Massage a domicile tana

Massage a domicile tana 🌻Salama tompoko aza misalasala mifandray aminay ra mila fanampiana
🌻
☎📞0386580001📞☎

Matetika dia amin'ny alina no misy marary tampoka ao antrano, satria niasa mafy ny vatana sy ny saina nandritra ny tonto...
04/09/2025

Matetika dia amin'ny alina no misy marary tampoka ao antrano, satria niasa mafy ny vatana sy ny saina nandritra ny tontolo andro ka mampaneno ny alarmeny amizay ny vatana ny alina.

Ny zaza no matetika marary amin'ny alina.

➡️Stress(adi-tsaina), insomnie(tsy fahitan-tory), maux de tête(aretina an-doha), indigestion(tsy mahalevon-kanina), sns.......

Ireo ary ny point o***a, hatao moramora raha toa ka fantatra ny maharary ilay olona.
Adramo amin'ny tenanao aloha ilay otra 😁

Asiana menaka (mety daholo rehefa menaka fa tsy baume tigre) dia misosa ho azy ny tanana manotra, na ho***a amin'ny kihontanana amizay azo tsara ilay point, baguettes fihinanan'ny sinoa koa mety be♥

➡️Raha toa indray ka reraka ianao dia maka koveta, asiana rano matimaty sy sira vaingany 1sotro fihinana, hatao ao ny tongotrao ary hatao difotra ka halona 10minitra dia heso***a.

Ny sira dia mitroka ilay havizanana sy stress ao amin'ny vatanao ary mahatsiaro maivamaivana ianao rehefa avy mandona tongotra amin'ny ranontsira. Manala ny courbatures amin'ny vatana rehetra ihany koa ny sira.
👉Massage a domicile Tana👈
☎0386580001☎

🥰🥰🥰🥰🥰

📢Massage a domicil Tana📣🌻🌼De mbola mahafaly anay fona ny mampafatra anareo fa izahay dia ...👉Manao massage generale 👉Mas...
03/09/2025

📢Massage a domicil Tana📣
🌻🌼De mbola mahafaly anay fona ny mampafatra anareo fa izahay dia ...
👉Manao massage generale
👉Massage relaxant
👉Manala havizanana,strèsse
👉Mandamina tosi-dra
👉Manasitrana sy miaro amin'ny aretina maro
👉Manotra olona marary nerf sciatique ,rera-dava,tsy mety mahazo aina sns Aza misalasala Ary mifandray aminay ra misy azonay anampiana anao tompoko.
🚘Massage á domicile ou a l'hôtel
📞☎️0386580001☎️📞

02/09/2025
Fomba 3 hahafahana manala rivotra amin'i zazakely😍😘1- Ory moramora manaraka ny fiodinany famataran'andro [Sary 1]2- Trot...
12/06/2025

Fomba 3 hahafahana manala rivotra amin'i zazakely😍😘

1- Ory moramora manaraka ny fiodinany famataran'andro [Sary 1]

2- Trotroina na apatoriana manindry kibo izy(tandrema tsara ny fametrahana ny loany) [sary 2]

3- Hahetsika ohatrany mivohy bisikileta ny tongony roa, manantona ny kibony ny loaliny [sary 3]

Torohevitra kely hanamavaina ny resaka rivotra amin'ny zazakely fotsiny ihany ireo☺

Tsara hatrany ny manantona mpitsabo natokana hoan'i zazakely🙏

- Fadimbolana mikorontana- Olona te hiteraka.Potsero io point io. Atao ny tongotra 2.Raha marary io dia porofo izany fa ...
19/03/2025

- Fadimbolana mikorontana
- Olona te hiteraka.

Potsero io point io. Atao ny tongotra 2.
Raha marary io dia porofo izany fa misy tsy mety ny fitaovam-pananahanao ( appareil génital). Potsipotsero foana mandrapaha tsy maharary azy intsony.!
👉Massage a domicile tana👈
☎0386580001☎

🍓POINT MASSAGE🍓(Ho  nangataka t@ MP,mety na ankizy na olon-dehibe)🍒Matetika dia amin'ny alina no misy marary tampoka ao ...
10/03/2025

🍓POINT MASSAGE🍓
(Ho nangataka t@ MP,mety na ankizy na olon-dehibe)
🍒Matetika dia amin'ny alina no misy marary tampoka ao antrano, satria niasa mafy ny vatana sy ny saina nandritra ny tontolo andro ka mampaneno ny alarme-ny amin'izay ny vatana ny alina.

Ny zaza no matetika marary amin'ny alina.

🍒Stress(adi-tsaina), insomnie(tsy fahitan-tory), maux de tête(aretina an-doha), indigestion(tsy mahalevon-kanina), sns.......

🍒Ireo ary ny point o***a, atao moramora raha toa ka fantatra ny maharary ilay olona.
Andramo amin'ny tenanao aloha ilay otra 😁

🍒Asiana menaka (mety daholo rehefa menaka)dia misosa ho azy ny tanana manotra, na o***a amin'ny kihon-tanana amin'izay azo tsara ilay point.

🍒Raha toa indray ka reraka ianao dia maka koveta, asiana rano matimaty sy sira vaingany 1sotro fihinana, atao ao ny tongotrao ary hatao difotra ka alona 10minitra dia eso***a.

🍒Ny sira dia mitroka ilay havizanana sy stress ao amin'ny vatanao ary mahatsiaro maivamaivana ianao rehefa avy mandona tongotra amin'ny ranon-tsira. Manala ny courbatures amin'ny vatana rehetra ihany koa ny sira.

09/03/2025
👉Ireto ny dikany amin'ny teny Malagasy:👉Tension: Fihenjanana👉Migraine: Fanaintain-doha mafy👉Sinus: Halan-koditra (na are...
23/02/2025

👉Ireto ny dikany amin'ny teny Malagasy:

👉Tension: Fihenjanana

👉Migraine: Fanaintain-doha mafy

👉Sinus: Halan-koditra (na aretin-tenda amin'ny halan-koditra)

👉Cluster: Fanaintain-doha miverimberina amin'ny fotoana voafaritra

👉Hormones: Hormôna

👉Neck: Tendany(vozona)

👉TMJ (Temporomandibular Joint): Fivontosana na fanaintainan'ny tonon-taolan'ny valanorano

👉Stress: Fihenjanana ara-tsaina (na adin-tsaina)

19/02/2025

🌻Points rhumatismes, arthrite, arthrose, goute.
Atao ny tongotra 2 dia ampio traitement naturel.
Tantely 2 sotro lehibe +cannelle 1 sotrokely isa maraina, efficace be am arthrite sy arthrose.
Mila maharitra am fanorana fa tsy vety2 ny mitsabo an'ireo.
☎️0386580001☎️
👉Massage à domicile tanà👈

03/02/2025

🏵️KAMBON'ORONA - KAMBON'TENDA🌻

👉Betsaka ny manontany ny vidin'ny fandidiana kambon'orona na kambon'tena. Ny réflexologie dia manana points mandevina tanteraka ireo.

O***a daholo ny tongotra 2.
Mila mahavatra am ny otra satria tsy levona eo ho eo ny kambo. Ny fanaintainana matetika am ny réflexologie dia minitra vitsy2 aorian'ny otra dia misinda izany (nify na aretina an-doha ohatra), fa misy ny maharitra andro maromaro ary misy amam-bolana vao afaka, toan'ny faniriana zaza na ny homamiadana ohatra. Fa tsy maintsy mavatra ary maharitra am ny otra.

Amin'ny ankapobeany, 3mn isaky ny point no tokony hanorana, misy point potserina 30 segondra, 1 mn dia avela. Raha te hampihena vatana ohatra, misy point manakana ny hanohanana izay potserina 2mn saingy atao matetika am 1 andro dia tsy te hinan-kanina mihitsy hianao. Ny point am ny fo no tsy azo o***a mihoatra ny 3mn ary 1 mandeha isan'andro ihany satria efficace be io ka lasa miasa mafy indray ny fo dia reraka avy eo ary mitarika "collapsus cardiaque" na fo tsy mitempo intsony. Ankoatr'izay, arakaraka ny maha ela ny otra no maha efficace azy.
👉Massage a domicil tana 👈
☎️0386580001☎️
Mirary fahasalamana tanteraka ho antsika rehetra hatrany tompoko! 💓

26/11/2024

🏵POINT DIABÈTE SY TENSION🌹

Voasokajy ho isan'ireo marefo ny olona voan'ny diabète sy ambony tosi-drà. Mora dia mora anefa ny mitsabo tanteraka ireo amin'ny alàlan'ny otra "réflexologie" raha toa ka mavatra miotra ny olona voan'izany. Azo ataon'ilay marary irery ny otra fa tsy voatery mila olona hafa.

Atao ny tongotra 2. Asio menaka manamora ny otra.
Arakaraka ny maha ela ny otra no maha efficace azy.

1/isan'andro farafahakeliny fa tsy mampaninona na in-2 aza.
3mn isaky ny point farafahakeliny, ny mihoatra tsy maninona.
Mila mahavatra am ny otra fa tsy hoe manao tsindraindray ihany.
Mila misotro rano betsaka, farafahakeliny 1,5l isan'andro.
Mila faharetana fotsiny fa azo antoka ny vokatrin'ny réflexologie.
👉Massage a domicile tana👈
☎0386580001☎
Mirary fahasalamana tanteraka ho antsika rehetra tompoko! 💪💪💪

Address

Bis 147 B
Antananarivo

Telephone

+261386580001

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Massage a domicile tana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram