04/05/2024
Tsy vitsy amintsika no mitaraina sy sahirana sady efa lany vola amankarena amin'ny fitsaboana aretina maro samy hafa satria mety efa nitety sy na nandalo toerampitsaboana maro samy hafa ianao nefa tsy mety mahita vokatra sy fiovana. Ao iany koa ireo tsy manàna moyen na fahafana arabola satria lafo be ny manao operation sy ny tariny. Ka natao hoanao ity izay amin'ny sarany zakany rehetra
Ny Médecine traditionnelle chinoise ( Fitsaboana nentipahazan'i Sinoa) dia mikarakara ny fahasalamana amin'alalan'ny produit natoraly (bio 100%) . Izany hoe tsy manao fandidiana (operation) no sady tsy mitsindrona fa levonina amin'alalan'ny traitement avy koa ny aretina rehetra toy ny Kyste , kambotenda sy ny maro hafa.
Manala amin'ny fihinanana fanafody mandrapahafaty ( hoan'ireo mihinana fanafody isanandro);
Mitsabo ireo mitady Zaza iany koa .
Tsy ho voatanisaka eto daholo ireo karazana aretina fa raha misy manahirana anao dia aza misalasala miantso na manatona anay avy hatrany.
Toerana Andranomena akaikiny arrêt bus.
Contact : 0333601481