Kalesako

Retrouver vos produits de santé et de bien-être
Gagner du temps lors de vos recherches
Acquérir des produits authentiques
Protéger vos informations personnelles lors de vos achats
Sécuriser vos transactions
sur www.kalesako.com

Miarahaba antsika rehetra tompoko 🙂 Manantena izahay fa salama ianao manaraka ny pejy Noho ny toe-draharaha eto amin'ny ...
13/10/2025

Miarahaba antsika rehetra tompoko 🙂 Manantena izahay fa salama ianao manaraka ny pejy

Noho ny toe-draharaha eto amin'ny firenena izay Iarahantsika mahalala dia niato ny "activité " teto amin'ny Kalesako nohon'ny fandaminana sy fiombonana 😌

Manomboka ankehitriny dia am-pifaliana indray no hiverenanay hitondra zavatra tsara ho anareo mpanjifa sy mpanaraka anay 🫶

Ankehitriny nefa dia mbola maro amin'ireo mpiara miasa sy "fournisseur " eto an-toerana no manao service minimum ka somary mbola tsy afahana miverina amin'ny fomba fiasa teo aloha.
Koa dia mbola tsy mandray commande en urgence izahay fa 48ora aloha ny délais de livraison 😌 Hialana tsiny sahady noho izay ary mankasitraka mialoha nohon'ny fanekena ny fandaminana 😊

Mankasitraka dia maniry antsika rehetra ho lavi-tsampona tompoko 🤗

❌ FANAMBARANA ❌Noho ny zava-mitranga eto amin'ny firenena dia hilazàna isika fa miato ny activité an'i Kalesako mandritr...
26/09/2025

❌ FANAMBARANA ❌

Noho ny zava-mitranga eto amin'ny firenena dia hilazàna isika fa miato ny activité an'i Kalesako mandritra izao faran'ny herinandro izao , ho fiarovana ny sécurité an'ny mpiara-miasa sy ny livreur.

Hialana tsiny ho an'ireo nandefa commande izahay. Handefasanay hafatra maifina avokoa ianareo hafahantsika mandamina ny livraison amin'ny andro manaraka.

Eto ihany koa izahay dia mankahery ireo mpandraharaha sy mpiray tanindrazana mandalo fotoan-tsarotra.

Mankasitraka sy mirary soa tompoko 😌

Mirary herinandro finaritra ✨️Izay fanamby rehetra atrehanao anie dia hamokana anao ho Mafy kokoa 🤗 Mandehana dieny mbol...
22/09/2025

Mirary herinandro finaritra ✨️

Izay fanamby rehetra atrehanao anie dia hamokana anao ho Mafy kokoa 🤗 Mandehana dieny mbola malaina...

Kalesako, profitez de la vie, commandez malin

✨️ Miarahaba oh ✨️Ny arerahana, rarin-tsaina, rotorotom-piainana dia mety hampihena ny LIBIDO: Fahazotoana manao firaisa...
10/09/2025

✨️ Miarahaba oh ✨️

Ny arerahana, rarin-tsaina, rotorotom-piainana dia mety hampihena ny LIBIDO: Fahazotoana manao firaisana 😉 Maro aminareo no manontany hoe inona no vahaolana❓️

Ka ireto ary ny vahaolana: Bande Extra Forte/ Bois Bandé

✅️Sady mety ho an'ny lehilahy no ho an'ny vehivavy
✅️ Avy amina zava-maniry natoraly
✅️ Afaka hoanina isan'andro mba hanana vokatra maharitra nefa afaka hoanina alohan'ny fotoana izay hanaovana firaisana ihany
✅️ Mampitombo ny hery sy manatanjaka ny vatana
✅️ Mampitombo ny fahazotoana
✅️ Mampaharitra ny fotoana iarahan'olon-dro1 (Misoroka ny ej*******on précoce)
✅️ Mampitombo ny fahafinaretana

Aza misalasala miditra Mp ary ho an'ny commande ntsika o 😊
Kalesako, profitez de la vie, commandez malin

Vive la rentrée avec Kalesako 🤗🤗🤗Ireo vokatra mety ho ilaina ho an'ny ankizy amin'izao fidiran'ny mpianatra izao 😊 Hanam...
02/09/2025

Vive la rentrée avec Kalesako 🤗🤗🤗

Ireo vokatra mety ho ilaina ho an'ny ankizy amin'izao fidiran'ny mpianatra izao 😊 Hanampy azy ireo amin'ny Tanjaka, fifantohana, fitadidiana, hery fiarovana, torimaso 😇

Aza misalasala mandefa commande
Kalesako, profitez de la vie, commandez malin

Miarahaba o! Vacances isika izao 🥰 "Na dia tsy mivoaka ny trano aza ve dia tokony hanosotra crème solaire foana "❓️ Vali...
19/08/2025

Miarahaba o! Vacances isika izao 🥰 "Na dia tsy mivoaka ny trano aza ve dia tokony hanosotra crème solaire foana "❓️

Valiny: OUI ✅️
Indrindra raha betsaka varavarakely sy mipetrapetraka manakaiky izany dia tsara foana manao crème/fluide/spray solaire satria ny UVA dia miditra amin'ny varavarakely (eny fa na misy vitre aza) ka mahazo ny hoditra 🙂

Raha anaty trano tsy betsaka lumière naturelle moa dia tsy voatery hanao protection solaire. Saingy raha manaraka soin (misy acides, retinoides sns) dia aleo ihany manao protection hisorohana ny tâches sy irritations 🙂
Na koa ny protection spf 30 fotsiny ohatra no ampiasaina 😉

Ary rehefa mivoaka ny trano ka mampiasa elo sy satroka koa ve dia mbola mila protection solaire ❓️
ENY TOMPOKO ✅️
Na dia mampiasa ireo fiarovana ireo aza isika dia misy ny rayons UVA miparitaka eny @ atmosphère, midona amin'ny tany, rindrina, fiara sns izy ka miverina makaty amin'ny hoditr'isika na dia mialoka ambany elo aza ☂️

⚠️TANDREMO⚠️ Ny rayons UV dia mitarika ny: Fahanteran'ny hoditra sy ny panda ary tasy maro samihafa ka izay no maha zava-dehibe ny fiarovana aminy ☀️

Karazany maro be disponibles ato amin'ny kalesako koa aza misalasala mijery ao @ commentaires 🤗

📱www.kalesako.com- 034 41 664 08
🛵Livraison Antananarivo, envoi en province

Kalesako, profitez de la vie, commandez malin





Miarahaba antsika rehetra indray 😊 Type de peau sy problème de peau no hazavaina kely amintsika 🙂Rehefa manontany produi...
12/08/2025

Miarahaba antsika rehetra indray 😊 Type de peau sy problème de peau no hazavaina kely amintsika 🙂

Rehefa manontany produits cosmétiques ho atao amin'ny tarehy ianareo dia mametraka fanontaniana izahay : Inona no type de peau ary inona ny problème de peau anao❓️

Fa inona no maha samihafa an'izany:
✅️ Type de peau: karazan'ny hoditrao. Tsy aretina izy io ary io foana ny karazan'ny hoditrao fa ny produits ampiasaina no mila atao mifandraika aminy
(peau grasse, peau sèche, peau mixte, peau normale...)

✅️ Problème de peau kosa: Olana misy eo amin'ny hoditrao ka mila tsaboina sy afaka sitranina.
Rehefa vita ny fitsaboana dia afaka ajanona ny produits (acné, hyperpigmentation, déshydratation, rougeurs...)

Dia izay ny anio tompoko 🙂 Raha mahaliana anareo dia ho resahanay tsirairay eto amin'y pejy ireo karazana sy olan'ny hoditra tsirairay sy ny produits mifandraika aminy 😊

Mankasitraka tompoko
Kalesako, profitez de la vie, commandez malin
www.kalesako.com
034 41 664 08

Hitanao ato amin'i Kalesako ihany koa 🥰MANIX GEL EFFECT 80ML Ny mampiavaka azy ity amin'ny gel lubrifiant hafa❓️ Mafanaf...
05/08/2025

Hitanao ato amin'i Kalesako ihany koa 🥰

MANIX GEL EFFECT 80ML

Ny mampiavaka azy ity amin'ny gel lubrifiant hafa❓️ Mafanafana izy, anisan'ny tena mampitombo ny fahafinaretana izay hafanana izay

✅️100% compatible avec les préservatifs
✅️ Incolore
✅️ Inodore
✅️ Sans saveur
✅️N on gras

Aza misalasala miditra Mp na miantso anay 034 41 664 08
Kalesako, profitez de la vie, commandez malin

Mbola tena mangatsiaka ny andro 🥶 Manamaina hoditra tokony ny hatsiaka, indrindra ho antsika manana hoditra efa somary m...
29/07/2025

Mbola tena mangatsiaka ny andro 🥶 Manamaina hoditra tokony ny hatsiaka, indrindra ho antsika manana hoditra efa somary maina sy makiana 😊

✳️ VEGEBOM SAVON SURGRAS✳️ Tena manampy be antsika
✅️Manadio
✅️Miaro
✅️Manamandina
✅️Mety @ vatana sy tarehy

Ny mampiavaka azy❓️
🌱100% natoraly ary zava-maniry no azahoana azy. Ahitàna glycerine ao anatiny
❌️ Tsy ahitana conservateurs sy colorants synthétiques

Aza misalasala andefa hafatra miafina na miantso ny 034 41 664 08
🛵Mandray commande sy manao livraison izahay
🌐www.kalesako.com

Kalesako,profitez de la vie, commandez malin

Handeha vacances ve❓️ Aza adinoina ny écran solaire an 🌞☀️☀️Miaro ny hoditra tsy hisy tasy☀️Misoroka ny fahanteran'ny ho...
16/07/2025

Handeha vacances ve❓️ Aza adinoina ny écran solaire an 🌞☀️

☀️Miaro ny hoditra tsy hisy tasy
☀️Misoroka ny fahanteran'ny hoditra aloha loatra
☀️Mampihena ny risika hampisy homamiadan'ny hoditra

Ato amin'i Kalesako ny adiresy raha mitady fa misy karazany maro ato 🥰
www.kalesako.com
034 41 664 08

Faly miarahaba antsika rehetra 😊 Ny saforelle ihany koa dia anisan'ny vokatra tena tianareo saingy mbola misy foana ny m...
14/07/2025

Faly miarahaba antsika rehetra 😊

Ny saforelle ihany koa dia anisan'ny vokatra tena tianareo saingy mbola misy foana ny manontany hoe "Iza no mety amiko"❓️

Ka ireto ary ny mampiavaka azy:
✅️ Lavant Doux: Afaka ampiasaina isan'andro na indrindra rehefa misy irritations (mangidihidy, mangirifiry sns...)
✅️ Lavant Fraîcheur : Afaka ampiasaina isan'andro, indrindra raha tsy manana olana manokana fa mitady izay Fraîcheur izany fotsiny ihany
✅️ Ultra hydratant : Afaka ampiasaina isan'andro indrindra raha misy fahamainana

Mbola misy koa ny saforelle miss ho an'ny tovovavy (3taona miakatra) sy crème apaisante ary ny saforelle bébé ho an'ny zaza 🥰

Iza amin'ireo no tena tianao❓️ 😬
Aza misalasala mandefa commande ary 😇

www.kalesako.com
034 41 664 08
Kalesako, profitez de la vie, commandez malin

❌️❌️❌️LA CELLULITE❌️❌️❌️Particulièrement présente au niveau des fesses et des cuisses, la cellulite donne à notre peau u...
06/07/2025

❌️❌️❌️LA CELLULITE❌️❌️❌️

Particulièrement présente au niveau des fesses et des cuisses, la cellulite donne à notre peau un aspect bosselé 😌

Apparaît habituellement à cause des fluctuations hormonales, l'hérédité, l'âge avancé et l'hygiène de vie. On peut tout à fait bien prévenir et prendre en charge la cellulite

✅️ Faire des massages pour stimuler le mouvement de la lymphe et déloger les graisses
✅️ Pratiquer d'une activité physique régulière afin de bruler les graises et raffermir les tissus
✅️ Rééquilibrer l'hygiène alimentaire afin de laisser une bonne place aux fruits et légumes ainsi que les protéines et limiter la consommation de sel et de produits transformés
✅️ S'hydrater au maximum
✅️Enfiler des vêtements plus amples pour favoriser le drainage

Vous pouvez trouver certains produits chez nous afin de vous aider (extrait)
▫️Savon Miam au café de Renala (anti-cellulite et minceur)
▫️Lait corps raffermissant d'Herbacin
▫️Lipophedrine gélules de 3chenes pharma
▫️Methadryne comprimés Eric Favre
Et bien d'autres encore...

📱Pour plus d'informations, rendez-vous en Message privé
💻Sur notre site www.kalesako.com
☎️Ou échangeons de vives voix au 034 41 664 08

🚲 Nous livrons sur toute l'île
Kalesako,profitez de la vie, commandez malin

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 09:00 - 11:30

Telephone

+261344166408

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kalesako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Kalesako:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram