17/10/2024
🧒🧑Zazakely nareo koa ve ilay ballon no tena mahafinaritra azy amin'ny fety iny.
😄😄Faly ery mihintsy izy manenjika an'ilay ballon erakin'ny trano.
🎈🎈Amin'ireto pack vaovao anay ireto dia natao betsaka ny ballon mba hampifalifaliana ny Zaza.
🎉🎉Sady natao mora be mihintsy ne mba ahafahantsika tsirairay manjifa e
🎊🎊 Amin'izay afaka misitraka fety voahaingo tsara daholo
✨Ireto ary ilay Pack à petit prix :
🔹 Pack 10 000 Ar : 1 bougie chiffre, 20 ballons, 1 chiffre gonflable
🔹 Pack 15 000 Ar : 1 bougie chiffre, 20 ballons, 1 chiffre gonflable (PM), 1 bannière HAPPY BIRTHDAY
🔹 Pack 20 000 Ar :1 bougie chiffre, 30 ballons, 1 chiffre gonflable (PM), 1 bannière HAPPY BIRTHDAY
🔹 Pack 30 000 Ar : 1 bannière HAPPY BIRTHDAY, 30 ballons, 1 rideau métallique, 1 écharpe