Dr Rakotoarisoa Rivo Ophtalmo

Dr Rakotoarisoa Rivo Ophtalmo Il s'agir de bien voir. ~

OPHTALMO-DOKOTERA NY MAS👁️
Diplômé des Universités de Tananarive/Madagascar et Sorbonne/Paris-France

Notre quotidien: prendre soin de tes yeux 👁️
~ Tout n'est pas de voir. Ophtalmologiste diplômé des Universités d'Antananarivo et Sorbonne Paris VI.
- Consultations ophtalmologiques (Enfants et Adultes) sur rendez-vous.
- Chirurgie des yeux.

25/02/2026

Ny zaza tsy mahita tsara tsy voatery hitaraina.
Ny taona voalohany amin'ny fiainana dia vanim-potoana manan-danja tokoa satria mianatra miara-miasa ny atidoha sy ny maso. Raha tsy voahitsy ara-potoana ny tsy fahatomombanana, dia mikorontana io fandrindrana io. Lasa manjavozavo ny fahitan'ny zaza. Noho izany, mila entina any @ dokotera ny zaza alohan'ny faha-eritaonany.
Aza adino ny mizara @ RAD tapaka sy namana.

Send a message to learn more

18/02/2026

Ny any aminareo koa ve tapaka ny jiro?

16/02/2026

Ry RAD:
1️⃣Aza avela mampiasa "écrans" ny zaza ao @ efitranony
2️⃣Aza mampiasa "écrans" ianareo (zaza, ankizy, olondehibe) mandritra ny fotoana ny fisakafoanana
3️⃣Aza omena "écrans" mihitsy ny zaza alohan'ny faha-5 taona
4️⃣ Fero tsy hihaotra ny 30 minitra ny fotoana ampiasa ny ankizy latsaky ny 12 taona "écrans".
Zarao @ RAD tapaka sy namana raha nahasoa anao ny nahalala ity toromarika ity.

15/02/2026
FINTINA ho anao RAD tsy afaka mijery ity vidéo ity:1️⃣Aza avela mampiasa "écrans" ny zaza ao @ efitranony2️⃣Aza mampiasa...
15/02/2026

FINTINA ho anao RAD tsy afaka mijery ity vidéo ity:
1️⃣Aza avela mampiasa "écrans" ny zaza ao @ efitranony
2️⃣Aza mampiasa "écrans" ianareo (zaza, ankizy, olondehibe) mandritra ny fotoana ny fisakafoanana
3️⃣Aza omena "écrans" mihitsy ny zaza alohan'ny faha-5 taona
4️⃣ Fero tsy hihaotra ny 30 minitra ny fotoana ampiasa ny ankizy latsaky ny 12 taona "écrans".
Zarao @ RAD tapaka sy namana raha nahasoa anao ny nahalala ity toromarika ity.

14/02/2026

Manao ahoana ny ao?

13/02/2026

Il y a de l'amour dans les yeux 😍
Sais-tu que la pupille de ton œil se dilate jusqu’à 45% quand tu regardes quelqu’un que tu aimes?
C'est la demain 💕 Qui est cette personne avec qui tu as prévu de passer un petit moment spécial?

11/02/2026

Mankahery antsika rehetra amin'izao fandalovan'ny rivodoza Gezani izao.
Mankahery manokana ireo traboina amin'ny faritra andalovany.
Manao ahoana ny rotsakorana sy rivotra any aminareo any?

  Mamaly ireo fanontanianao isika.Fa maninona no mila raisina an-tanana haingana ny "amblyopie" na "oeil paresseux"?
09/02/2026

Mamaly ireo fanontanianao isika.
Fa maninona no mila raisina an-tanana haingana ny "amblyopie" na "oeil paresseux"?

  "Dokotera, mahita tsara ny zanako. Inona no antony tokony itondrako azy any @ dokoteran'ny maso?"
05/02/2026


"Dokotera, mahita tsara ny zanako. Inona no antony tokony itondrako azy any @ dokoteran'ny maso?"

Firy volana ny zazakelinao ao?
04/02/2026

Firy volana ny zazakelinao ao?

358 Followers, 69 Following, 117 Posts

Parents, sais-tu que si ton enfant ne voit pas bien, il ne se plaindra pas forcément? Il considère sa vision floue ou li...
29/01/2026

Parents, sais-tu que si ton enfant ne voit pas bien, il ne se plaindra pas forcément? Il considère sa vision floue ou limitée comme normale.
Certains signes peuvent vous alerter: son comportement, des éventuels problèmes scolaires, une certaine maladresse...
Dans tous les cas, les dépistages systématiques sont fortement recommandés à:
- 9 mois
- 3 ans
- 6 ans
pour corriger le plus possible le moindre problème visuel pour que le système visuel continue à se développer convenablement.

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261341480226

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dr Rakotoarisoa Rivo Ophtalmo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Dr Rakotoarisoa Rivo Ophtalmo:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram