23/10/2025
CALCUL RENAL no ndeha ho resahina
Tsy calcium ny calcul renal fa cristaux d'oxalate de calcium ..(a 90%)
Zany hoe calcium + acides oxaliques vao mahavoa ny calcul. Tsindriako tsara ity. Ny olona tsy ampy calcium no tena mora misy vato .hazavaiko
Calcium irery tsy mampisy vato fa miampy ilay acides oxaliques azontsika avy amin'ny sakafo (be saosy ,matsiro ,mamokatra koa ny vatana noho ny strees .) Zay vao mampisy vato .
Raha mihinana calcium am sakafo foana ny olona dia ao anaty tsinay ny acides oxalique dia mifangaro am calcium ary very amin'ny c**a.
Fa raha tsy misy calcium kosa ny sakafo dia lasa miha betsaka ny taux d'acides oxaliques anaty vatana ary misy ny reins .miandry kendritohina anao hihinana calcium izy avy eo dia miforona ny vato.
Raha tsy te ho voan'ny calcul renal dia .
Mila misotro rano betsaka ,mila ampiakarina kely ny citrate urinaires (mihinana zavatra misy acides citriques ohatra citron )ary mila mihinana sakafo misy calcium . Ireo 3 ireo dia manala acides oxaliques ao anaty vatana.
Ny mampiavaka ny citrates de calcium amin'ny calcium rehetra dia :
1)misoroka ny fiforonan'ny vato satria sady mampiakatra citrates urinaires
2)kely ny taux ana calcium ao anatiny fa mora levona ary mora raisina
3) azon'ny olona misy vato ohanina
4) azo hanaovana cure amambolana maro (tadidio fa mora lany ny calcium a partir ny 30ans ,ary tsy feno vetivety )
Tadidio ity . Ny molecule hafa toa ny carbonate de calcuim dia mora mampisy vato. Ny vovoka soja mora mampisy vato (mahabe acides oxaliques) ny calcium tsara dia izay azo hanaovana cure amambolana fa raha vao misoratra amin'ny fonony hoe cure 10jrs na 15jrs dia ratsy ho an'ny reins izay raha mitohy .(Misy marika lafo be zay any DENK no manao citrate de calcium cure 40jrs foana )
Ireto mila ampy raha tiana handray calcium ny vatana . Cuivre ,silicium,selenium,magnesium vitamine d3(mitanina andro ) ary ny nyacides aminees antsoina hoe lysine.tsy tsara ohanina mifanakaiky be amin'nuy fer sy magnesium izy .
Anisany mahatonga anao tsy mety ampy calcium ny fahabangana be amin'ny iray amin'ireo .ny fihinana sakafo maha be oxalate (matsiro sy saosy ,chocolat,ronono sns) ary ny fiasana saina lava ,strees ,tsy fahampiana torimaso.
Ireo antony ireo no nifidiananay hamokatra ny citrate de calcium pur MADANAT
boite 1 cure 1 mois . 25.000ar
Ny tena tsy mety mitana calcium . Na olona lisy vato .na manodidina ny resaka calcium.
Manaova aloha ody kanakana
Manantona manao fizahana aty amin'ny madanat . 034 21 757 72 /034 83 26609 . Azo hametrahana fanontaniana lava be