11/07/2025
❎❎Ampitomboy ny hery fiarovan’ny vatana ! 🌿
Tonga indray ny ririnina ❄️, miaraka amin’ireo sery, gripa, ary aretina vokatry ny virus sy mikraoba hafa. Mora voan’izy ireny isika rehefa malemy ny hery fiarovan’ny vatana.
🔍 Inona marina ilay hoe hery fiarovan’ny vatana ?
Io no fiarovan-tena voajanahary ao amin’ny vatantsika miady amin’ny aretina. Raha tsara io fiarovana io dia tsy dia mora marary isika, ary sitrana haingana kokoa.
💪 Inona no azonao atao mba hanamafisana ny hery fiarovanao ?
✅ Mihinàna sakafo ara-pahasalamana : voankazo sy legioma misy vitamina C sy A (voasary, karaoty, sakamalaho, sns.)
✅ Matoriza tsara : manan-danja be amin’ny fahasalamana ny torimaso.
✅ Manao fanatanjahantena kely : mandeha an-tongotra
✅ Misotroa rano betsaka, na dia amin’ny andro mangatsiaka aza. Afaka atao rano matimaty
✅ Fadio ny fikorontanan-tsaina maharitra (stress) : manimba ny hery fiarovana.
✅ Sasao matetika ny tanana : fomba fanao tsotra nefa mahomby.
🌿 Tolo-kevitra : rano mafana be asiana sakamalaho, tantely ary voasary makirana – manampy hanamafy ny vatana sy hisorohana aretina.
Arovy ny tenanao sy ny fianakavianao 💛
📌 Araho ny pejiko raha mila toro-hevitra ara-pahasalamana 🇲🇬
❄️ Boostez votre immunité en hiver!🌿
L’hiver est là ❄️, et avec lui arrivent les rhumes, grippes et autres petits virus qui aiment profiter d’un système immunitaire affaibli.
🔍 Mais c’est quoi l’immunité ?
C’est notre système de défense naturel contre les microbes : virus, bactéries, champignons… Un bon système immunitaire nous protège et nous aide à guérir plus vite.
💪 Comment renforcer vos défenses?
✅ Mangez équilibré : privilégiez les fruits et légumes de saison (oranges, carottes, gingembre, etc.) riches en vitamines C et A.
✅ Dormez suffisamment : le sommeil est un vrai réparateur pour l’organisme.
✅ Faites un peu d’exercice : marcher, nager, bouger stimule l’immunité.
✅ Hydratez-vous, même quand il fait froid !
✅ Évitez le stress chronique : il affaiblit directement vos défenses.
✅ Lavez-vous souvent les mains : c’est simple mais très efficace.
🌿 Astuce naturelle : Une tisane au gingembre, miel et citron peut vous aider à rester en forme tout l’hiver !
Prenez soin de vous et de vos proches 💛
📌 Suivez ma page pour plus de conseils santé 🇲🇬
́ventionsanté