Moara Ink - Tattoo Studio

Moara Ink - Tattoo Studio Choisissez notre studio pour vos projets de tatouage originaux, créatifs, et professionnels

⚠️Alerte⚠️Andraso aloha 😂Tsy voatery en couple ity tolotra ity fa na ianao irery ary no tia (ny tenanao) tattoo dia lasa...
10/02/2026

⚠️Alerte⚠️
Andraso aloha 😂

Tsy voatery en couple ity tolotra ity fa na ianao irery ary no tia (ny tenanao) tattoo dia lasa izao 🤣😮‍💨

Mini tattoo ny resaka an! 😮‍💨😮‍💨😮‍💨

Ireo ny dates 🔥

✨Ny 11-12-13 ao amin’ny studio Anjanahary 👌

✨Ny 14 ao amin’ny studio ao amin’ny TOTEM lounge Ambatonakanga 👌

Afaka maka rdv dien’ny izao 🫣

Zarainay eo ny zava-misy ao ambatonakanga ny sabotsy fa tonga dia je t’aime sy je m’aime be aloha ny antsika izao 🤣

Message privé aloha miresaka projet na whatsapp 😌

Soyez tous en sécurité pendant le passage du cyclone 🙏Si vous avez des projets ecrivez nous directement si vousavez des ...
10/02/2026

Soyez tous en sécurité pendant le passage du cyclone 🙏

Si vous avez des projets ecrivez nous directement si vousavez des projets ✨

☎️0342406519
Anjanahary route sens unique vers Mascar Andravoahangy
Repère Top service diesel
Derrière Maka forme gym
Parking à proximité

09/02/2026

Maharary ve ilay manao tatouage ?! 🤣
Ato no ahitanareo ny valiny 🤣🤣🤣
Ao hoe mba tantarao amiko ny niainanao an’izany seance de tatouage azany 😊✨

Merci amin’ny figurants antsika tamin’ity video ity 🤣🤣🤣

🇲🇬

Mirary herinandro mahafinaritra antsika rehetra! Samia mitandrina amin’ny andro ratsy atoato 😊Raha manana projet tattoo ...
09/02/2026

Mirary herinandro mahafinaritra antsika rehetra! Samia mitandrina amin’ny andro ratsy atoato 😊
Raha manana projet tattoo afaka miresaka en message privé na whatsapp

☎️0342406519
Anjanahary route sens unique vers Mascar Andravoahangy
Repère Top service diesel
Derrière Maka forme gym
Parking à proximité

08/02/2026
Tena hoe 😉
08/02/2026

Tena hoe 😉

Androany annn 🔥
07/02/2026

Androany annn 🔥

Moramoraaaaa 😮‍💨😮‍💨😮‍💨
07/02/2026

Moramoraaaaa 😮‍💨😮‍💨😮‍💨

😮‍💨😮‍💨😮‍💨✨
06/02/2026

😮‍💨😮‍💨😮‍💨✨

Faran’ny herinandro manja be 🔥Tattoo manja be koa 👌😮‍💨Rahampitso 7 febroary any amin’ny studio Ambatonakanga ao anatin’n...
06/02/2026

Faran’ny herinandro manja be 🔥
Tattoo manja be koa 👌😮‍💨

Rahampitso 7 febroary any amin’ny studio Ambatonakanga ao anatin’ny TOTEM lounge izahay no mandray anareo manomboka amin’ny 1 ora atoandro mandrapa alina 😮‍💨😉

✨Omenay boisson iray ianareo isaky ny tattoo vita✨

Amin’ny andavanandro dia studio Anjanahary no handraisana anareo 😉

☎️0342406519
Anjanahary route sens unique vers Mascar Andravoahangy
Repère Top service diesel
Derrière Maka forme gym
Parking à proximité

😌
05/02/2026

😌

Heyyyy Ny andavanandro izahay mandray anareo amin’ny studio Anjanahary 👌Ny Evenements kosa ao amin’ny TOTEM lounge ambat...
05/02/2026

Heyyyy
Ny andavanandro izahay mandray anareo amin’ny studio Anjanahary 👌
Ny Evenements kosa ao amin’ny TOTEM lounge ambatonakanga 🔥

Na min’ny sabotsy izao manomboka amin’ny 1 ora tolakandro izahay no mandray anareo eny ambatonakanga mandrapa alina ny andro 😉

1 boisson offerte par tattoo realiser 😊
Kadoa kely avy aty aminay 🔥🤘

Aza adino fa misy concert gratuit ihany koa ary misy sakafo sy lalao mahafinaritra alin’ny sabotsy 🔥✨

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261342406519

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Moara Ink - Tattoo Studio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram

Category