12/07/2025
Centre F.P.S ( Formations professionnell Sambatra )... Agree par l' Etat 👌🏻
🫰🏻 RENTRÉE OCTOBRE iray manontolo (Zéro Ariary ny Droit d'inscription ) afaka manao inscriptions en ligne
EFA mampiditra mpinatra VAOVAO Taona 2025, 2026 izahay ato amin'ny Centre F.P.S, Misy ny fanomezana surprise Izay tafiditra mandritra ny volana OCTOBRE, fandraisana mpiantra VAOVAO , fa araraoty ...
Misy ny cours Normal, accélérer, Par module, ary ny spécial Samedi
🛠️⚙️Maintenance automobile
🔧 Mécanique réparateurs
💻⌨️ Base informatique
💻 Électronique
🚗 DIAGNOSTIC
🏍️ Mécanique Moto
👕🧥✂️🩳Coupe et Haute couture
Ara- Panjakana hatrany moa ny CERTIFICAT omena anareo,
Ary ny mampiavaka anay dia: ny mpinatra izay nianatra tao aminay ka misy ireo mila torohevitra raisinay an- tanandroa , Mikasa ny hiasa tena na Hanokatra ateliers, na Izay afaka hifanampina ,na Mbola misy ireo Zavatra adinony aza misalasala 🙏ampitiavana be
Adiresy :
Rond point Anosibe, arrêt bus mpivaro- kena,io ampita io misy trano grenat , miditra vavahady dia gauche foana fa tsy mivily, 1er étage .
Annexe : Itaosy Anosisoa Ampitan'ny Jovenna, miampita misy pavé lalana mandeha Ambaniala
☎️034 93 704 02☎️ 032 28 037 90