25/08/2025
SAFIDIO TSARA NY TOERANA HITERAHANA.
👉 Rehefa mifidy toerana hiterahana, dia mahaiza misafidy tsara mba ho souvenir tsara ho an’ny ankohonana🧖♀️🧖♀️
☺️Ohatra ny hoe "raha samy handalo tetezana, dia aleo ilay misy arofanina e!" 😍😍
🥰 Am-pitiavana sy am-pitsikiana hatrany no handraisana anao 🙂🙂
🏪 Misokatra andro aman'alina ny Clinique ho an'ireo izay mila mpitsabo sy hiteraka 🏪
☎️ 0342256257