Alliance Médicale

Alliance Médicale Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Alliance Médicale, Medical and health, Antananarivo.

🏠 intervention à domicile
🧑‍⚕️consultation à domicile/soins/ gardes
🚨 services d'urgences medicales
🩺 Médecine générale/ spécialisée
🚑 transferts médical
📝conseil et orientation médical
♿ aide et assistance aux personnes âgées

📞 0383764853

Pharmacie de garde27 décembre 2025 au 03 janvier 2026
28/12/2025

Pharmacie de garde
27 décembre 2025 au 03 janvier 2026



28/12/2025

🛑 diabetique sy ny fety
✅ Fehezo ihany ny tenda, hoano ny fanafody, manaova sport

27/12/2025

🛑fety ny andro(sakafo matsiro, be menaka, jus, labiera,sns)
✅Misotro rano, 1,5l/j, misotro thé vert (manadio aty)

🎀 𝐎𝐜𝐭𝐨𝐛𝐫𝐞 𝐑𝐨𝐬𝐞 : ity volana ity dia fotoana iaraha-mizara firaisankina, fanantenana ary herim-po. Tsara ny mampatsiahy a...
06/10/2025

🎀 𝐎𝐜𝐭𝐨𝐛𝐫𝐞 𝐑𝐨𝐬𝐞 : ity volana ity dia fotoana iaraha-mizara firaisankina, fanantenana ary herim-po.

Tsara ny mampatsiahy antsika fa tsy ny vehivavy na olona iray ihany no voakasiky ny homamiadan’ny nono fa ny olona rehetra.

Ndao ary hanao fitiliana dieny izao satria fihetsika feno fitiavana ho an’ny tena, ary koa ho an’ny fianakaviana izany.

🎀 𝐎𝐜𝐭𝐨𝐛𝐫𝐞 𝐑𝐨𝐬𝐞 : un mois de solidarité, d’espoir et de courage partagé — parce qu’ensemble, en famille et en communauté, nous sommes plus forts.

Le cancer du sein ne touche pas qu’une personne : il bouleverse toute une famille. Alors faisons-nous dépister car c’est un geste d’amour pour soi, mais aussi pour ses proches.

💗🌷🔹💗🌷🔹💗🌷🔹💗🌷🔹💗



🎗 Octobre Rose : mois de lutte contre le cancer du sein 📍Le mois d'octobre est dédié à la sensibilisation et à la lutte ...
05/10/2025

🎗 Octobre Rose : mois de lutte contre le cancer du sein

📍Le mois d'octobre est dédié à la sensibilisation et à la lutte contre le cancer du sein. L’objectif est clair : encourager les femmes au dépistage.

👉 Le dépistage sauve des vies : il réduit le nombre de décès, permet une détection précoce, augmente les chances de guérison et évite des traitements plus lourds et agressifs.

🔬 Le cancer du sein reste l’un des plus meurtriers.

⚠️2,3 millions de nouveaux cas et plus de 666 000 décès en 2022 dans le monde🌏.

⚠️En Afrique subsaharienne🌍, le nombre de cas et de décès pourrait augmenter de près de 90% d’ici à 2040.

💗 Au-delà des chiffres, la maladie a un impact psychologique important, affectant la confiance et le bien-être des femmes.

📌Du 1er au 31 octobre, nous rappelle que la lutte continue, mais aussi qu’il existe un grand espoir de vaincre le .

🌸 À toutes les femmes👩 : pensez au dépistage.

🫂Ensemble, protégeons notre santé.

👇Quelques conseils pour réduire le risque du cancer du sein.




❗❗𝘽𝙀𝙁𝙀𝙇𝘼𝙏𝘼𝙉𝘼𝙉𝘼 sa 𝙃𝙅𝙍𝘼 ❗❗✅ Betsaka no tsy mahay manavaka ny BEFELATANANA (HJRB) sy ny HJRA. Ka maro ireo marary no very ...
04/10/2025

❗❗𝘽𝙀𝙁𝙀𝙇𝘼𝙏𝘼𝙉𝘼𝙉𝘼 sa 𝙃𝙅𝙍𝘼 ❗❗

✅ Betsaka no tsy mahay manavaka ny BEFELATANANA (HJRB) sy ny HJRA. Ka maro ireo marary no very hoe aiza no haleha raha izao no aretiko.

🌱- HJRA : Hôpitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona, dia eo Anosy no misy azy.
🌱- HJRB : Hôpitaly Joseph Raseta Befelatanana, dia eo Mahamasina ambony no misy azy.

👉🏿- Ao amin'ny HJRA no hoentina ny marary raha toa ka mila fandidiana, na tratran'ny lozampifamoivoizana, na ratra mila zairina.
👉🏿- Ao amin'ny HJRB indray dia fitsaboana ireo aretina rehetra tsy mila fandidiana.

___________

❌❌ Ireto avy ary ireo service misy ao amin'ireo Hôpitaly lehibe 2 eto Antananarivo ireo.

🔴 :
👉 Service d'Accueil-Urgences-Réanimation ⭐(vonjy aina sy fameloman'aina)
👉 Service de Cardiologie ⭐(fitsaboana ny fo sy tosidrà avo ary ny aretiny lalandrà)
👉 Service d'USIC ⭐(fitsaboana ny fo sy tosidrà avo ary ny aretiny lalandrà)
👉 Service de Néphrologie et d'hémodialyse ⭐(fitsaboana ny voa sy dialyse)
👉 Service de Hépato-Gastro-Entérologie ⭐(fitsaboana ny aty, vavony, tsinay)
👉 Service Pavillon spécial ⭐(salle payante)
👉 Service de Rhumato-Dermatologie ⭐(fitsaboana ny vanintaolana sy ny hoditra)
👉 Service d'Endocrinologie et Diabétologie ⭐(fitsaboana diabeta sy aretiny hormones)
👉 Service de Neurologie ⭐(fitsaboana atidoha sy ny AVC)
👉 Service de Psychiatrie ⭐(fitsaboana ireo marary saina)
👉 Service de Maladies infectieuses et parasitaires ⭐(fitsaboana areti-mifindra)
👉 Service de Pneumologie et Phtysiologie ⭐(fitsaboana ny avokavoka sy tuberculose)
👉 Service de Pédiatrie ⭐(fitsaboana zaza)
👉 Service d'Imagérie médicale ⭐(fitiliana @ radio, echo, scanner)
👉 Service de Radiothérapie ⭐(fitsaboana homamiadana)
👉 Service de Laboratoire ⭐(fitiliana ny rà)
👉 Service de Rééducation fonctionnelle ⭐(fanorana, famerenana @ laoniny ny tanjaka, fitsaboana ireo manana kilema)

🔴 :
👉 Service d'Urgences ⭐(fandraisana ny vonjy aina)
👉 Service de Traumatologie et Orthopédie ⭐(fitsaboana ny taolana tapaka sy olona may)
👉 Service de Réanimation médicale et Toxicologie ⭐(famelomana ireo marary be tsy mila fandidina sy ireo voapoizina)
👉 Service de Réanimation chirurgicale ⭐(famelomana ireo avy nodidiana)
👉 Service de Neurochirurgie ⭐(fandidiana loha sy ny hazondamosina)
👉 Service de Chirurgie viscérale ⭐(fandidiana ny kibo sy ny taova rehetra ao)
👉 Service de Chirurgie pédiatrique ⭐(fandidiana zazakely)
👉 Service d'Urologie ⭐(fitsaboana ny taovampananahany sy famaniany lehilahy-vehivavy)
👉 Service de Réanimation néphrologique ⭐(fitsaboana ny voa marary sy dialyse)
👉 Service d'Ophtalmologie ⭐(fitsaboana sy fandidiana maso)
👉 Service de Chirurgie thoracique ⭐(fandidiana ny tratra sy ny avokavoka)
👉 Service de Chirurgie vasculaire ⭐(fandidiana ny lalandrà)
👉 Service d'Oncologie adulte ⭐(fitsaboana ny homamiadany olondehibe)
👉 Service d'Oncologie pédiatrique ⭐(fitsaboana ny homamiadany zaza)
👉 Service de Laboratoire d'analyse médicale ⭐(biochimie, hématologie, bactériologie, immunologie)
👉 Centre de traitement des Hémophiles et des Drépanocytaires ⭐(fandraisana an- tanana ny marary tratry ny hémophilie sy ny marary tratry ny drépanocytose : faingosela)
👉 Centre régional de la transfusion sanguine ⭐( izay mamoaka rà ho an'ny Hôpitaly eto Antananarivo sy ny manodidina)
👉 Service d'Anatomo-pathologie ⭐(fitiliana @ microscope ny foto-traretina)
👉 Service d'Imagerie médicale ⭐(fitiliana @ radio, echo, scanner, irm)
👉 Service d'Obstétrique ⭐(Pavillon Sainte Fleur, fiterahana sy fandidina bevohoka)
👉 Service de Rééducation fonctionnelle ⭐(fitsaboana ireo manana kilema)
🖋️Inona vaovao Dokotera

🔴 𝙏𝙊𝙉𝙂𝙊𝙇𝙊 𝙂𝘼𝙎𝙔 🧄 | Ny fihinànana tongolo gasy hasiny 04 isanandro dia miaro ny fo sy ny lalandrà :  ⭕ Mampilamina ny tos...
04/10/2025

🔴 𝙏𝙊𝙉𝙂𝙊𝙇𝙊 𝙂𝘼𝙎𝙔 🧄 |

Ny fihinànana tongolo gasy hasiny 04 isanandro dia miaro ny fo sy ny lalandrà :

⭕ Mampilamina ny tosidrà avo
⭕ Mampihena ny menaka ratsy anaty rà na ilay ataon tsika hoe Cholestérol
⭕ Manampy mba hampikoriana tsara ny rà

🛑 tsy mahasolo fanafody kosa, ary raha efa mihinana fanafody hoan'ny tosi-drà ambony dia tsy tapahana ny fihinanàna izany.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261326060967

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Alliance Médicale posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram