06/08/2025
Hello 😍
Aza adino fa mbola azontsika jifaina foana ny 🥥 huile de coco Hay Natiora 🥥, amin'ny kalitao sy ny asany izay efa diso fantatsika loatra.
Mety tsara amin'ny andro mangatsiaka toy izao. Na ho an'ny ankizy na ho an'ny lehibe. Na ho an'ny volo na ho an'ny hoditra 😊
📍Toerana: Anjanahary akaikin'ny plaque Radama 1er
📞0340528504
📦Manao livraison izahay