OSTIE Serasera

OSTIE Serasera Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from OSTIE Serasera, Medical and health, Rue Drive Zamenhof/Behoririka, Antananarivo.

Ankoatra ireo fitsaboana amin’ny ankapobeny izay omena ny mpiasa sy ny vady aman-janaka, dia manohana ireo orinasa ihany koa ny fikambanana ahafahana misoroka ny aretina sy ho fiarovana amin’ny loza izay mety hitranga eny amin’ny toeram-piasana.

🚚🚑 OSTIE 24 - Mandray an-tanana raha toa ka misy vonjy taitra (7/7 - 24/24) Ambohimanarina - Tanjombato - Andranomena
02/03/2026

🚚🚑 OSTIE 24 - Mandray an-tanana raha toa ka misy vonjy taitra
(7/7 - 24/24) Ambohimanarina - Tanjombato - Andranomena

Miarahaba antsika rehetra tompoko 😊Ireto avy ny OSTIE de garde antsika  amin'ity faran'ny herinandro ity 👇𝗊𝗮𝗯𝗌𝘁𝘀𝘆 𝟮𝟎 𝗳𝗲𝗯...
27/02/2026

Miarahaba antsika rehetra tompoko 😊

Ireto avy ny OSTIE de garde antsika amin'ity faran'ny herinandro ity 👇

𝗊𝗮𝗯𝗌𝘁𝘀𝘆 𝟮𝟎 𝗳𝗲𝗯𝗿𝗌𝗮𝗿𝘆 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮𝗵𝗮𝗱𝘆 𝟬𝟭 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟲 :
🔵 OSTIE Anosibe, Ambohimanarina, Tanjombato ary Andranomena, mandray marary manomboka amin'ny 07 ora maraina hatramin'ny 12 ora atoandro.

𝗢𝗊𝗧𝗜𝗘 𝟮𝟰 "𝘀𝗲𝗿𝘃𝗶𝗰𝗲 𝗱'𝘂𝗿𝗎𝗲𝗻𝗰𝗲" :
🔎 OSTIE Andranomena, Tanjombato ary Ambohimanarina, mandray ireo "cas urgent" manomboka amin'ny 12 ora atoandro hatramin'ny 07 ora maraina.

Mirary fahasalamana ho antsika rehetra tompoko 🙏

⚠⚠
25/02/2026

⚠⚠

23/02/2026

OSTIE Ivato "vonona hatrany ireo mpiasa hanome izay tratran'ny heriny ho an'ny fahasalamanao" 👚‍⚕✚

Laharana 👇
https://ostie.mg/dispensaire/IVATO

‌Manana fanamarihana na fitarainana ve ianao mandritra ny fizahana ? 𝐀𝐳𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐚𝐭𝐚𝐚 𝐧𝐲 𝐊𝐚𝐧𝐠𝐚𝐭𝐚𝐀𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐊𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚.👉👉 Manatòna ir...
19/02/2026

‌Manana fanamarihana na fitarainana ve ianao mandritra ny fizahana ? 𝐀𝐳𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐚𝐭𝐚𝐚 𝐧𝐲 𝐊𝐚𝐧𝐠𝐚𝐭𝐚𝐀𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐊𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚.

👉👉 Manatòna ireo tompon’andraikitra « 𝐂𝐡𝐚𝐫𝐠𝐞́ 𝐝𝐞 𝐑𝐞𝐧𝐬𝐞𝐢𝐠𝐧𝐞𝐊𝐞𝐧𝐭 𝐞𝐭 𝐝’𝐀𝐜𝐜𝐚𝐊𝐩𝐚𝐠𝐧𝐞𝐊𝐞𝐧𝐭 » na eo amin'ny filan-kevitra.

👩‍💻 𝐕𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐢𝐡𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐚, 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐊𝐩𝐲 𝐚𝐧𝐚𝐚, ary hiditra an-tsehatra haingana izy ireo raha toa ka manana olana isika mandritra ny fandalovana eny amin'ny tobim-pitsaboana OSTIE.

𝐈𝐫𝐞𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐣𝐚𝐧𝐚𝐲 𝐚𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧'𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 :
▪Hamaly haingana ny fangatahanao
▪Hitondra fanazavana eo no ho eo momba ireo tranga ✅
▪Hanolotra vahaolana ho anao
▪Hanatsara hatrany ny fizotrin’ny fizahana

Misaotra indrindra tompoko 🔵🙏

🛑 Fantatrao ve fa ny « hygiÚne diététique » dia efa antsasaky ny fitsaboana ?👉👉 Raha manaraka ireo torohevitra ireo iana...
17/02/2026

🛑 Fantatrao ve fa ny « hygiÚne diététique » dia efa antsasaky ny fitsaboana ?

👉👉 Raha manaraka ireo torohevitra ireo ianao dia mihatsara ny fahasalamanao, mihena ny aretina ary mahazo aina kokoa isan’andro.

𝐈𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 “𝐡𝐲𝐠𝐢𝐞̀𝐧𝐞 𝐝𝐢𝐞́𝐭𝐞́𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞” 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 ? 🀔
Ny hygiÚne diététique dia fomba fiaina ara-pahasalamana hanampy anao hisoroka aretina, hahazo hery bebe kokoa ary hanampy ny vatana hiaro tena sy hahazo aina.

𝐈𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐭𝐚𝐊𝐛𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐚 𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 ?
🔵 𝐕𝐚𝐚𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐞𝐭𝐢𝐧𝐚 : Manampy amin’ny fisorohana diabeta, tosidra avo, hatavezana ary aretim-po.

🔵 𝐌𝐚𝐫𝐚 𝐀𝐚𝐀𝐚𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐬𝐚𝐛𝐚𝐚𝐧𝐚 : Ny olona manaraka fomba fiaina salama dia sitrana haingana kokoa sy mandray tsara ny fanafody.

💪💪 𝐌𝐢𝐚𝐊𝐚𝐟𝐲 𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐫𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 : Ny sakafo sy torimaso tsara dia manampy ny vatana hiady amin’ny aretina.

🔵 𝐕𝐚𝐚𝐭𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐧𝐣𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 : Mampihena ny hatavezana sy ny aretina mifandray amin’izany.

🔵 𝐌𝐢𝐡𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚 : Mitondra hery, fahasalamana tsara ary toe-po tsara.

𝐈𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐀𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐚 𝐢𝐬𝐚𝐧’𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚 ?
𝐌𝐢𝐡𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐚𝐀𝐚𝐟𝐚 𝐯𝐚𝐚𝐥𝐚𝐧𝐣𝐚𝐥𝐚𝐧𝐣𝐚 : Legioma sy voankazo isan’andro, hena tsy misy tavy, trondro, atody na tsaramaso.

✅ 𝐌𝐢𝐡𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐚𝐀𝐚𝐟𝐚 𝐯𝐚𝐚𝐥𝐚𝐧𝐣𝐚𝐥𝐚𝐧𝐣𝐚 : Farafahakeliny 1,5L isan’andro, bebe kokoa raha manao fanatanjahantena.

✅ 𝐌𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐣𝐚𝐡𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚 : Mandeha tongotra 30 minitra isan’andro na manao fanazaran-tena any an-trano.

✅ 𝐀𝐭𝐚𝐚 𝐚𝐊𝐩𝐲 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐢𝐊𝐚𝐬𝐚 : Ezahana ho adin’ny 7 hatramin’ny 8 ora mandritra ny alina.

❌❌ 𝐅𝐚𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧-𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐢𝐊𝐛𝐚 : Aza mifoka sigara, tsy tokony misotro alikaola be loatra. Ferana ny siramamy, sira ary ny sakafo matavy.

✅ 𝐅𝐞𝐡𝐞𝐳𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐝𝐢𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 : Manao « yoga » na miala voly.

Filazana ⚠⚠⚠Ilazana isika rehetra mpikambana fa ireo OSTIE 24 no mandray an-tanana ny marary rehetra rahampitso 11 fe...
10/02/2026

Filazana ⚠⚠⚠

Ilazana isika rehetra mpikambana fa ireo OSTIE 24 no mandray an-tanana ny marary rehetra rahampitso 11 febroary 2026.

🔎🔵 OSTIE 24 : Ambohimanarina - Tanjombato - Andranomena.

Mirary soa sy fahasalamana ho antsika rehetra tompoko 🙏🙏🙏

𝗔𝗿𝘁𝗶𝗰𝗹𝗲 𝟭𝟲 : 𝗟𝗲𝘀 𝗔𝗰𝗰𝗶𝗱𝗲𝗻𝘁𝘀 𝗱𝗲 𝗧𝗿𝗮𝘃𝗮𝗶𝗹Est considéré comme Accidents de Travail,  les accidents tels que définis dans le C...
10/02/2026

𝗔𝗿𝘁𝗶𝗰𝗹𝗲 𝟭𝟲 : 𝗟𝗲𝘀 𝗔𝗰𝗰𝗶𝗱𝗲𝗻𝘁𝘀 𝗱𝗲 𝗧𝗿𝗮𝘃𝗮𝗶𝗹

Est considéré comme Accidents de Travail, les accidents tels que définis dans le Code de Prévoyance Sociale.

16.1. Les obligations du Travailleur ou ses ayants droit en cas d'accident :
Le Travailleur ou ses ayants-droits est tenu de :
- prévenir l'Employeur pour lui permettre de faire la déclaration de l'accident à la CNaPs dans un délai de 48 heures ;
- demander la CARTE D'ACCIDENTE à l'Employeur. Si l’Employeur n'a pas fait la déclaration, le Travailleur ou ses ayants droit, peuvent la faire dans un délai de un an à compter de la date de l'accident.

16.2. Les obligations de l’Employeur en cas d’Accident de Travail
L'Employeur est tenu :
- de faire assurer les soins de premiÚre urgence ;
- de diriger éventuellement la victime sur le centre médical ou l'établissement hospitalier ;
- de faire la déclaration à la CNaPS dans les 48 heures suivant l'accident ;
- de délivrer à la victime tous les imprimés de certificats médicaux (Feuillets A, B et C) et la carte d'accidenté

---------------------------------------------------
𝗔𝗻𝗱𝗶𝗻𝗶𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟭𝟲 : 𝗹𝗌𝘇𝗮 𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝘀𝗮

Ny loza eny amin’ny sehatry ny asa dia voafaritra araka ny fehezan-dalàna momba ny fiahiana ara-tsosialy.

16.1. Ny adidin'ny mpiasa :
- mampandre ny mpampiasa mba hahafahany manao fanambarana eny amin’ny CNaPs ao anatin’ny 48 ora ;
- mangataka ny « CARTE D’ACCIDENTE » amin'ny mpampiasa. Raha tsy nanao ny fanambarana ny mpampiasa dia afaka manao izany ny mpiasa ao anatin'ny herintaona manomboka amin'ny daty nitrangan’ilay loza.

16.2. Ny adidin'ny mpampiasa :
- mikaraka avy hatrany ny marary “premier soins” ;
- mitondra ilay niharam-boina any amin'ny tobim-pitsaboana na hopitaly ;
- manao ny fanambarana eny anivon’ny CNaPS ao anatin’ny 48 ora nitrangan’ny loza ;
- manome ny taratasy fanamarinana ara-pahasalamana ny niharam-boina (taratasy A, B ary C) sy ny “CARTE D’ACCIDENTE”

Ireto avy ny OSTIE de garde antsika  amin'ity faran'ny herinandro ity 👇𝗊𝗮𝗯𝗌𝘁𝘀𝘆 𝘀𝘆 𝗮𝗹𝗮𝗵𝗮𝗱𝘆 :🔵 OSTIE Ampasamadinika, Amboh...
06/02/2026

Ireto avy ny OSTIE de garde antsika amin'ity faran'ny herinandro ity 👇

𝗊𝗮𝗯𝗌𝘁𝘀𝘆 𝘀𝘆 𝗮𝗹𝗮𝗵𝗮𝗱𝘆 :
🔵 OSTIE Ampasamadinika, Ambohimanarina, Tanjombato ary Andranomena, mandray marary manomboka amin'ny 07 ora maraina hatramin'ny 12 ora atoandro.
𝗢𝗊𝗧𝗜𝗘 𝟮𝟰 "𝘀𝗲𝗿𝘃𝗶𝗰𝗲 𝗱'𝘂𝗿𝗎𝗲𝗻𝗰𝗲" :
🔎 OSTIE Andranomena, Tanjombato ary Ambohimanarina, mandray ireo "cas urgent" manomboka amin'ny 12 ora atoandro hatramin'ny 07 ora maraina.

Mirary fahasalamana ho antsika rehetra tompoko 🙏

Olona an-tapitrisany isan-taona no voamarina fa voan'ny homamiadana. 😫Ny fanarahamaso ara-pitsaboana dia afaka mamonjy a...
04/02/2026

Olona an-tapitrisany isan-taona no voamarina fa voan'ny homamiadana. 😫

Ny fanarahamaso ara-pitsaboana dia afaka mamonjy aina, araho ireo :
✅ Fomba fiaina ara-pahasalamana https://www.facebook.com/share/p/19wNAN8F2z/
✅ Fitiliana asain’ny mpitsabo atao

Andao isika hanao ezaka amin'ny ady amin'ny homamiadana. Manomboka izao ny fisorohana.

🎗 Andro maneran-tany hiadiana amin’ny Homamiadana – 4 Febroary

𝗡𝗢𝗧𝗘 𝗗𝗘 𝗥𝗘𝗡𝗊𝗘𝗜𝗚𝗡𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧𝗊 𝗖𝗢𝗠𝗣𝗟𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧𝗔𝗜𝗥𝗘𝗊 𝗔𝗚 𝗥𝗘𝗚𝗟𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗜𝗡𝗧𝗘𝗥𝗜𝗘𝗚𝗥 𝗗𝗘𝗊 𝗔𝗗𝗛𝗘𝗥𝗘𝗡𝗧𝗊- Les frais d’hospitalisation ne sont pas pay...
02/02/2026

𝗡𝗢𝗧𝗘 𝗗𝗘 𝗥𝗘𝗡𝗊𝗘𝗜𝗚𝗡𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧𝗊 𝗖𝗢𝗠𝗣𝗟𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧𝗔𝗜𝗥𝗘𝗊 𝗔𝗚 𝗥𝗘𝗚𝗟𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗜𝗡𝗧𝗘𝗥𝗜𝗘𝗚𝗥 𝗗𝗘𝗊 𝗔𝗗𝗛𝗘𝗥𝗘𝗡𝗧𝗊

- Les frais d’hospitalisation ne sont pas payés par l’OSTIE.
- Un service de protection maternelle et infantile existe dans tous les Dispensaires.
- Les femmes qui désirent espacer ou limiter le nombre des naissances peuvent s’adresser gratuitement aux Centres. Un service de Planning Familial y est mis en place.
- Les soins dentaires, les radiographies, les échographies, les analyses médicales, les consultations spécialisées (gynécologie, neurologie avec EEG, cardiologie avec ECG, ORL, ophtalmologie, pédiatrie) sont gratuits.
- Les affiliés travailleurs ayant rempli les conditions (5 ans d’affiliation à l’OSTIE) peuvent bénéficier de verres correcteurs blancs avec ou sans antireflet prescrits par l’Ophtalmologue de l’OSTIE et d’une monture fournis par le ou les prestataires agrées par l’OSTIE.
- Les prothÚses dentaires peuvent être exclusivement accordées aux Travailleurs, sous réserve de certains critÚres basés sur l’ancienneté de service (5 ans d’affiliation à l’OSTIE), le coefficient de mastication (20%) et l’état de santé. Il appartient à l’Odonto-stomatologistes et au Médecin-traitant de faire les propositions.
- Aucune ordonnance pour achat de médicament ne peut être délivrée aux malades. L’OSTIE est chargée de fournir gratuitement les médicaments prescrits par ses Médecins-traitants. Les ordonnances de Médecin n’appartenant pas à l’organisation ne peuvent être honorées.
- Les Travailleurs en mission hors d’Antananarivo ne dépassant pas un trimestre et/ou les membres de leur famille peuvent se présenter auprÚs des SMIE en partenariat avec l’OSTIE sous réserve :
a) que l’OSTIE soit préalablement avisée, pour permettre d’en informer le SMIE intéressé ;
b) que les Travailleurs en mission présentent leur carte d’affiliation OSTIE dûment validée au SMIE au moment de la consultation médicale.
Texte tiré du RÚglement Intérieur des Adhérents OSTIE.
----------------------------------------------------
𝗙𝗔𝗡𝗔𝗠𝗣𝗜𝗠-𝗣𝗔𝗡𝗔𝗭𝗔𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗞𝗔𝗊𝗜𝗞𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗙𝗜𝗧𝗊𝗜𝗣𝗜𝗞𝗔 𝗠𝗜𝗙𝗘𝗛𝗬 𝗡𝗬 𝗢𝗊𝗧𝗜𝗘 𝗊𝗬 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗞𝗔𝗠𝗕𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡𝗬

- Tsy miantoka ny saran'ny hopitaly ny OSTIE.
- Misy sampana fiarovana ny reny sy ny zaza any amin'ny “Dispensaire” rehetra.
- Manao fandrindrana ny fainam-pianakaviana ny OSTIE.
- Maimaim-poana avokoa ny fitsaboana eto amin’ny OSTIE ho an’ireo mpikambana : fikarakarana ny nify marary na simba, fizahana ny maso, sofina, fo, diabeta sns.
- Ireo mpiasa izay nahafeno ny fepetra (5 taona tao amin’ny orinasa mpikambana OSTIE) dia afaka mahazo tombony amin'ny solomaso. Efa misy ireo mpiara-miasa amin’ny orinasa momba izany.
- Manome solonify ho an’ireo mpikambana nahafeno ny fepetra ny OSTIE (5 taona tao amin’ny orinasa mpikambana OSTIE sy “coefficient de mastication 20%”).
- Tsy azon’ny mpitsabo OSTIE atao ny manome “ordonnance” hividianana fanafody ivelan’ny orinasa. Ny OSTIE dia miantoka tanteraka ny fanomezana ny fanafody izay nosoratan'ny mpitsabo ao aminy.
- Ireo mpiasa mamita iraka ivelan’Antananarivo ka tsy mihoatra ny telo (3) volana dia afaka manatona ireo SMIE miara-miasa amin'ny OSTIE raha toa ka hitsabo tena, saingy misy ny fandaminana izay tsy maintsy arahina :
a) Tokony mampafantatra mialoha ny OSTIE ny orinasa mpikambana mba ahafahany mampahafantatra ireo SMIE ;
b) Manana karatra OSTIE manokana izay misy fitomboka avy amin’ny SMIE miara-miasa ireo mpikambana.
Nalaina tao amin'ny "RÚglement Intérieur des Adhérents OSTIE" Voir moins

Address

Rue Drive Zamenhof/Behoririka
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OSTIE Serasera posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram