022

Address

Ambodin'isotry
Antananarivo
101

Telephone

+261349742168

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet de Massage Onjanirina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Cabinet de Massage Onjanirina:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram