MITIA Service

MITIA Service La page MITIA service, velomin'ny Coach Tokinao, dia manampy anao hahita vady. MITIA Service page, enhanced by the coach Tokinao, helps you find your loved one.

La page MITIA service, gérée par le Coach Tokinao vous aide à trouver votre âme-sœur.

25/02/2021

Misaotra anareo nanome fitokisana ny Mitia Service tamin'iny tolotra "onlmine dating - olontiana voadinika" iny. Aza adino ny mandefa retour aty aminay : nihaona ve ianareo ? mifanaraka tsara ve ?

Ho an'ireo somary taraiky fisoratana anarana, dia homenay anareo amin'ny faran'ny volana febroary izao ny "profil" mifanaraka indrindra aminareo.

Misaotra indrindra ô!

x x x x MPIFANKATIA VOADINIKA - 14 feb 2021 x x x x Mpitovo, mananontena sa nisara-bady ve ianao ?Leo mitady izay ho sil...
06/02/2021

x x x x MPIFANKATIA VOADINIKA - 14 feb 2021 x x x x

Mpitovo, mananontena sa nisara-bady ve ianao ?
Leo mitady izay ho silam-panahy?

Afaka manampy anao izahay hahita ilay irin'ny fonao, mialoha ny
fetin'ny mpifankatia dia hampifandraisinay ilay mifanaraka aminao

Ahoana ary no atao?
Alefaso mailaka aty aminay (mitiaservice@yahoo.com) ireto :
- pejy voalohany @ CIN-nao
- formulaire .doc nofenoina (alaivo etsy @ commentaire ny lien)
-fanamarinana (réference) ny fandoavana ny saram-pandraisana anjara 3000ar Mvola (nalefa amin'ny 034.01.189.63)

Apetraho amin'ny traikefanay ny fitokisanao fa efa maro no nahazo
tombotsoa.

x x x x x ONLINE DATING - 14 fév 2021 x x x x x Es-tu célibataire, veuf(ve) ou divorcé(e) ?Es-tu fatigué(e) de chercher ...
06/02/2021

x x x x x ONLINE DATING - 14 fév 2021 x x x x x

Es-tu célibataire, veuf(ve) ou divorcé(e) ?
Es-tu fatigué(e) de chercher ton âme-soeur ?

Nous pouvons t'aider à chercher ton élu(e). Avant le jour du St
Valentin, nous te mettrons en contact avec la personne la plus
compatible à toi, parmi les inscrits de notre base de données.

Pour t'inscrire, envoie-nous au mitiaservice@yahoo.com :
1- une copie de la 1ère page de ta CIN
2- le formulaire (téléchargable au https://drive.google.com/file/d/1LWu0RAysumN7hFymmsLNV_bvHhWToV3K/view?usp=sharing) que tu as préalablement rempli
3- la réference de l'envoi du frais de participation de 3.200Ar par Mvola au 034.01.189.63 ou par Airtel Money au 033.62.532.01
(200ar étant le frais de retrait)

Aie confiance en nous! Nous sommes expert en "compatibilité" de couple.

(TOLOTRA TALOHA ITY)Te hahita ny sila-panahinao 💑ve ianao mandritra ny fihobohana (confinement) ?Eny, araraoty ny fotoan...
09/04/2020

(TOLOTRA TALOHA ITY)
Te hahita ny sila-panahinao 💑ve ianao mandritra ny fihobohana (confinement) ?
Eny, araraoty ny fotoanan'ny "Coronavirus" hikarohana ny 💞silapanahinao 💞eto amin'ny facebook! Eto daholo ankehitriny ny mpitovo rehetra (🙍‍♀️🙍‍♂️). "Mitia Servive" moa dia hanampy anao, satria lazao azy ao amin'ny hafatra miafina (message privé ) ny momba anao sy ny karohinao, dia hikaroka ho anao izy.

Ampahafantaro àry ny mombamomba anao!
Alefaso hafatra miafina (message privé) ato amin'ny pejin'ny "Mitia Servive" ny momba anao sy ny karohinao, dia hikaroka ho anao izy. Ny drafitra momba izany fampahafantarana izany moa dia hitanao etsy amin'ny "commentaire".
Alefaso ary e! Miandry anao ilay olon-tianao.

NB : tsy ho hitan'ny olona hafa ny momba anao, afa-tsy ny mpandrindra (admin) ihany. Aza manahy 🧘‍♀️🧘‍♂️.

Alefaso àry e 🤳.

(OFFRE DURANT LE CONFINEMENT DE 2020)𝗘𝘁 𝘀𝗶 𝘃𝗼𝘂𝘀 𝗿𝗲𝗻𝗰𝗼𝗻𝘁𝗿𝗲𝘇 𝘃𝗼𝘁𝗿𝗲 𝗮̂𝗺𝗲-𝘀œ𝘂𝗿 𝗽𝗲𝗻𝗱𝗮𝗻𝘁 𝗹𝗲 𝗰𝗼𝗻𝗳𝗶𝗻𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁Oui, profitez de cette ...
05/04/2020

(OFFRE DURANT LE CONFINEMENT DE 2020)
𝗘𝘁 𝘀𝗶 𝘃𝗼𝘂𝘀 𝗿𝗲𝗻𝗰𝗼𝗻𝘁𝗿𝗲𝘇 𝘃𝗼𝘁𝗿𝗲 𝗮̂𝗺𝗲-𝘀œ𝘂𝗿 𝗽𝗲𝗻𝗱𝗮𝗻𝘁 𝗹𝗲 𝗰𝗼𝗻𝗳𝗶𝗻𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁

Oui, profitez de cette période, car les beau-gosses 🙍‍♂️ et belles gosses 🙍‍♀️ sont tous et toutes sur Facebook. Confiez vous à 𝑀𝐼𝑇𝐼𝐴 𝑠𝑒𝑟𝑣𝑖𝑐𝑒 : envoyez votre profil sous forme de message privé sur la page de 𝑀𝐼𝑇𝐼𝐴 𝑠𝑒𝑟𝑣𝑖𝑐𝑒 et nous ferons tout le reste.

𝗙𝗮𝗶𝘁𝗲𝘀-𝘃𝗼𝘂𝘀 𝗰𝗼𝗻𝗻𝗮𝗶̂𝘁𝗿𝗲, 𝗲𝗻 𝗴𝗮𝗿𝗱𝗮𝗻𝘁 𝘃𝗼𝘁𝗿𝗲 𝗮𝗻𝗼𝗻𝘆𝗺𝗮𝘁 !

Envoyez juste votre profil, suivant le canevas (du commentaire), en message privé à 𝑀𝐼𝑇𝐼𝐴 𝑠𝑒𝑟𝑣𝑖𝑐𝑒.

26/03/2020

Resaka "fiaviana" na "origine".

Miarahaba harivariva.

Fepetra (critères) maro no mety hahatonga ny olona roa ho afaka miaraka sy mifanaraka. Fa fepetra iray no ho resahiko, dia ny resaka "fiaviana".

"Tsara raha mitovy fiaviana ny mpivady na mpifankatia".

Ny tena tiako tenenina amin'ny fiaviana eto dia ilay " toerana nahalehibe". Tsy resaka " racisme" io, fa mba hitovitovian'ny fomba fijery. Na tianao na tsy tianao manko dia raiki-tampisaka aminao io fimba fijery, fisaina, fanao mampiavaka ny toerana naha-lehibe anao. Koa raha olona ambany fandeferana ianao (kelikely ny ouverture d'esprit et capacité de tolérance) dia aleo mitady olona mitovitovy fiaviana aminao.

Tsy vato misakana tsy hahasambatra mpivady kosa anefa ny fiaviana tsy mitovy. Rehefa malala-tsaina sy mahay mifandefitra ny roa tonta, dia tsy olana io. Tsy mora amin'ny rehetra anefa izany.

Ny agence Mitia service dia efa nandinika manikana io "compatibilité ara-piaviana io".

Mankasitraka tompoko.

21/03/2020

Miarahaba harivariva!

Misy aminareo (lehilahy) no nampitady ahy : tovovavy manana asa; tsara tarehy, mahafinaritra, tompon'andraikitra, ary manintona.

Dia tahatahaka izao no navaliko azy : araho ny resakay, mba ahalalanao ny MITIA service (azafady fa tamin'ny teny frantsay izy no nanoratra koa dia novaliako amin'ny teny frantsay koa) :

-----######xx a dit : ------------
Bonsoir, je souhaiterais rencontrer une fille qui travaille, belle,gentille, responsable et sexi

-----Voici mes réponses ------------
Bonjour
Sachez que n'importe quel homme cherche une telle femme

Mais ce que je peux vous dire, c'est : même si je vous présente 10 femmes répondant à ces critères ;
vous n'allez pas forcement trouvez votre bonheur. Car vous ne serez pas forcement compatibles.

D'où le service offert par MITIA Service : à part les critères quantifiables et descriptibles (comme
vous les avez exprimés), nous étudions bien d'autres critères ; tels que :
- l'appartenance sociale,
-la provenance ethnique,
-la conviction religieuse, etc
- mais surtout la compatibilité des caractères. (car comme on dit en Malagasy : zaza fito tsy mahafehy trano, fa fanahy fito no mahafehy trano).

18/03/2020

Miarahaba Tompoko,
Ity pejy ity dia natao hanampiana anao mpitovo hahita ny vady mifanaraka aminao.
Miavaka izy ity satria ny mpandinika ara-tsosialy Tokinao no :
- hikaroka izay sahaza anao,
- hanoro hevitra anao

Bonjour !
Etes-vous à la recherche de votre ame soeur ? Alors vous êtes au bon endroit!! Cette page est vraiment spéciale car Tokinao, le grand observateur pourra :
- vous proposer la bonne personne,
- vous conseiller dans votre recherche

Hello!

Wanting to find your ideal partner, you are at the right place. This page is so special because Tokinao, the society Observer is here :
- to suggest you the right person,
- to give you advice

Mitia,

Address

Antananarivo

Opening Hours

Wednesday 14:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261340118963

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MITIA Service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to MITIA Service:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram