30/03/2026
๐ฆ๐๐๐ฌ ๐๐๐ฆ๐๐ข๐ง๐ฅ๐ ๐ป๐ผ ๐๐๐ก๐๐๐ฆ๐๐ง๐ฅ๐๐๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ข
๐ ''๐๐๐ฎ ๐ฑ๐ฎ๐ต๐ผ๐น๐ผ ๐ป๐ผ ๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ผ โ๏ธ''
โจ Tianareo ve raha ho ataontsika ๐๐ผ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ ๐ต๐ถ๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ฎ ๐ธ๐ผ๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ''๐ถ ๐ผ๐๐ฟ ๐ถ๐ป๐๐๐ถ๐๐๐๐ฒ'' ?
๐ฅณ 2 taona latsaka izay no niarahantsika tato amin'ity toerana mamikely ity. ๐ ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ท๐ถ๐ณ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ถ๐๐ฎ ๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ณ๐ฏ๐ฌ ๐ป๐ผ ๐ป๐ถ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฒ๐๐ถ๐๐ฒ๐๐ ๐๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ป'๐ถ๐๐ฎ๐. ๐
๐โค Misaotra anareo mpanjifa rehetra efa nandalo tato aminay. Nanome fahatokisana anay, ary niaraka taminay foana nandritra an'izay fotoana rehetra izay. Mino izahay fa efa salama sy nahafapo anareo ny fikarakarana nataonay. Na teo amin'ny lafin'ny tao-volo, na ny fitsaboana tarehy, na ny fikarakarana ny vatana sns... Mbola vonona foana izahay ny handray anareo am-pitiavana sy hikarakara anareo.
๐ซโค Te hisaotra manokana anareo mpiara-miasa aho amin'ny fahavitrihanareo niara-nisalahy sy navitrika foana teo amin'ny fikarakarana ny mpanjifa rehetra nandalo tato amin'ny ''SALON DE BEAUTร'' antsika dia ny I Our Institute
Misaotra fa mandroso foana ๐ถ๐๐ถ๐ธ๐ฎ...
๐ ๐๐๐ฆ๐ฌ ๐๐๐ก๐๐ฆ๐๐ก๐ ๐ ๐๐ก๐ข๐๐๐ก๐ ๐ข๐ ๐๐ก๐๐ฌ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ข ๐ฅ๐๐๐๐ง๐ฅ๐ ๐๐ญ๐๐ฌ ๐๐๐ ๐ก๐๐ก๐๐๐๐ข ๐ง๐๐ง๐ข, ๐๐๐ฎ๐ป๐ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐ฎ๐๐ฎ๐ต๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ธ๐ฎ ๐ท๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ท๐ฒ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ป๐ ๐ ๐ฃ ๐ฌ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฆ๐ ๐ฆ ๐ฒ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐ผ ๐ฅฐ
๐ฅ Ho anareo FIKAMBANANA na ORINASA na koa VONDRONA samihafa. Izahay dia manana tolotra manokana ho anareo.
๐๐ข ๐๐ง๐๐ข๐ก๐ง๐ฆ๐๐๐ ๐๐ ๐๐ข๐๐๐ -๐ฃ๐๐๐๐ข๐ก๐๐ก๐ ๐๐ง๐ข
โข Ho anareo MPINAMANA :
afaka miaraka maromaro ianareo.
โข Ho anareo MPIARA-MIASA :
avy aty maka aina sady mba manao manjamanja
โข Ho anareo samy MPIKAMBANA :
aty sady mihaona no miresaka zavatra mahasoa.
โข Ho anareo MPIANATRA :
afaka sady mamakimaky lesona no atao manja be.
๐ง๐ข๐ก๐๐๐ฉ๐ ๐๐๐๐ข๐๐ข ๐๐ ๐ง๐ฆ๐ฌ ๐๐ ๐๐๐๐ก๐๐ฌ ๐๐ก๐๐ข ๐ฅ๐๐๐ ๐ง๐ฆ๐ฌ ๐ง๐๐ก๐ ๐๐๐๐ฃ๐ข ๐ง๐๐ก๐ง๐๐ฅ๐๐๐ ๐ฅฐ๐ฅฐ
๐ฒ Tsy miova ny laharana raha haka RENDEZ-VOUS : ๐ฌ๐ฏ๐ฐ ๐ด๐ญ ๐ฌ๐ฌ๐ด ๐ญ๐ต
๐ Andravohangy ambany
3e Etage - Immeuble ALIZAH
(En face Quincaillerie MOD)