21/06/2023
Miara-mifety @ D&S Family ny produits Lactasoy 🎂🎉, ary tsy ho ela koa ny fetin'ny asaramanitra an🤩
Ho anao izay mpankafy ary😍 ka te hahazo fanomezana 🎁🎁🤩 ary indrindra te hanandrana an'izany lait de soja matsiro 😋sy mahasalama izany: tongava amin'ireto points de ventes ireto:
Jumbo Ankorondrano
Jumbo Tanjombato
Shop Liantsoa Andravoahangy
Proximarket By-pass
22 au 25 juin- 29 au 02 juillet
Passionnés de la gastronomie, Voyage et Storytelling en Famille On vous invite à nos aventures culinaires, critiques selon nos ressentis et Ambassadeur de plusieurs marque🥰 Pringles, 4seasons, Kibo, Sanifer, Zoma, Dabur,...