JMED Ny fahasalamana no voalohankarena

07/07/2024

🌹 Mirary Alahady mahafinaritra 🌹

Mirary herinandro mahafinaritra hoantsika rehetra sahady ety ampanombohana🌹Indro Ary ny fintina antsary ny asa vita nand...
02/07/2024

Mirary herinandro mahafinaritra hoantsika rehetra sahady ety ampanombohana🌹

Indro Ary ny fintina antsary ny asa vita nandritra izay taona 1 niasana sy nitsangananay izay, manasa anao hijery finaritra 🙂

Misokatra rehetra, mandray torohevitra/sosonkevitra raha misy😘

🛑Manasa hiditra miafina raha misy fanotaniana

30/06/2024

Torohevitra tsotsotra amin'izao Andro mangatsiaka mamirifiry bé izao🥶🥶🥶

👉 Akanjo mitana hafanana atao farany anatiny rehefa miakanjo (oh: pull...)

👉 Manaova "gant tanana", satrokaba mba tsy ho votonkatsiaka bé

👉 Misotroa rano betsaka, eny fa na tsy mangatsiaka aza....

🛑Hahasoa anao ireo, indrindra ireo hanala fanadinana ihay koa
Mirary soa

29/06/2024

🛑 Ela tsy hita izahay fa variana tamin'ny asa sur TERRAIN 🛑

Hiverina miandalana ny fizarana Ary hoavy tsy ho ela ihany koa ny sary famintinana...🙂🙂

23/01/2024

🤔🤔 Maromaro Zay trangana ARETIMPIVALANANA hita tato ho atao zay

⚠️ SASAO amin'ny RANO + SAVONY ny Tanana alohan'ny hisakafo❗❗

16/01/2024

Tsy tsara ny manao Dokotera tena
👉 Manantona tobimpahasalamana raha misy tsy azoazo

13/01/2024

"Sarobidy ny Fahasalamana"

Mirary WEEK-END mahafinaritra ho antsika rehetra 🙏

13/01/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rémi Fidisoa, Alex Rigour

Mirary taona zina sy feno fahombiazana hatrany ho antsika rehetra 🙂🌹
03/01/2024

Mirary taona zina sy feno fahombiazana hatrany ho antsika rehetra 🙂🌹

🛑 Activité namaramparanana ny taona 2023 izay niarahana niasa tamin'ny AAP Times : Fanabeazana sy Fahasalamana👉 Fizaham-...
01/01/2024

🛑 Activité namaramparanana ny taona 2023 izay niarahana niasa tamin'ny AAP Times : Fanabeazana sy Fahasalamana
👉 Fizaham-pahasalamana maimaipoana sy fizarana fanafody
👉 Fitiliana Diabeta maimaipoana, tsy ankanavaka

⚠️ Misokatra hatrany ihany koa raha misy Liana 2024 Zao🙂

🌹Sary manaraka :Fintina an'ireo publication nandalo teto  nandritra n'y taona 2023...👌👌
01/01/2024

🌹Sary manaraka :
Fintina an'ireo publication nandalo teto nandritra n'y taona 2023...👌👌

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261332064742

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JMED posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to JMED:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram