Ny vintana 12 sy ny tonon'androny ofisialy

Ny vintana 12 sy ny tonon'androny ofisialy NY VINTANA 12 & NY TONON'ANDRONY
raha tianao ny fomba malagasy Dia manao j'aime & suivis 👇👇👇 mankasitraka tompoko!

Info line
------------

Mvola : 034 57 149 35
Anarana : Manovohery
Adresse : Antsirabe
Gmail : manovoathelane@gmail.com
L'heure : toujours ouvert

Afaka mandefa hafatra ato ianao raha misy ny hilaina na misy ny mahaliana anao fa eto izahay vonona ny hamaly anao!

OHABOLANA MOMBAN'NY FITIAVANA:"Ny fitia toy ny ketsa, afindra vao miroborobo.""Ny fitiavana toy ny lamban'akoho ka faty ...
05/11/2023

OHABOLANA MOMBAN'NY FITIAVANA:
"Ny fitia toy ny ketsa, afindra vao miroborobo."
"Ny fitiavana toy ny lamban'akoho ka faty no hisarahana."
"Aza atao toy ny fitia varavarana, ka tiana ihany fa atositosika."

OHABOLANA MOMBAN'NY TODY"Mandrora mitsilany ka mahavoa ny tenany”.“Mpamosavy milevina amoron-dalana ka mahatantesa valin...
03/11/2023

OHABOLANA MOMBAN'NY TODY
"Mandrora mitsilany ka mahavoa ny tenany”.
“Mpamosavy milevina amoron-dalana ka mahatantesa valin-kitsaka”.
“Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina”.
“Ny soa atao levenam-bola fa ny ratsy atao loza mihatona”.
“Aza manenjika ny osa fa mbola henjehin’ny mahery”.

OHABOLANA MOMBAN'NY RARINY:"Aza atao toa ny kifafa : mipepipepy marain-tsy hariva , ka tsy hita izay rariny hiainana""Az...
30/10/2023

OHABOLANA MOMBAN'NY RARINY:
"Aza atao toa ny kifafa : mipepipepy marain-tsy hariva , ka tsy hita izay rariny hiainana"
"Aza tezitra alohan' ny rariny : ny teny ifamaliana mahatsara raharaha"
"Ny fitiavana : sakaizan' ny rariny fa ny hatezerana fati-dran' ny heloka "

OHABOLANA MOMBAN'NY TODY:"Ny atao toy ny salaka : soa atao, mihodidina; ratsy atao, mihodidina"
29/10/2023

OHABOLANA MOMBAN'NY TODY:
"Ny atao toy ny salaka : soa atao, mihodidina; ratsy atao, mihodidina"

OHABOLANA MOMBAN'NY TSINY:"TanĂ na haolo tsy ilaozam-pandrotrarana;hadivory tsy ilaozan'ambiaty;teny maro tsy ilaozan'iza...
28/10/2023

OHABOLANA MOMBAN'NY TSINY:
"TanĂ na haolo tsy ilaozam-pandrotrarana;hadivory tsy ilaozan'ambiaty;teny maro tsy ilaozan'izay ota"

27/10/2023

"Ny marina toy ny tsiriry anaty harefo: tsy maty, fa malazo."

"Aza manao toy ny boloky lahy homam-boatseva,ka mamy ny atsy sady fy ny eroa"
26/10/2023

"Aza manao toy ny boloky lahy homam-boatseva,ka mamy ny atsy sady fy ny eroa"

25/10/2023

"Fitia iray lainga ka aina no fetra; fitia lamban'akoho ka faty no hisarahana"

24/10/2023

Ady varotry ny mananontena, ka raikitra vao toran-kovitra.

"Ny zanakao no soa tia ratsy,ka ny zanak'olona no tendren-kanan'ody"Ity ohabolana ity dia momban'ny lohahevitra "ny tend...
23/10/2023

"Ny zanakao no soa tia ratsy,ka ny zanak'olona no tendren-kanan'ody"
Ity ohabolana ity dia momban'ny lohahevitra "ny tendry". Anisan'ny anatra azo amin'izany ny hoe:
-Tokony hanaja ny safidin'ny hafa fa tsy hilaza aminy hoe tsy mety aminy ny safidiny
-Eo ihany koa ny tokony ahaizan'ny tsirairay mifidy izay ho anjarany!

22/10/2023

"Ny marina toy ny vato am-balam-parihy raha tsy hitan'ny angady lohataona,hitan'ny antsy raha fararano "

21/10/2023

''Mpiasa be vonton'anatra hono ka eny an-tsena avy no manao mbay lâlana"

Address

Antsirabe

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny vintana 12 sy ny tonon'androny ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Ny vintana 12 sy ny tonon'androny ofisialy:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram