25/01/2025
HERPES GE***AL
1- Inona no atao hoe "herpès ge***al"
Aretina azo avy amin'ny firaisana ara-nofo tsy voaaro izy io, antsoina hoe Infection Transmissible Sexuellement (ITS), azo avy amin'ny fiparitahan'ny vésicule izay miteraka fanaintainana eo amin'ny taovam-pananahana.
Ireo "vésicules" ireo dia mitsiranoka
2- Toy izao ny fomba fisehony, (tsy voatery hisy zavatra hiseho na misongadina ety ivelany ilay izy)
- Misy mangidihidy na manindrona kely ao amin'ny taovam-pananahana
- Misy mivontovonto kely fotsy na mena, ohatra ny mony somary lehibebe kely (ireo ilay antsoina hoe vésicules)
- Marary rehefa mipipy (infection urinaire)
- Somary misy fanaviana toy ny voan'ny tazo
3- Ahoana ny fomba hifindràny?
- amin’ny alalan’ny fifampikasoana eo amin'ilay faritra misy azy
- na koa misy firaisana ara-nofo amin'ilay olona efa voa
- mety ho vondron'olona efa mitondra ilay virus
- HSV1 (Ambonin'ny valahana)
- HSV2 (Ambanin'ny valahana)
4- Ireo karazana aretina misy ifandraisany amin’ny herpès sy ny mety mahatonga azy
- Aretin’aty (hepatite B na C), izay sarotra kokoa ny mitsabo azy ary matetika lafo ny sandan'ny fitsaboana (fanafody simika)
- Rarin-tsaina (Stress)
- Tsy fahampian'ny sakafo ara-pahasalamana
- Fikorontanan'ny taova (taova tsy miasa tsara intsony, toy ny aty sy ny voa)
- Firaisana ara-nofo tsy voaaro (raha toa ka efa voa ilay namana)
- Firaisana amin'ny vehivavy misy tsiranoka (perte vaginales abondantes)
- Tsy fahampian'ny hery fiarovana eo amin'ny olona iray
5- Ny vokany eo amin'ny toe-batana
- Rarin-tsaina maharitra (stress permanent)
- Tsy mampiteraka
- Miteraka olana eo amin'ny mpivady (misy gêne)
- Tebiteby lava
- Traumatisme rehefa manao firaisana ara-nofo
- Fivontosana sy homamiadana (tumeur & cancer)
Ireo vokany reo dia miankina amin’ny fotoana nahazoana azy sy toetran'ny aretina
Ny "herpès génital" dia afaka tsaboina tsara
Manana fanafody (Spécial L'Herpès Génital) sy ireo karazana aretin-koditra izahay
- comprimés Spécial
-Crème spécial
Prix 35000ar