Mi Zara

Mi Zara Kinésithérapeute et Electroradiologue

Te hampatsiahy Kely indray aho androany hoe: Aza adino ny misotro rano e🥹🚰30ml isaky ny kg ny ikotiana azy aOhatra:50kg👉...
28/02/2026

Te hampatsiahy Kely indray aho androany hoe: Aza adino ny misotro rano e🥹🚰

30ml isaky ny kg ny ikotiana azy a
Ohatra:50kg👉50*30ml
Ny Rano tokony hosotroin'ny olona 50kg izany:1,5L 😉

Sary famantarana fotsiny Ilay Rano aoriana😋😆

Eh🤗..... fantatra hoe mafy ny fiainana a, fa aza atao sakana tsy ampifaly anao, aza atao sakana tsy hihoaranao , hanasoa...
27/02/2026

Eh🤗..... fantatra hoe mafy ny fiainana a, fa aza atao sakana tsy ampifaly anao, aza atao sakana tsy hihoaranao , hanasoavana, Ary hizarana fitiavana❤️🥰

-Manaova sport
-Manana fotoana angalana Aina
-Manana fotoana manokana Kely ho anao
-Misakafoana ara-pahasalamana, maro loko

Bonne journée dia Mirary soa e🥰🤗

Salama e🥰Andao resahantsika Kely indray aloha ny " RÉÉDUCATION de la fracture du poignet" Ahoana no hahafantarana fa mis...
25/02/2026

Salama e🥰

Andao resahantsika Kely indray aloha ny " RÉÉDUCATION de la fracture du poignet"

Ahoana no hahafantarana fa misy fahatapahana eo poignet?

👉🏻Misy déformation, izany hoe miova ny firafitry ny tanana aorian'ny fianjeran'ilay olona
👉🏻Misy fivontonsana
👉🏻Marary sady maheno fanaintainana
👉🏻Tsy afaka hetsehina intsony aza

Inona ary no tokony atao voalohany manoloana io tranga io?

👉🏻Manantona toeram-pitsaboana aloha
👉🏻Mety hitaratra amin'ny alalan'ny radiographie hijerena raha sanatria misy fivilanana na fahatapahan'ny taolana

⛔Raha sanatria misy fahatapahana dia miditra ny Dokotera mba hampifandray an'ilay taolana, mba haniriny araky ny tokony ho izy.

Aorian'io na ampiarahana azy dia manao kinésithérapie mba hamerenana ny fiasan'ilay tanana mety hahatratra hatrany @4-6 volana eo.

🛑Tsara marihina fa tsy mitovy ny kinésithérapie ho an'ny ankizikely sy ho an'ny olon-dehibe. Ny an'ny ankizikely dia vetivety kokoa raha hampitahana @ ny olon-dehibe.

🛑Rehefa tsy mifandray ny taolana roa dia tsy haniry mihitsy na manao an'ilay hoe "pseudarthrose" izany hoe tsy mitohy araka ny tokony ho izy ilay fanirin'ny taolana ka hahatahorana ny mety fiverenan'ny fitapahana.

Izany indrindra no mila tandremana tsara @ ny otra, ny ratsy raha mety hivadika homamiadana izany

Am-pitiavana be🫶🏻
Mirary soa antsika rehetra❤

Hafatra Kely maraindraina😊Fa ambonin'ireo rehetra ireto,MIVAVAHA dia Apetrao Aminy ny fiainanao 🥰Mirary tontolo Andro ma...
23/02/2026

Hafatra Kely maraindraina😊
Fa ambonin'ireo rehetra ireto,
MIVAVAHA dia Apetrao Aminy ny fiainanao 🥰

Mirary tontolo Andro mafinaritra ho anao ❤️

Tena mampalaelo ny maheno ny vaovao fa tena maro ny ankizy voan'ny " Bronchiolite" Andeha horesahantsika Kely anie🫴Ny "B...
17/02/2026

Tena mampalaelo ny maheno ny vaovao fa tena maro ny ankizy voan'ny " Bronchiolite"

Andeha horesahantsika Kely anie

🫴Ny "Bronchiolite" dia infection virale mamely ny lalan-drivotra madinika ao amin'ny havokavoka
ny ankizy latsaky ny 2 taona no tena voany, Ary matetika dia ny ankizy latsaky ny 12 volana no tena hita tranga matetika😢

🫴Fomba fisehony:

Mila tandremana tsara satria ny fiandohany dia ohatran'ireny voan'ny sery ireny:

- Mipotsa-delo kely
- Mikohaka Kely
- Matetika mety hahitana hafanana Kely

Fa AVY eo mivadika ny tranga eo @1-3 Andro aorian'izay

- Miaina haingana be ilay zazakely ( somary lasa mivelatra Kely izay ny orony, sady mitepotempo haingana)
- Tsy minono, na sarotra be aminy dia lasa milavaniny iny, tsy mety misotro Rano
- Mety hahenoana sioka Kely rehefa Miaina izy
- Faharerahan'ilay Zaza 😞

NY TSARA INDRINDRA DIA NY MANANTONA TOBIM-PAHASALAMANA RAHA HITANAO FA MIARATSY NY TOEBATANY

🫴Fitsaboana

Matetika sitrana ao an-trano

Zavatra atao :

- Manasa orona matetika (sérum physiologique)
- Manome ronono kely fa matetika
- Mampandry mitsangana kely ny loha
- Manara-maso ny fofonaina

Any amin’ny hopitaly raha mafy :

- Oxygène/Aérosol
- Famahanana amin’ny sonde
- Fanesorana loto ao anaty orona

🫴Fisorohana

- Manasa tanana
- Tsy mampanakaiky olona marary ny zaza
- Manalavitra ny setroka
- Manasa orona isan’andro amin’ny vanim-potoana mangatsiaka

Ny sirop fanajanonana kohaka tsy dia ilaina loatra 🙅

Ny kinésithérapie kosa dia rehefa aorian'ny traitements rehetra no manampy Ilay Zaza @ fanalana ny rehoka, raha ilaina izany 😌

Mba tantarao Kely anie ry Maman no niatrehanareo an'izany Zaza voan'ny Bronchiolite izany ho fizarana sy hampahery an'ireo Reny izay manana zanaka tratran'izany e😁

Mampahery an'ireo olona rehetra rava fananana, namoy fianakaviana, traboina noho ny fandalovan'ny cyclone Gezani💔Ny Tomp...
11/02/2026

Mampahery an'ireo olona rehetra rava fananana, namoy fianakaviana, traboina noho ny fandalovan'ny cyclone Gezani💔

Ny Tompo hanome hery tena hafahana hitraka sy handroso indray 🤍

Salama e🥰Mila fantarina tsara hoe rehefa inona no mampiasa zavatra mangatsiaka, na zavatra mafana☝️( na baume, na Rano, ...
10/02/2026

Salama e🥰

Mila fantarina tsara hoe rehefa inona no mampiasa zavatra mangatsiaka, na zavatra mafana☝️( na baume, na Rano, na fanafody)

🫴Mampiasa zavatra mangatsiaka :

- Rehefa misy dona mafy
- Nihoritra(entorse)
- Endrika fivontosana
- Rehefa misy signe inflammatoire (rougeur, chaleur, douleur, tuméfaction)
Aty hita maso ireo a😉

🛑Fadiana ny mihotra eto, petahana Zavatra mangatsiaka fotsiny ireo😉

🫴Mampiasa zavatra mafana:

- Raha fanaintainana efa ela
- Fihenjanan'ny hozatra (mety eny ( torticolis), na ny vatana)
- Rehefa Ilay reraka iny

🛑Eto kosa afaka arahina hotra Kely tianareo tsara 😊

Inona t@ireo izao no nampifandisoanareo🫣

Mirary soa Ary o🥰

Ilaina ve ny milomano?Sa ve rendrarendra? Fandaniampotoana?👉Tsy rendrarendra velively ny milomano, tena ilain'ny vatana,...
06/02/2026

Ilaina ve ny milomano?
Sa ve rendrarendra? Fandaniampotoana?

👉Tsy rendrarendra velively ny milomano, tena ilain'ny vatana, eny fa na dia hoe in-1 isankerinandro aza, misy olona marary lamosina, tena ampirisihanay mihitsy hilomano fa manampy bé amin'ny fitsaboana azy izany😊
Tsy ny marary lamosina ihany, fa na ny vehivavy mitondra vohoka, ny manana olana amin'ny hozatra.....

👉Tsy Ilay makamaka sary sy mijorojoro anaty piscine no tena ilaina fa ianao ilay mampihetsibatana anaty rano mihitsy ☝️

👉Na 1h aza ianao manao exercice anaty rano tena manampy be amin'ny fahasalamanao izany 😊

Mirary soa hatrany aza e🥰

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! 🎉 Ny Irina ...
27/01/2026

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! 🎉 Ny Irina Mamy Ntsoa, Fanomezantsoa Tina, Julianah Rayann's Rakotomahandry, Tantely Rab, Safidinirainy Andry Niaina, Francine Tahiriniaina, Tatamo Andriamihaingo, Brinda Ambininjanahary, Sarobidy Joyce, Faniry Rak

Te hanao kilalao Kely aho mba izarana antsika fa tsy hitako hoe atao akory, mba alatsaho ao hoe izay jeux afaka ataontsika e😁

Salama daholo, rehefa Tonga ao an-trano anio a, dia mangala fotoana Kely manao tahaka ny 😉Mirary soa hatrany o🥰
26/01/2026

Salama daholo, rehefa Tonga ao an-trano anio a, dia mangala fotoana Kely manao tahaka ny 😉

Mirary soa hatrany o🥰

Ohhh, 3 taona sahady ny fisokafan'ny pejy Mi Zara  🥹❣️ Misaotra an Tompo afaka mizara izay Kely AVY aty amiko🤗, misaotra...
20/01/2026

Ohhh, 3 taona sahady ny fisokafan'ny pejy Mi Zara 🥹❣️
Misaotra an Tompo afaka mizara izay Kely AVY aty amiko🤗, misaotra anareo nanohana,manaraka ny pejy foana🥰
misaotra indrindra🙏🤗🎉

Dia hiara-hisala eto isika, hifampizara ny soa hatrany🥰
Mirary soa anareo hatrany dia tahin Tompo 🥰


🥰


Salama e 🫶Misy olona avy teraka vé ato?Lasa mivoraka be ny kibo, mibotsina malemilemy, mety ho "Diastase abdominale" iza...
12/01/2026

Salama e 🫶

Misy olona avy teraka vé ato?
Lasa mivoraka be ny kibo, mibotsina malemilemy, mety ho "Diastase abdominale" izay😞

Tsy afaka iverina toy ny Teo aloha vé?
Tsiaa, raha Mbola misy fofonaina dia Mbola misy fananantena 🥰

'ny :

🌹 Rééducation 😉
🌹fitaizam-batana maharitra
🌹fandanjalanjana ny sakafo hoanina,
🌹fisotroana Rano tsara

Mazotoa aza mitaiza vatana, misakafo ara-pahasalamana tsara, misotro Rano 😉

Mirary soa daholo 🥰




Address

Antananarivo ,Tana 101
Antananarivo

Telephone

+261386170083

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi Zara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Mi Zara:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram