13/10/2022
Fantatrao ve ireo na " " misy ao amin'ny Hôpitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona ( ) Ampefiloha ?
=> Ao no hoentina ny marary raha toa ka mila fandidiana, na tratran'ny lozampifamoivoizana, na ratra mila zairina.
❌❌ Indro ary ampahafantarina anao ireo service misy ao amin'io Hôpitaly Io:
👉 Service d'Urgences ⭐(fandraisana ny vonjy aina)
👉 Service de Traumatologie et Orthopédie ⭐(fitsaboana ny taolana tapaka sy olona may)
👉 Service de Réanimation médicale et Toxicologie ⭐(famelomana ireo marary be tsy mila fandidina sy ireo voapoizina)
👉 Service de Réanimation chirurgicale ⭐(famelomana ireo avy nodidiana)
👉 Service de Neurochirurgie ⭐(fandidiana loha sy ny hazondamosina)
👉 Service de Chirurgie viscérale ⭐(fandidiana ny kibo sy ny taova rehetra ao)
👉 Service de Chirurgie pédiatrique ⭐(fandidiana zazakely)
👉 Service d'Urologie ⭐(fitsaboana ny taovampananahany sy famaniany lehilahy-vehivavy)
👉 Service de Réanimation néphrologique ⭐(fitsaboana ny voa marary sy dialyse)
👉 Service d'Ophtalmologie ⭐(fitsaboana sy fandidiana maso)
👉 Service de Chirurgie thoracique ⭐(fandidiana ny tratra sy ny avokavoka)
👉 Service de Chirurgie cardiovasculaire ⭐(fandidiana ny fo sy ny lalandrà)
👉 Service d'Oncologie adulte ⭐(fitsaboana ny homamiadany olondehibe)
👉 Service d'Oncologie pédiatrique ⭐(fitsaboana ny homamiadany zaza)
👉 Service de Laboratoire d'analyse médicale ⭐(biochimie, hématologie, bactériologie, immunologie)
👉 Centre de traitement des Hémophiles et des Drépanocytaires ⭐(fandraisana an- tanana ny marary tratry ny hémophilie sy ny marary tratry ny drépanocytose : faingosela)
👉 Centre régional de la transfusion sanguine ⭐( izay mamoaka rà ho an'ny Hôpitaly eto Antananarivo sy ny manodidina)
👉 Service d'Anatomo-pathologie ⭐(fitiliana @ microscope ny foto-traretina)
👉 Service d'Imagerie médicale ⭐(fitiliana @ radio, echo, scanner, irm)
👉 Service d'Obstétrique ⭐(Pavillon Sainte Fleur, fiterahana sy fandidina bevohoka)
'ireo dia misy ny :
👉 Service de Rééducation Fonctionnelle ⭐( Fanarenana ara-batana)
🔴 Io Service iray farany io no antompisian'ity pejy ity ,ary ho ampahafantarina anao misimisy kokoa !!!