24/10/2023
Mahafaly ahy ny mizara torohevitra ho antsika
ahoana ny atao raha sendra misy
olona eo akaikinao
Mety ho ray amandreninao,anadahinao,anabavinao,zokinao,
no tratra tampoka ny atao hoe Hypertension
Na fiakaran'ny tosidrà
Toy izao ary ny Fomba atao rehetra mba ahavonjy ny ain'ilay marary
1)Maka zavatra maranitra(fanjaitra,paingotra)
Tsindromina ny lohandratsatanany
mba hivoaka ra
Gaga ianao fa miverina toy ny tsy maninona ilay marary,Vita izay dia homena Rano mangatsika sarona tavoangy indimy farafahabetsaka
Maka tomate manta raha misy tena tsara
Rehefa hita fa mahazo aina tsara izy dia hoentina manantona Mpitsabo