Biopharmad

Biopharmad Fondé par un médecin d'État et biologiste afin d'apporter la santé, du confort, bien-être, des

Miarahaba àntsika rehetra !!!😊😊😊Efa misy n'y shampooing anti poux hikarakarana n'y sombiniantsika non toxique tsy manimb...
15/01/2024

Miarahaba àntsika rehetra !!!😊😊😊
Efa misy n'y shampooing anti poux hikarakarana n'y sombiniantsika non toxique tsy manimba volo mandaitra tsara
Mety@zaza manomboka 2 taona
Tsara raha atao fanasana loha zaza isaky n'y manasa
Vidiny 5000ar monja 250ml 🤗🤗🤗
By biopharmad and groupe de médecin d état
0340857540 😉😉😉😉

Miovaova toetra Andro Mila manampy hery isika ireto misy vokatra natoraly Tena mahafampo Tokoa izay  mirary Tokoa 😋😉😉😉
29/12/2023

Miovaova toetra Andro Mila manampy hery isika ireto misy vokatra natoraly Tena mahafampo Tokoa izay mirary Tokoa 😋😉😉😉

🌿Mitohy hatrany ny vokatra vokarin'ny Biopharmad ho antsika🌿👉 Shampooing sy masque   Vita avy amin'ny zavamaniry tsy hit...
22/11/2023

🌿Mitohy hatrany ny vokatra vokarin'ny Biopharmad ho antsika🌿

👉 Shampooing sy masque
Vita avy amin'ny zavamaniry tsy hita fototra ( Cassytha filiformis)🥰

Natao ho anao izay manana volo tsy mety matevina mihitsy, volo tsy mety lava, mampijanona ny fihitsanan'ny volo, mamerina ny volonao iverina ho Salama tsara raha efa simban'ny fer sy ny loko🥺

😍Azo antoka 100% natoraly hatrany ny vokatra vokarin'ny Biopharmad

☺️Efa vita essaie clinique, ary misy certificat de conformité sy consommabilité ☺️

🌿 Biopharmad by médecin diplômé d'état 🌿

Shampooing : 10000ar
Masque. : 15000ar

N.B: Afaka mandefa shampooing mitokana, na masque mitokana

Livraison ou récupération
033 79 377 48 ou mp

Manoloana ny valan'aretina izay misy eto amitsika dia mbola eto hatrany ny Bio Pharmad miaraka amin'ny " Phyto immuno" m...
14/11/2023

Manoloana ny valan'aretina izay misy eto amitsika dia mbola eto hatrany ny Bio Pharmad miaraka amin'ny " Phyto immuno" manasitrana karazana aretina maro toy ny grippe mahery, tenda, marary loha lava, hafanana be tsy mety midina, manakotsako ny vanintaolana rehetra am vatana, tsy mety mahita tory, fivalanana, tsy mahasakafo, sns...

Efa vita essaie clinique,misy certificat de conformité sy consommabilité, ary tsy misy effets secondaires

Tsahivina fa maro no sitran'izy ity tamin'ny valan'aretina Corona virus teto amintsika,
Azo antoka 100% ary mampiakatra ny hery fiarovana ihany koa
Tsy miova ny vidiny🥰

by médecin diplômé d'état

Afaka récupérena
Manao livraison ihany koa

Mp ou 033 79 377 48

Miarahaba tompokoVokatra atolotra antsika androany ny ASTHMA PHYTOLNatokana hoan'ny olona tery tratra, tsy afakohaka, al...
09/11/2023

Miarahaba tompoko
Vokatra atolotra antsika androany ny ASTHMA PHYTOL
Natokana hoan'ny olona tery tratra, tsy afakohaka, allergique, sempotra, asthmatique.
Manokatra tratra sy lalandrivotra ary manampy amin 'ny fivoahan'ny rehoka(zaza manomboka amin ny 2 taona).
Maka vovoa (coton) dia asina asthma phytol, hosorana ny tratra sy lamosina. In droa ka hatramin ny in telo isanandro.
Mampijanona ny crise d Asthme eo no eo.

Nahitambokatra tsara tamin ireo efa nampiasa azy
By biopharmad groupe de médecins d état

Afaka manao livraison
Contact : 033 79 377 48

Livraison rahampitsoooooo
23/03/2023

Livraison rahampitsoooooo

16/03/2023
Mbola manasa antsika tompoko
28/02/2023

Mbola manasa antsika tompoko

Salama tompoko !! mialatsiny fa manao aniio foana n'y message @ page tompoko
20/09/2022

Salama tompoko !! mialatsiny fa manao aniio foana n'y message @ page tompoko

01/09/2022

Miarahaba tompoko
Baume vita amin ny hanitry ny mpatsaka na bemaimbo na herbe des Rois .
Nahitana vokatra nampitolagaga tamin ny tandimerina, fery tsy mety maina, vay , farasisa.
Kohaka tsy mety vaky, mony. Goty, rhumatisme. Rivotra amin ny vavony sy kibo.
Hosorana intelo isanandro rehefa avy voadio tsara ny faritra tokony asina azy.
Vidiny 2500 ar monja
By biopharmad groupe de médecins d état.

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261340857540

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Biopharmad posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Biopharmad:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram

Opter pour la nature, c’est s’orner l’être de la santé

Fondé par un médecin et biologiste afin d’apporter la santé. Biopharmad est agréé par l’Etat.