Bouti-shape

Bouti-shape Promoteur N°1 de la musculation et vendeur de complément alimentaire professionnel à Madagascar.

👉PROMOTION BE 🔥🔥🔥🔥🔥Betsaka no niandry azy ity , araraoty androany sy rahampintso ihany no manankery (19 et 20 Septembre)...
19/09/2025

👉PROMOTION BE 🔥🔥🔥🔥🔥

Betsaka no niandry azy ity , araraoty androany sy rahampintso ihany no manankery (19 et 20 Septembre)

Mass Gainer , natao ho anareo maniry hitombo kanefa tsy mahenjika ny calorie ilain'ny vatana isan'andro indrindra ny glucide !

11 serving izy raha 200g / jour no ho aninao ary 22 serving raha 100 / jour

Vidiny : 220 000Ar au lieu de 250 000Ar (2,2kg )

Bouti-shape
Tel : 038 83 066 36

17/09/2025

Inona no tena nanosika anao hanao Sport ? Tantarao fohy ao anaty commentaire sao mba misy azonay anampina anao !

👉 Promotion be tsy misy tahaka ity 🔥🔥🔥💪💪💪Whey Premium  : 25g de proteine , tsiro tokana "Fraise "maivana be 😋😍Zoma  12 s...
12/09/2025

👉 Promotion be tsy misy tahaka ity 🔥🔥🔥💪💪💪

Whey Premium : 25g de proteine , tsiro tokana "Fraise "maivana be 😋😍

Zoma 12 sy Asabotsy 13 Septembre ihany no manankery ity Promotion goavana ity , araraoty fa tsy miverina indroa 🫶🙏🏽

Prix : 300 000Ar au lieu de 350 000Ar 🥰

Bouti-shape
Tel : 038 83 066 36

👉 Raha manao prise de masse sady mampiasa whey Ny Whey famenon'ny Proteine ary ny Mass Gainer manampy ny glucide ( energ...
11/09/2025

👉 Raha manao prise de masse sady mampiasa whey

Ny Whey famenon'ny Proteine ary ny Mass Gainer manampy ny glucide ( energie ) dia ity ny Whey concentré maivana kokoa oharina amin'ireo whey hafa !

Ny Mass Gainer amin'ny maha source-na glucide azy dia somary mameno vavony , noho izany mila zavatra maivana no afaka miaraka aminy , izay no antony nahatonga anay miteny hoe ity mety raha mampiasa azy roa ianao mba tsy hahatonga anao hoe tsy hahavita hihinana sakafo hafa intsony avy eo !

Tsy nasina tsiro ivelan'ireo tsiro'ny taharo nanamboarana azy izy , somary miavaka noho ny whey hafa na ny pozin'ilay whey aza , tsara tena tsara !Somary manakaiky ny Isolate ny fandraisan'by vatana azy !

Hitanao ao amin'ny Bouti-shape

Tel : 038 83 066 36

👉 Raha vao manontany ianareo hoe iza no tsara ity sa ity ? Raha vao "marque " tsy hananay ilay atao fampitahana dia tsy ...
09/09/2025

👉 Raha vao manontany ianareo hoe iza no tsara ity sa ity ? Raha vao "marque " tsy hananay ilay atao fampitahana dia tsy afaka mamaly ilay fanontaniana izahay .Ny antony dia ho fanajana ny hafa satria izahay mipetraka sady ho mpampianatra na dia mivarotra aza , ka raha hiteny izahay hoe ity anay ity no tsara dia lasa manaratsy ilay "marque" hafa na dia ankolaka aza ilay valiny 🙏🏽

👉Noho izany , mijanona ho fampianarana fotsiny ny fampiasa ny "karazana " iray no ataonay dia anjaranao no misafidy avy eo hoe ity no" marque " mety amiko , ekena mantsy hoe ny apport ao anatiny mety mitovy foana ny zavatra rehetra fa ny kalitao samy manana ny azy foana 🙏🏽.Raha ohatra kosa anefa samy karazany ato aminay ilay izy dia tena afaka manampy fanazavana izahay hoe ity no tsara kokoa noho ity satria izao no antony !

👉Ho fanampianay anao , mety hanao promotion matetika izahay mba hahafahana manome fahafahampo ho anareo mpanjifa sy indrindra ianareo nisafidy ny hiaraka aminay foana , noho izany raha mba nafinaritra anao ity ranty ity dia sitrakay indrindra raha mba zarainao ho hitan'ny namanao fa mety misy mahasoa azy ato 🙏🏽🙏🏽🙏🏽💪 Mankasitraka indrindra 🙏🏽

Bouti-shape
Tel : 038 83 066 36

Salama daholo , Tapitra ny lalao antsika  ,izy no nivoaka mpandresy , afaka mamantona mivantana ny Bouti-shape   ianao m...
06/09/2025

Salama daholo , Tapitra ny lalao antsika ,izy no nivoaka mpandresy , afaka mamantona mivantana ny Bouti-shape ianao maka ny lot ny Alatsinainy ho avy izao , mankasitraka antsika rehetra nandray anjara 🙏🏽Manaraka indray 💪💪💪

👉Iza no tsy mahalala azy ? Andao hilalao miaraka amin' ny ENERGY PRE WORKOUT + BCAA - Asio j'aime ny pejy -Zarao amin'ny...
05/09/2025

👉Iza no tsy mahalala azy ? Andao hilalao miaraka amin' ny ENERGY PRE WORKOUT + BCAA

- Asio j'aime ny pejy
-Zarao amin'ny groupe 3 misy anao
-Ataovy ao amin'ny commentaire ny sarinao
-Mahazo "Energy Pre-workout " izay sary be reaction indrindra !
-Mifarana ny Asabotsy 6 septembrea amin'ny 7 ora ariva ny kilalao !
-Ataovy lalao madio ,tsy azo atao ny mampiasa auto like !

👉Energy Pre-workout+ Bcaa

-Manome tanjaka mandritra ny kotrana , eo amin'ny 4 ora eo ny faharetany anaty vatana izany hoe rehefa tapitra io fotoana io dia lefy izy .Ny tena mampiav aka azy amin'ny Pre-workout rehetra dia izy misy BCAA ao anatiny zany hoe sady manome tanjaka izy no manatsara ny recuperation mandritra ny kotrana , mandray anjara koa amin'ny resaka construction musculaire 💪💪

Efa maro no nampiasa azy fa top hoy zalah 🔥🔥🔥

Bouti-shape
Tel : 038 83 066 36

-Promotion be indray + cadeau shakers  🔥🔥🔥🔥🔥😍😍👉Oats 3 kg be zao 😱😱 💪1 scoop ahitana : Carbohydrate : 23 g ( glucide )Pro...
02/09/2025

-Promotion be indray + cadeau shakers 🔥🔥🔥🔥🔥😍😍

👉Oats 3 kg be zao 😱😱 💪

1 scoop ahitana :

Carbohydrate : 23 g ( glucide )
Proteine : 23g

👉Mety tsara ho anareo mitady idée sakafo maraina 😋 Araraoty fa vitsy ihany izy ireto , parfum choco daholo , sady efa promotion no mbola omena shakers cadeau , aiza indray no ahita !

Tena mety tsara ho antsika manao prise de masse , raha mihinana 2 scoop ianao dia mahita proteine 46g sy glucide 46g , afaka ampidirina anaty collation dia vita socolat 😋😍

Mitovy ny whey concentré ihany , tsy misy" lactose " ary ahontsana toy ny whey anaty shakers ihany dia sotroina , averiko indray 3kg no resaka eto fa tsy hoe 2kg na 1 kg !

Prix : 300 000 Ar au lieu de 450 000Ar

Bouti- Shape
Tel : 038 83 066 36

👉Rehefa inona no ampiasaina ny" Mass Gainer " ?   Ampiaisaina izy rehefa mahatsiaro ianao fa mbola te hitombo (volume ) ...
01/09/2025

👉Rehefa inona no ampiasaina ny" Mass Gainer " ?

Ampiaisaina izy rehefa mahatsiaro ianao fa mbola te hitombo (volume ) ka mahatsapa fa tsy mahafeno ilay energie ( glucide ) ilainao isan'andro ny sakafo ampidirinao

Ampiaisana ihany koa izy ho an'ireo mitady surplus-na" energie " na mitady "reserve d'energie "mba hahafahana mitombo kokoa !

Ho an'ireo olona sarotra mitombo satria mandoro energie be ny vatana na " metabolisme rapide " toy ny "ectomorphe " dia mampiasa Mass Gainer mba hahafahana mitady ilay reserve d'energie mba ampitombo ilay vatana !

👉Fantaro fa ny reserve d'energie no hahafahan'ny vatana mamahana ny nofo akotran'ny "Proteine " ireo miaraka amin'ny repos no hahazona ilay vokatra aorinan'ny kotrana mifanaraka amin'ny tanjona !

Misy karazany betsaka ny "Mass Gainer" arakaraka ny "Marque " fa izahay ato amin'ny Bouti-shape dia manana ny Mass gainer Bodybuilder sy ny Triple Mass ....ny Triple Mass dia betsaka kokoa ny total Calorie entiny , ary manatombo kokoa ny acide aminée ao aminy ...ny Mass Gainer indray dia maivana kokoa hoa an'ny vavony ny mandevona azy na dia source glucide aza ka afaka mihinana betsaka raha mitady reserve d'énergie ,tsy sahirana kokoa ny vavony afaka mampiditra sakafo hafa betsaka !

Anao ny safidy ary , mankasitraka amin'ny fahatokisana 🔥🔥🔥💪

Bouti Shape
Tel: 038 83 066 36

👉Whey 4,5kg = 135 Serving be izao 🔥🔥🔥😋😍   Ny whey dia source-na proteine , rehefa matsiaro ianao fa tsy feno amin'ny hen...
29/08/2025

👉Whey 4,5kg = 135 Serving be izao 🔥🔥🔥😋😍

Ny whey dia source-na proteine , rehefa matsiaro ianao fa tsy feno amin'ny hena na trondro na vomaina na atody ny "Proteine " ilainao isan'andro dia mampiasa whey ianao fameno !

Ankoatra izay , ao anaty whey dia ahitana Bcaa ,glutamine matetika izay acide aminée manampy ny vatana amin'ny construction musculaire sy ny recuperation ary ny synthèse-na proteine 💪

👉 30g amin'ity Whey ity dia ahitana 25g proteine , tsara ny manamarika fa tsy misy hoe mihinana whey dia lasa "Sec " io ilay fampianarana diso , ny whey dia mijanona ho fameno-na proteine fotsiny na misy karazany aza hoe misy tsy misy siramamy (Iso )...

Misy amin'ny lanja 900g sy 1,8kg ity Whey ity ho anareo tsy mahazaka ilay 4,5kg , azo atao koa anefa ny mitambatra olona 2 dia ilay lehibe no vidina , ampianarina ianareo fa mahazo tombony foana ny mividy ny ngeza raha complément alimentaire no resaka , plus izy ngeza ( betsaka ) dia mihena kokoa ny vidiny ,mahaiza mampitaha 🙏🏽🙏🏽Mirary soa !

Bouti-shape
Tel : 038 83 066 36

-PROMOTION BE MAMAY 🔥🔥🔥🔥🔥🔥👉EAA MASTER AMINO (Essential Amino Acid )-Tsara noho ny BCAA ny EAA  Manampy betsaka amin'ny :...
28/08/2025

-PROMOTION BE MAMAY 🔥🔥🔥🔥🔥🔥

👉EAA MASTER AMINO (Essential Amino Acid )

-Tsara noho ny BCAA ny EAA

Manampy betsaka amin'ny :
👉Construction musculaire
👉Definition musculaire
👉 Récupération
👉Energie
👉 Catabolisme musculaire

-Somary mananana tsiro mangidy fara kely izy ka tsara raha atao rano +500ml ny 1 scoop
- Ampiaisaina alohan'ny kotrana na mandritra ny kotrana na aorinan'ny kotrana !

Raha sitrakao mety hahasoa ny akama dia partageo ity mba ho hitany fa 80 000Ar fotsiny + Shakers 1 dia mahazo ity EAA ity 😱🔥🔥🥰 efa tena mitovy ny fanomezana fotsiny !

Bouti-shape
Tel :038 83 066 36

-Tsy maintsy mampiasa complement alimentaire ve ny olona vao mahatratra ny tanjony ?👉Rehefa fantatrao fa ampy sy feno am...
25/08/2025

-Tsy maintsy mampiasa complement alimentaire ve ny olona vao mahatratra ny tanjony ?

👉Rehefa fantatrao fa ampy sy feno amin'ny sakafo vidina eny antsena ny filànao dia tsy voatery ampiasa complement alimentaire ianao 🙏🏽

-Inona no antony mahatonga ny fahasamihafan'ny vokatra ho an'olona mampiasa azy sy tsy mampiasa ?

👉Ny fomba fandraisan'ny vatana azy no tsy hitovizany ,mora raisin'ny vatana kokoa ilay complement alimentaire ary kely kokoa ny fatra ilaina dia efa mahazo zavatra betsaka raha oharina amin'ny sakafo vidina eny antsena , ny hena 150g izao ohatra no mitovy amin'ny whey 30g
Misafidy ampiasa azy ihany koa ny olona noho ny tsy fananana fotoana hikarakarana sakafo isakin'ny mila , ny filàna anefa mila enjehina isan'andro

👉Tsy misy hoe rehefa te ho ngeza dia tsy maintsy ity no ampiasaina fa miankina amin'ilay zavatra tsy feno foana, izahay ato amin'ny Bouti-shape dia miezaka mampianatra anao araka izay filàna tadiavinao , tsara anefa ny manamarika fa ny momba ny complement alimentaire no azavainay fa tsy miditra amin'ny resaka Coaching izahay , mankasitraka indrindra 🙏🏽🙏🏽

Bouti-Shape
Tel : 038 83 066 36

Address

RDC 5L CAMPAN Antanimena
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bouti-shape posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Bouti-shape:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram