22/02/2026
🌺Ireto indray ny fidirana manaraka eto @ Dynamic Beauty Institute
1_💅🏽💇🏽♀️💄FORMATION COMPLÈTE 1 MOIS :
COIFFURE & ESTHÉTIQUE & ONGLERIE
Lundi au Vendredi. Fidirana: Lundi 09 Mars
2_💅🏽💇🏽♀️💄FORMATION COMPLÈTE 1 MOIS :
COIFFURE & ESTHÉTIQUE & ONGLERIE spécial samedi, Fidirana: Samedi 14 Mars
3_📍FORMATION COMPLÈTE 1 semaine : ONGLERIE💅🏽 Fidirana: Lundi 09 Mars
4_📍FORMATION COMPLÈTE 1 semaine :
ESTHÉTIQUE💄 Fidirana: Lundi 16 Mars
5_📍FORMATION COMPLÈTE 1 semaine :
COIFFURE💇🏽♀️ Fidirana: Lundi 23 Mars
❌promo be ho an'ity fidirana manaraka ity satria Izay rehetra manao inscription @ formation 1 mois dia mahazo Ticket Tombola ka izay voasarika @ fisarihana ( de formation) dia averina manontolo ny vola regetra nanaovana inscription
🎁Izay oe lasa maimaimpoana izany ilay formation ho an'izay voasarika
💋Isaky ny maraina no mianatra.
💋Aty aminay daholo ny fitaovana sy produit ianarana, pratique 100%
💋Mahazo Attestation daholo vita formation.
🌺Izay 5 misoratra anarana voalohany mahazo produits cosmétiques fanaovana soin du visage.
🌺Tsara2 manao reservation de place fa tena voafetra ny toerana
📍Ambohibao Antehiroka Akaiky ny Total
☎️0343810107