Fitsaboana Natoraly Aty Matavy, Tazovony sy Angorongosy ary Hepatite B & C

Fitsaboana Natoraly Aty Matavy, Tazovony sy Angorongosy ary Hepatite B & C Fikarakarana Ngorongosy, Hepatita, ATY Matavy, Varisin'ny Aty - Fitsaboana Natoraly

ℹ Areti-mifindra mahafaty ny Angorongosy, Fièvre Jaune,  Hepatita isan-karazany✅ Mifindra amin'ny:  👉 Rà (Fanjaitra), Ro...
30/04/2024

ℹ Areti-mifindra mahafaty ny Angorongosy, Fièvre Jaune, Hepatita isan-karazany
✅ Mifindra amin'ny:
👉 Rà (Fanjaitra), Rora (Oroka), Ranomaso
👉 Zaza ao am-bohoka sy minono
👉 Fivaviana sy Sperme (R.S.)

Mila karakarain ireo ❗
📲 034 20 207 71
✔✔

Ny fihinanana matetika sakafo be menaka, matsiro, mamy be matetika no mahatonga ny ATY MATAVY (STÉATOSE)Azo TANDREMANA I...
10/04/2024

Ny fihinanana matetika sakafo be menaka, matsiro, mamy be matetika no mahatonga ny ATY MATAVY (STÉATOSE)
Azo TANDREMANA Izany, Raha sanatria kosa efa voan'izany aretina izany dia efa azo Karakaraina tsara .

Ny fihinanana matetika sakafo be menaka, matsiro, mamy be matetika no mahatonga ny ATY MATAVY (STÉATOSE)Azo Karakaraina ...
08/03/2024

Ny fihinanana matetika sakafo be menaka, matsiro, mamy be matetika no mahatonga ny ATY MATAVY (STÉATOSE)
Azo Karakaraina tsara izany

+ de renseignement: ☎ Mme Harimalala
📲 034 20 207 71 📲 033 08 747 93

03/03/2024
ℹ Areti-mifindra mahafaty ny Angorongosy, Fièvre Jaune,  Hepatita B & C✅ Mifindra amin'ny:  👉 Rà (Fanjaitra), Rora (Orok...
23/02/2024

ℹ Areti-mifindra mahafaty ny Angorongosy, Fièvre Jaune, Hepatita B & C
✅ Mifindra amin'ny:
👉 Rà (Fanjaitra), Rora (Oroka), Ranomaso
👉 Zaza ao am-bohoka sy minono
👉 Fivaviana sy Sperme (R. S.)
✅ Ny Hepatita + Fisotroana ary fiankinan-doha amin-ny Toaka dia, mimba ny ATY hahatonga Cirrhose.

Aleo Mitsabo e ❗
☎ Antsoy Mme Harimalala - ety Alasora
📲 034 20 207 71 📲 033 08 747 93

HEPATITE C Aigue. Aretina azo avy @ RA misy Virus VHC✅Aretina maharitra herinandro mahery tsy mihoatra ny 6 volanao ▶️Az...
17/02/2024

HEPATITE C Aigue.
Aretina azo avy @ RA misy Virus VHC

✅Aretina maharitra herinandro mahery tsy mihoatra ny 6 volana

o ▶️Azo avy amin’ny famindrana rà (ex. : Fanaovana Tatouage, Tsindrona Drogue sy ny toy izany …)
o▶️ Azo ihany koa amin’ny tsiranoka rehetra : Mifindra @ Rora, P**i, Ranomaso,
o▶️ Tsy mifindra loatra kosa amin’ny firaisana ara-nofo, na zaza ao am-bohoka

➡️Ny fisehony dia :
- Tsy mahahinan-kanina
- Mahatsiaro mangorangorana
- Manavy matetika, indrindra amin’ny hariva
- Fanimpanina sady mandoa
- Mavo ny maso sy ny vatana.

Azo karakaraina tsara izy io, antsoy
☎ Mme Harimalala 📲 034 20 207 71
Ety Alasora akaikin'ny ⛪ Katolika

ℹ Areti-mifindra mahafaty ny Angorongosy, Fièvre Jaune,  Hepatita B & C✅ Mifindra amin'ny:  👉 Rà (Fanjaitra), Rora (Orok...
14/02/2024

ℹ Areti-mifindra mahafaty ny Angorongosy, Fièvre Jaune, Hepatita B & C
✅ Mifindra amin'ny:
👉 Rà (Fanjaitra), Rora (Oroka), Ranomaso
👉 Zaza ao am-bohoka sy minono
👉 Fivaviana sy Sperme (R. S.)
✅ Ny Hepatita + Fisotroana ary fiankinan-doha amin-ny Toaka dia, mahatong ny Varisin'ny ATY na Cirrhose.

Aleo Mitsabo e ❗
☎ Antsoy Mme Harimalala - ety Alasora
📲 034 20 207 71 📲 033 08 747 93

HEPATITE B  Chronique – Virus VHB✅Aretina maharitra be mihoatra ny 6 volanao ▶️Ny Hépatite B Chornique dia azo avy amin’...
13/02/2024

HEPATITE B Chronique – Virus VHB

✅Aretina maharitra be mihoatra ny 6 volana
o ▶️Ny Hépatite B Chornique dia azo avy amin’ny Hépatite B Aigue tsy voatsabo haingana.

➡️FAMANTARANA : Ny olona voan’ny Hépatite B Chronique dia manomboka tsy dia mahatsapa afatsy mararirary, rera-dava, ary Fatigue générale ary tsy mahahinan-kanina.
➡️Atahorana ho lasa Cancer-n’ny Aty ny Hépatite B Chronique

➡️Ny fisehon’ny aretina :
✅ Mitombo ny Ary na Rate Splénomégalie (Marary ny kibo havia, sady mora voky kely).
✅ Misy lalan-drà kely mivoaka miparitaka toy ny tranonkala
✅ Mena ny paumes de la main
✅ Lasa misy rano ao amin’ny abdomen (ascite : mivonto)
✅ Mikorontana ny Fivainganan-drà (trouble de Coagulation)
✅ Mande rà any amin’ny lalan’ny fandevonan-kanina sy tsinay.(Kakà misy dian-drà)
✅ Mavo ny vatana sy maso
✅ Mikorontana any @ ati-doha (fonction cérébrale)

+ de Renseignement :
📲 034 20 207 71

Mikarakara ny ▶ Aty Matavy▶ Aty Cicatrisée▶ Ngorongosy sy Tazovony▶ Hepatita 🔤👉🏻 Afaka manadio ny Aty📲  Mme Harimalala A...
11/02/2024

Mikarakara ny
▶ Aty Matavy
▶ Aty Cicatrisée
▶ Ngorongosy sy Tazovony
▶ Hepatita 🔤

👉🏻 Afaka manadio ny Aty

📲 Mme Harimalala Alasora

Address

Alasora
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitsaboana Natoraly Aty Matavy, Tazovony sy Angorongosy ary Hepatite B & C posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram