21/09/2024
Tresor & Sens vokatra vaovao vita eto Analamanga : zezika organika ara-boajanahary vita avy amin'ny akora novolena ara-biolojika sy taim-biby ary koa kankana. Misy ventiny, misy ranony, efa voasedra, mampitombo vokatra, miaro amin'ny aretina sy biby kely, manatsara ny fahalonahan'ny tany, miaro ny tontolo iainana. HARENA COMPOST, VERPLUS LOMBRICOMPOST, FERTIPLUS, FERTIBIO, FERTIVER ary FONGICBIO... Ho hitanao eto amin'ny Kianja Barea Mahamasina, hatramin'ny alahady 22 septambra 2024. Tongava maro fa efa fotoana fikarakarana fambolena izao. 🙏🌻