20/09/2025
25 septembre
Andro maneran-tany ho an’ny farmasianina.
HEVERO NY FAHASALAMANA
HEVERO NY FARMASIANINA
💊💊Saro-pady ny fanafody, ka matihanina amin'izany ny farmasiana.
👩⚕️Andro maneran-tany ho antsika ny 25 Septambra 2025 ho avy izao :
"HEVERO NY FAHASALAMANA,
HEVERO NY FARMASIANA"
✔️Ka manasa antsika rehetra ho Tonga hanotrona, hahafantatra ny anjara toeran'ny farmasiana eo amin'ny fahasalamam- bahoaka, amin'io andro io eny amin'ny Centre Commercial Akoor Digue.
👩⚕️Asaina ihany koa isika ho amin'ny " Porte ouverte " isaky ny farmasia mahazatra antsika ny 25 Septambra fa hahazo fanazavana momba ny tontolon'ny farmasiana sy ny fanafody.