01/08/2025
🚨 𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐅𝐈𝐍𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐓𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐏𝐎𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐓𝐒𝐈𝐑𝐀𝐁𝐄 🥳🥳🥳
Hisy f͟a͟m͟p͟i͟a͟n͟a͟r͟a͟n͟a͟ momba ny diabeta manomboka ity volana aogositra 2025 ity ao Antsirabe ! 🏔🥔🥕
Izany dia ho tanterahina ao amin’ny 𝑪𝒆𝒏𝒕𝒓𝒆 𝒅𝒖 𝒅𝒊𝒂𝒃𝒆̀𝒕𝒆 𝑨𝑴𝑨𝑫𝑰𝑨 - 𝑳𝒊𝒐𝒏𝒔 𝑪𝒍𝒖𝒃 𝑽𝒂𝒕𝒐𝒇𝒐𝒕𝒔𝒚 isaky ny 𝒂𝒔𝒂𝒃𝒐𝒕𝒔𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒓𝒐𝒂 𝒏𝒚 𝒗𝒐𝒍𝒂𝒏𝒂 manomboka amin’ny 𝟵 𝒐𝒓𝒂 𝒎𝒂𝒓𝒂𝒊𝒏𝒂. 🏨
Aza adino ny manao « j'aime » sy ny mizara an'ity publication ity mba ho hitan'ny be sy ny maro ! 📢📶
Tongava daholo ary an ! 🤗