SOINS de santé

SOINS de santé 💜Mizara ny mahasoa (Practice Nurse)

Vivre au-dessus de la négativité 🩷🤍
08/09/2024

Vivre au-dessus de la négativité 🩷🤍

Efa lehibe😅🎉Mankasitraka Jesosy tamin'ny Fitahiana rehetra,teo fona ho ahy 🙏🎉🙏Happy birthday to me🥰🎉🥂
07/09/2024

Efa lehibe😅🎉
Mankasitraka Jesosy tamin'ny Fitahiana rehetra,teo fona ho ahy 🙏🎉🙏
Happy birthday to me🥰🎉🥂

Efa lehibe 😅🎉Mankasitraka Jesosy tamin'ny Fitahiana rehetra🙏teo fona ho ahy🙏Joyeux anniversaire à Moi🎉🎉😘
07/09/2024

Efa lehibe 😅🎉
Mankasitraka Jesosy tamin'ny Fitahiana rehetra🙏teo fona ho ahy🙏
Joyeux anniversaire à Moi🎉🎉😘

22/10/2023

TOROHEVITRA HO ANTSIKA IZAY MISY KAMBO TENDA - Vakio hatramin'ny farany 🙏

✅️ Misotroa rano betsaka (rano 6 ka hatramin'ny 8 vera isan'andro) izay manampy amin’ny famoahana ny loto ao anaty vatana.

✅️ Misotroa dite raokandro, ranom-boankazo tsara kalitao, lasopy ary ron-kena.

✅️ Mihinàna matetika tongolo gasy, anana maitso matroka (manankarena chlorophyle) satria manana "effet antiseptique" izy ireo.

✅️ Misotroa ranom-boasary makirana voaporitra ao anaty rano iray vera, noho ny fisian’ny vitamina C ao aminy sy izy manana "effet antiseptique" ihany koa.

⚠️ Halaviro ny siramamy, afa-tsy ny tantely satria misy fiantraikany amin'ny fahombiazan'ny hery fiarovana.

⚠️ Aza mihinana sakafo be menaka avy amin'ny biby (hena sy ronono), satria manakorontana ny rafitra lymphatika ary maha taraiky ny fahasitranana.

Mankasitraka anao namaky ny ranty hatramin’ny farany 👋 - SAMIA MIZARA ho fanampiana ny Mpiarabelona 🙏


--------
Santé24 TV

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SOINS de santé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram