03/10/2023
Maniry hiasa amin'ny sehatrin'ny Call Center anefa manana olana amin'ny teny frantsay : matahotra miresaka, mi-stress, mbola be accent malagasy, tsy mahafehy technique de grammaire sy resaka conjugaison, tsy misosa tsara rehefa miteny français, tsy mahatoky tena, tsy mahafantatra na inona na inona atao amin'ny resaka Call ka maniry anao formation mialoha, te hahafehy ny asa, te ahafantatra lalindalina mikasika ny asa Call Center, satria ireny no orin'asa mandray olona foana amin'izao vanim-potoana izao no sady be karama ! Andao anao formation ato aminay fa ato no vahaolana mety ho anao " tsy misy miala eo raha tsy mahay" SATISFAIT ou REMBOURSÉ" Oui, satria tsy matahotra mihintsy izahay milaza aminao fa voafehinao daholo izay paikady rehetra ilaina iditra amin'ny Call Center. Tonga dia mi-réussir test sy entretien d'embauche avy hatrany ny tanjona ary amin'ny grande boîte ( Intelcia, Webhelp, Comdata, Konecta, Smartelia, ADM value,...).
Frais de formation : 60.000ariary
Durée : 1 mois
Horaire au choix : Maraina na ariva
- Matin 9h à 11h30
- Midi 13h30 à 16h
Lieu : Andavamamba derrière pharmacie tsara. Repère : Arrêt bus sipem ou accès banque.
Place limité, rejoignez-vite !
Contact : 033 58 232 59