CMM LABO Mahamasina

CMM LABO Mahamasina Laboratoire d'Analyses Médicales sis à Mahamasina en face de l'Institution Sainte Famille, du lundi au samedi à partir de 7h00

11/02/2026

Salama tompoko,
Noho ny fandalovan'ny cyclone dia tsy misokatra laboratoire anio 11 febroary.
Mankasitraka tompoko.

Vaksiny anisany lafo indrindra nefa gratuit miaro amin'ny cancer du col ho an'ny tovovavy kely 9 -14 ans
09/12/2025

Vaksiny anisany lafo indrindra nefa gratuit miaro amin'ny cancer du col ho an'ny tovovavy kely 9 -14 ans

Miarahaba e, 🥰
"Aleo misoroka toy izay mitsabo "
Tonga eto Madagasikara ny vaksiny miaro amin'ny homamiadan'ny vozon'ny tranonjaza ( )
Anisany nahazo io vaksiny io isika eto amin'ny clinique ( )
Ento manao vaksiny ny zanatsika vavy 9_14 taona ny 9,10,11,12 Déc 2025
Aza manahy ianareo ray aman_dreny fa azo antoka io ary mahasoa azy.
⛔Efa hita taratra eny amin'ny fiarahamonina ihany koa fa misy épidémie izao, misy ihany koa ny vaksiny mandritra io campagne io 9,10,11,12 Dec 2025
🟥Tsara marihana fa mandritra io campagne io ihany no misy ireo vaksiny ( , , ) ireo
👉Fa rehefa vita ny campagne dia miverina isakin'ny Talata ihany ny tsika dia sur rendez-vous ny
Mirarisoa 🥰

20/04/2025

Chers clients, le Laboratoire sera fermé le lundi de Pâques mais sera ouvert toute la journée le Mercredi 23 Avril 2025
Joyeuses Pâques à tous.

👉HAFATR’I Dr ROVA PEDIATRE 🧑‍⚕️👉 Hiresaka kely corps étrangers inhalés na hoe voatelin'zazakely 👉Matetimpitranga izy io ...
05/02/2025

👉HAFATR’I Dr ROVA PEDIATRE 🧑‍⚕️
👉 Hiresaka kely corps étrangers inhalés na hoe voatelin'zazakely
👉Matetimpitranga izy io 80%👍 eo fa tsy hitantsika ary tsy misy complication fa mivoaka any amin'ny maloto👀
👉20% mety ho grave satria manentsina ny lalandrivotra na lalankanina 💀💀
⭐mila mahalala haingana signe asphyxie URGENCE 🏨🏨
💀tsy mahavita mikohaka ilay zaza
💀sarotra miaina
💀hantsatra ny tanany dia manga ny molony
💀Malemilemy na agité
👉Tandremo raha manatelina PILE 💀💀zazakely dia urgence🏨 be na tsy misy signes asphyxie aza satria ilay asidra 🧟dia handoro lalakaniny⛔
👉Inona ireo corps etrangers matetika voatelina ao commentaires👇👇👇
💟Sary indrana
Source : Page FB et WhatsApp Clinique Maternite Manakambahiny 038 39 979 22 - 0330889172

30/01/2025

👉HAFATR’I Dr ROVA PEDIATRE 🧑‍⚕️
👍Fantantsika ve fa miovaova arakaraky ny sakafo hohanintsika reny ny tsiron'ny nonondreny 🤱
⭐Mahafinaritra satria hahafahan'ny zaza🤤 mahalala tsiron-tsakafo 👶vaovao
⭐Tsy tokony hahasakana antsika hihinana sakafo izay tiantsika izany♥️
⭐Taloha nisy fitenenana hoe tsy tokony hinana oignon, choux na épicés maman kanefa voaporofo hoe misadapte tsara amin'io 🤤tsirontsakafo io ilay zaza 👶mety lasa tiany aza any aoriana
⭐Mila fitandremana kely fotsiny ny sakafo allergisant 🧟
👉Ronono avy amin'ny omby, noix, soja, fruits de mer sns
⭐Mila jerena reactions zazakely ka raha manao allergie🧟 izy dia hajanona ireny sakafo ireny aloha 👇
Sary indrana
Source : Page FB et WhatsApp Clinique Maternite Manakambahiny 038 39 979 22 - 0330889172

Tandremo fa mirongatra ny diarrhée
24/01/2025

Tandremo fa mirongatra ny diarrhée

20/01/2025

👉HAFATR’I Dr ROVA PEDIATRE 🧑‍⚕️
👀Azo omena boissons (jus de fruit🧋) ve ny zazakely?
⭐Ny valiny dia TSIA raha zaza latsaky ny 6 volana
👉Ny nonon'dreny na ronono artificialy dia ampy ho azy
⭐Mety hampisy allergie 🤢ho azy ny fihinana aloha loatra ireny fruit🍓 ireny raha mbola tsy manomboka ny diversification alimentaire
⭐Toy izany ko ny Lait de vache🐄 izay tsy azo omena ny zaza alohan'ny 12 volana
Sary indrana
Source : Page FB et WhatsApp Clinique Maternite Manakambahiny 038 39 979 22 - 0330889172

02/01/2025
04/10/2024

Clinique de Pédiatrie, Maternité, opération césarienne et prise en charge de l’infertilité (Fécondation in vitro, insémination intra-utérine...)

25/09/2024

Anisan'ny cause infertilité masculine ny hernie inguino-scrotale tsy voatsabo arapotoana fa aleho mitandrina ho any ho avy

Clinique de Pédiatrie, Maternité, opération césarienne et prise en charge de l’infertilité (Fécondation in vitro, insémination intra-utérine...)

Betsaka fitiliana hormones vitan'ny cmmlabo
21/09/2024

Betsaka fitiliana hormones vitan'ny cmmlabo

👉Hafatry ny Médecin specialiste en Procréation 👩‍❤️‍👨
Ireo olana ara-pananahana😵‍💫 matetika mahazo ny vehivavy🤦
👉Olana eo amin'ny trompe🪠🪠
👉Olana eo amin'ny ovaire🎊
👉Olana eo amin'ny tranon'jaza🧟
👉Fikorotanan'ny hormones 🥵
👉Endometriose 🩸🩸
👉Taona mihoatra 35ans🧓, stress😫, sigara🫦, hatavezana be loatra🧌...
👉tsy fantatra antony
Ao amin'ny commentaires ny fanazavana fanampiny 👇👇👇
Sary indrana

Address

Lot VF 13 Mahamasina
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 16:00
Tuesday 07:00 - 16:00
Wednesday 07:00 - 16:00
Thursday 07:00 - 16:00
Friday 07:00 - 16:00
Saturday 07:00 - 12:00

Telephone

+261349263150

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CMM LABO Mahamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to CMM LABO Mahamasina:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram