02/04/2025
📅Fantatrao ve, fa raha mandalo eto ambohimanarina ianao ka mividy charcuterie ato amin’ny Charcuterie Nel Extra amin’izao endriny vaovao izao, dia ho faly tokoa ny kibonao fa nihinana sakafo matsiro??🤯🤤
Mandalova aingana ary eto amin’ny point de vente nay apitan’ny arrêt pharmacie akaikin’ny terminus 105 Analakely 🚎🚌