17/06/2025
Que son âme repose en paix. Courage à toute sa famille
https://www.facebook.com/100078401891720/posts/715590987730958/?app=fbl
✝️Amin'alahelo lehibe sy ranomaso no ampandrenesanay anareo, fa ny Anesthésiste TONGATSARA Fiononana Davidson Douglas,izay miasa ao amin'ny Hopitaly bé Mananjary, mpiara-miasa aminay dia nodimandry tao amin'ny Hopitaly manara-penitra Andrainjato Fianarantsoa ny Alatsinainy tamin'ny 8 ora Alina.
😔Misaona ny fianakaviana sy ny mpiara-miasa rehetra noho ny fahaverezan’olona sarobidy, tia asa, sady tsara toetra
🥲Mirary fiononana feno hoan'ny fianakaviany,namany ary ny mpiara-miasa rehetra izay very olona manan-danja amin'ny fiainana sy ny asa.
🕊️Mandria am-piadanana Douglas. Tsy ho adino ianao 🕊️