Bio Pharma

Bio Pharma Bio pharma dia natao hizarana antsika ny toro-hevitra momba ny fahasalamana sy ireo vokatra natoraly

14/02/2026

Rankizy a ! Tsy ny sex-nao, fanaovana shooting n**e, libertin, sns...
No ahazoana IPHONE 13
Ampiasaina ilay cerveau

SARO-PANTARINA.Maro ny mametra-panontaniana hoe: Inona no ahaizana olona  ray tena tia.Ireto zavatra telo ireto tsy mora...
14/02/2026

SARO-PANTARINA.

Maro ny mametra-panontaniana hoe: Inona no ahaizana olona ray tena tia.

Ireto zavatra telo ireto tsy mora ny mamantatra azy:

1- VOALAVO.

Mitovitovy bika ny voalavo hany ka tsy dia misy mahay manavaka azy loatra, matetika rehefa mahita azy mitsoaka iny isika heverintsika mbola ilay teo ihany nefa mety efa hafa koa iny.

2- LALITRA.

Ity koa manana bika mitovy ka tsy hay ny manavaka izay mivezivezy eo

3- LEHILAHY TIA SY TSY TIA.

Ireo manko samy milaza tia ary samy milaza vonona ka maro no voafitaka.

De tsy haiko zany hamaritra oe tena Tia ny olona iray 😄😂

refa mety aminao de EFA idiro fotsiny de any ndray mihita anazy 🤣🤣🤣

Mirary fetiny mifankatia ho anareo rehetra eee ❤️🥰😁

efa notsaboina avieo niverina indray ? oui tranga matetika fahita io rehefa tratrany aretina azo avy aminy firaisana ara...
13/02/2026

efa notsaboina avieo niverina indray ?

oui tranga matetika fahita io rehefa tratrany aretina azo avy aminy firaisana ara-nofo

Mety ho 3 no Antony
1- na Ilay fanafody nampiasainao tsy nahafaka Ilay aretina fa juste nalemy fotsiny izy de lefilefy Ilay aretina de nijanona Kely .. indrindra moa raha fanafody simaika no ampiasaina dia tsy mahafaka tanteraka anazy ireny

2- matetika isika rehafa manao fitsaboana. vo miala fotsiny Ilay fanaintainana na Ilay bouton sy hidihidy ireny dia .efa ajanona ny fanafody.de milaza fa sitrana ..tsia.tsy oe rehafa miala ireny dia sitrana hianao ..fa Mila manao fizaham-pahasalamana mihitsy oe tena fongana hatrany anaty vé ? Sa Ilay Taty ivelany ihany no niala. raha ireny aretina ireny dia tsy possible ho sitrana ao anaty 5 na 10 andro izany . maharitra fitsaboana anio raha tena te ho afaka tanteraka izany

3- anisany tena olana koa ity ..raha manambady Ilay olona na mañana SIPA . na iray tsisy fambara .fa Ilay misy fambara ihany no manao fitsaboana ..fa avieo miaraka manao RS ihany .. misy indray .tsy te hampahafantatra ny couple aminy oe mañana aretina izy ..de izy ihany no manao fitsaboana fa ny couple aminy tsy manao ..fa avieo manao RS miaraka ihany 🥱
izay le oe Sady mampiditra no mamoka ☺️

rehafa tratrany ireny aretina ireny .na misy fambara n'y couple Aminao na tsia .mila miaraka manao fitilina fona .Ary miaraka manao fitsaboana

Mazava amintsika ngamba Zay

12/02/2026

Tsy porofom-pitiavana ny firaisana ara-nofo 🚫

Mety mifindra ve ny herpès génital na dia tsy misy ratra hita aza?Arahabaina tsy maty fo aman'aina aby isika 🌪️Mbola tsy...
12/02/2026

Mety mifindra ve ny herpès génital na dia tsy misy ratra hita aza?

Arahabaina tsy maty fo aman'aina aby isika 🌪️

Mbola tsy afadoza isika fa mbola misy ito virus mandripaka ito, 👉🏻 ny HERPÈS GÉNITAL izany

😬Ahoana no fifindrany?

Mifindra indrindra amin’ny :

— firaisana ara-nofo (vaginal, a**l, oral)
— fifandraisana mivantana amin’ny faritra voa

🍀ENY, mety mifindra na dia tsy misy fery hita maso aza (antsoina hoe “portage asymptomatique”).

😷 Soritr’aretina mety miseho :
— mangidihidy na mangirifiry amin’ny faritra akaiky
— misy boutons kely na fery
— may rehefa mipi-pipia
— mety misy tazo kely amin’ny voalohany

🍀Matetika dia miverimberina (crises), indrindra rehefa reraka na latsaka ny hery fiarovana.

💬 Inona ny fisorohana tsara indrindra azonao atao manoloana ity virus ity?

Izahay eto @ Natoraly plus Botika dia miombona ka mampahery ny vahoakan'y Tamatavy 🙏💔😓
11/02/2026

Izahay eto @ Natoraly plus Botika dia miombona ka mampahery ny vahoakan'y Tamatavy 🙏💔😓

10/02/2026

🚨Niova filazana miloko MENA ireto Faritra ireto: faritra Atsinanana, Analanjirofo, Alaotra Mangoro, Analamanga ary Betsiboka

ny atao hoe hépatite dia aretina pahazo ny Aty ihany Fa misy karazany betsaka izy io toiny Hépatite A,B, C Hépatite alco...
10/02/2026

ny atao hoe hépatite dia aretina pahazo ny Aty ihany
Fa misy karazany betsaka izy io toiny
Hépatite A,B, C
Hépatite alcoolique
Hépatite alimentaires sns

Fa ny hépatite B mo Zao no asongadina eto
izay anisany betsaka no tratrany satria anisany aretina tena mora mifindra indrindra izy io

Fifampikasohana, fifanohanana, fifandimbiasany Zavatra ampiasaina . firaisana ara-nofo mazava hoazy.ao anaty piscine. Dia ampy ifindrany avokoa

Matetika ireo panao voyage ireny tena mora azahoana anazy koa

fanaovana fitilina matetika no tena zavadehibe Hoan'ny fahasamana

09/02/2026

ny fahadiovany ra no antoka mampihenjana ny filahina ☝️

ALOHANY HIRODONA AMINY FANAMBAFINA RE MBA SAMIA MANAO IRETO KARAZANA FITILIANA IRETO SAO HANENENANA A! FA EFA BETSAKA IR...
09/02/2026

ALOHANY HIRODONA AMINY FANAMBAFINA RE MBA SAMIA MANAO IRETO KARAZANA FITILIANA IRETO SAO HANENENANA A!

FA EFA BETSAKA IREO MANENINA MAFY .
MBA EFA SAMY CV TSARA ZAY VO 🥰🥰🥰🥰🥰

1. VIH (Sida)

2. Hépatite B

3. Hépatite C

4. Génotype (hijerena ny fisian'ny drépanocytose)

5. Sokajin-drà (Rhésus)

6. Profil de fertilité (hoan-dRalehilahy sy Ravehivavy)

7. Areti-mitaiza (diabète, tosi-drà avo,androbe, sns.)

8. MST / IST (Chlamydia, syphilis, angatra, sns.)

9. Fahasalamana ara-tsaina.

10. Thalassémie.🔘

08/02/2026

Hitahy sy hiaro anao mandrakariva anie ny Tompo 🙏💞

Betsaka nareo mitaraina fa sarotra atelina Ilay fanafody fa mangidy bé sns Tonga Ary ity ny vaha olana . gélules mora at...
07/02/2026

Betsaka nareo mitaraina fa sarotra atelina Ilay fanafody fa mangidy bé sns

Tonga Ary ity ny vaha olana . gélules mora atelina Kely tsy maheno mangidy intsony rehefa mihinana azy 🥰😁

Efa hitanao eny @ Botika Natoraly plus Tananarivo

Address

Antananarivo

Telephone

+261342202525

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bio Pharma posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram