LHD Clinic

LHD Clinic Ny LongHairDoctor Clinic dia toeram-pitsaboana eto Antananarivo Madagasikara

Cabinet Talatamaty. Tel. 034 85 241 53
Cabinet Ampitatafika. Tel. 034 01 227 08

20/07/2024
Salama! Ny toerana misy ny Clinic Talatamaty! πŸ₯°πŸ₯°
20/07/2024

Salama! Ny toerana misy ny Clinic Talatamaty! πŸ₯°πŸ₯°

Salama! Hampahafantatra ny cabinet mΓ©dical Talatamaty aho!
17/07/2024

Salama! Hampahafantatra ny cabinet mΓ©dical Talatamaty aho!

13/07/2024
LHD Clinic: FAMAKIANA TENY KOREANAπŸŽ‰πŸŽ‰LHD clinic dia mitady olona 24 vonona hianatra ny teny koreanina Iray volana ihany n...
12/07/2024

LHD Clinic: FAMAKIANA TENY KOREANA

πŸŽ‰πŸŽ‰
LHD clinic dia mitady olona 24 vonona hianatra ny teny koreanina
Iray volana ihany ny faharetan'ny fampianarana ary nozaraina sokajy 4 izany
Ny sokajy iray dia misy mpianatra miisa 6 ary ny fampianarana dia in 3 anatin'ny herinandro iray
Ny herindro voalohany hoan 'ny sokajy voalohany ary manaraka ny sokajy faharoa ,fahatelo ary fahaefatra

πŸ’°πŸ’°
Ny saram-pianarana dia 5 000 ar isak-herinandro
Ho an'ireo mpianatra 6 tonga voalohany dia 1 000 ar ny saram-pianarana

✏✏
Mianatra mamaky sy miteny ary mahalala teny fampiasa andavandro no tena tanjona amin ity fampianarana ity
ary Vahiny koreana no mampianatra

⏰⏰
Ny fisoratana anarana hoan'ny herinandro voalohany dia manomboka ny 12.07.24- 14.07.24 ho an'ireo 6 tonga voalohany
Ny fotoana fianarana Alatsinainy 15.07.24 - Alarobia 17.07.24 - Zoma 19.07.24

☎☎
Mba afahanao manoratra anarana sy mijery ireo fotoana manaraka momba fampianarana dia arao ny pejy FACEBOOK LHD clinic
MARIHINA fa fohy ny fotona fampianarana ka araraoty.

πŸŽ‰ Salama! LongHairDoctor ! πŸŽ‰πŸ‘¨β€βš•οΈNy LongHairDoctor Clinic dia toeram-pitsaboana eto Antananarivo MadagasikaraManana toera...
10/07/2024

πŸŽ‰ Salama! LongHairDoctor ! πŸŽ‰

πŸ‘¨β€βš•οΈ
Ny LongHairDoctor Clinic dia toeram-pitsaboana eto Antananarivo Madagasikara
Manana toeram-pitsaboana roa izahay: Talatamaty sy Ampitatafika

πŸ‘¨β€βš•οΈπŸ‘¨β€βš•οΈ
Indray mandeha isambolana dia manao fizaham-pahasalamana maimaimpoana izahay
Manana hetsika ara-koltoraly maro koa izahay toy ny fianarana teny Korean, Andro hijerena sarimihetsika, ets….
Miandry ny fitsidihanao ampifaliana izahay.
Araho ny pejy hahafahanao manaraka anay.

⏰ Misokatra ⏰
Toeram-pitsaboana Talatamaty:
Misokatra: Alatsinainy – Zoma: @ 8 ora maraina – 5 ora ariva
Sabotsy: 8 ora maraina - 12 ora atoandro

Toeram-pitsaboana Ampitatafika:
Misokatra: Alatsinainy – Zoma: @ 8 ora maraina – 10 ora maraina
Sabotsy: 8 ora maraina - 12 ora atoandro

☎️ Fandraisana ☎️
Toeram-pitsaboana Talatamaty Tel. 034 62 880 25
Toeram-pitsaboana Ampitatafika Tel. 034 01 227 08

Address

271I Ambohinambo Talatamaty
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LHD Clinic posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram