10/10/2025
💚10 Octobre: Journée mondiale de la santé mentale🧘♀️
Aujourd’hui, nous voulons rappeler une chose essentielle : la santé mentale est tout aussi importante que la santé physique.
Anxiété, stress, épuisement, solitude, traumatismes… ils ne se voient pas toujours, mais ils existent. Et chacun a le droit d'être écouté, soutenu, accompagné.
🌿 Chez le Centre Aro Aina, nous croyons profondément que prendre soin de soi, c’est aussi prendre soin de son esprit, de ses émotions, de son équilibre intérieur.
👉 En cette journée spéciale, nous vous invitons à :
* Prendre un moment pour respirer
* Être bienveillant envers vous-même
* Tendre la main à quelqu’un si besoin
* Parler, écouter, partager… sans jugement
💬 La santé mentale n’est pas une faiblesse. C’est un droit.
___________________________________
💚 10 Oktobra: Andro maneran-tany ho an’ny fahasalamana ara-tsaina 🧘♀️
Amin’ity andro manokana ity, tianay mampatsiahy antsika rehetra fa zava-dehibe toy ny fahasalamana ara-batana ihany koa ny fahasalamana ara-tsaina.
Tahotra, adin-tsaina, faharerahana, fahatsapana ho irery, ratra ara-pihetseham-po... tsy hita maso foana izy ireny, nefa tena misy. Ary manana zo hohenoina sy tohanana ny tsirairay.
🌿 Eto amin’ny Centre Aro Aina dia mino fa ny fikarakarana ny tena dia midika koa hoe fikarakarana ny saina sy fanahy, ny fihetseham-po
👉 Amin’ity andro ity, manasa anao izahay mba :
* Handinika kely sy hiaina amin’ny saina tony
* Haneho hatsaram-po amin’ny tenanao
* Hanatona olona raha mila fanampiana
* Hiresaka, hihaino, hizara... tsy misy fitsarana
💬 Tsy fahalemena ny fahasalamana ara-tsaina. Fa zo fototra ho an’ny olombelona.