Funfia Smie Fianarantsoa

Funfia Smie Fianarantsoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Funfia Smie Fianarantsoa, Medical Service, I E 23 Immeuble ICHTUS Anjoma, Fianarantsoa.

🧠 𝐍𝐲 𝐈𝐀 𝐝𝐢𝐚 𝐚𝐟𝐚𝐤𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐲, 𝐬𝐚𝐢𝐧𝐠𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐟𝐚𝐤𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨 𝐝𝐨𝐤𝐨𝐭𝐞𝐫𝐚!Ankehitriny dia maro ny olona mampiasa Intelligence Artifici...
08/11/2025

🧠 𝐍𝐲 𝐈𝐀 𝐝𝐢𝐚 𝐚𝐟𝐚𝐤𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐲, 𝐬𝐚𝐢𝐧𝐠𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐟𝐚𝐤𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨 𝐝𝐨𝐤𝐨𝐭𝐞𝐫𝐚!
Ankehitriny dia maro ny olona mampiasa Intelligence Artificielle (IA) mba hanontany momba ny fahasalamany 🤖.

Fa tandremo ⚠️ : tsy mahalala ny vatanao, ny tantaran’ny aretinao, na ny toe-pahasalamanao marina ny IA.

Afaka manome vaovao sy manoro lalana izy, fa tsy afaka mamantatra aretina na mitsabo.

Matetika ny soritr’aretina iray dia mety hiafina ao ambadiky ny aretina maro samihafa — ny dokotera ihany no afaka mahafantatra tsara izany 🩺.

Ao amin’ny FUNFIA SMIE, manentana ny olona izahay mba hampiasa am-pahendrena ny teknolojia vaovao, nefa tsy hanadino ny maha-zava-dehibe ny fifandraisana maha-olona.

👉 Raha misy fisalasalana momba ny fahasalamanao : tsidiho hatrany ny mpitsabo matihanina.

Tandremo ny fahasalamanao — tsy amin’ny teknolojia ihany, fa amin’ny fikarakarana maha-olona koa 💚
_______________________________________________________________________

🧠 𝐋’𝐈𝐀 𝐩𝐞𝐮𝐭 𝐚𝐢𝐝𝐞𝐫, 𝐦𝐚𝐢𝐬 𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐧𝐞 𝐫𝐞𝐦𝐩𝐥𝐚𝐜𝐞 𝐩𝐚𝐬 𝐥𝐞 𝐦𝐞́𝐝𝐞𝐜𝐢𝐧 !

De plus en plus de personnes utilisent aujourd’hui l’intelligence artificielle pour poser des questions sur leur santé 🤖.
Mais attention ⚠️ : l’IA ne connaît pas votre corps, vos antécédents médicaux, ni votre état réel.

Elle peut vous informer, vous orienter, mais pas diagnostiquer ni soigner.
Un simple symptôme peut cacher plusieurs maladies différentes — seul un médecin peut faire la différence 🩺.

Chez FUNFIA SMIE, nous encourageons l’usage responsable des nouvelles technologies, sans oublier l’importance du contact humain.
👉 En cas de doute sur votre santé, le bon réflexe reste toujours :
Consulter un professionnel de santé qualifié.

Prenez soin de vous, pas seulement avec la technologie, mais avec l’humain 💚

Nous vous félicitons chaleureusement pour votre nomination Madame le ministre 💐
29/10/2025

Nous vous félicitons chaleureusement pour votre nomination Madame le ministre 💐

✳️ Ny mpiara-miasa rehetra manerana ny Nosy eto anivon'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka ( ) dia faly miarahaba an'dRamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Docteur MANAGNA Monira, ary mirary ny soa sy fahombiazana amin'ny adidy masina hiantsorohany ho an'ny Tanindrazana izao.

❣️Ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka eo anilanao hatrany.

Nos félicitations pour votre brillante nomination Madame le ministre💐
29/10/2025

Nos félicitations pour votre brillante nomination Madame le ministre💐

Voatendry ho Minisitry ny Asa, ny Fampananan'asa ary ny Asam-panjakana Ramatoa FLORENT SOATIANA BETY LEONNE.

Miarahaba anao Ramatoa Minisitra amin'izao andraikitra goavana nanendrena anao izao.

🎤FILAZANA🎤Ampahafatarina isika fa tsy miasa ny Dentiste ny faha 09 (tolakandro),10, 11 Oktobra  ho avy izao.Mirary herin...
06/10/2025

🎤FILAZANA🎤

Ampahafatarina isika fa tsy miasa ny Dentiste ny faha 09 (tolakandro),10, 11 Oktobra ho avy izao.

Mirary herinandro mahafinaritra🌞

🌸FANENTANANA🌸 Ilazana isika vehivavy mpikambana fa hisy ny fitiliana ny homamiadan'ny nono sy ny vozon'ny tranon-jaza ia...
02/10/2025

🌸FANENTANANA🌸

Ilazana isika vehivavy mpikambana fa hisy ny fitiliana ny homamiadan'ny nono sy ny vozon'ny tranon-jaza iarahana miasa amin'ny Fondation Akbaraly sy ny ONG La Vita Perte. Hotanterahina ny zoma 10 Oktobra 2025 amin'ny 09 ka hatramin'ny 11 ora eto anivon'ny FUNFIA SMIE Anjoma.

Mirary ny tsara ho antsika!

🌸

29/09/2025

🕰️🕰️FILAZANA 🕰️🕰️

📢 Tsara ny mampahafantatra antsika mpikambana rehetra manoloana ny toe-draharaha eto amin'ny firenena fa tsy miova ny ora fandraisana ny marary eto anivon'ny orin'asa.

➡️➡️ALATSINAINY - ZOMA:

🔵 07h30 - 11h45 ny maraina
🔵 13h30 - 17h00 ny hariva

➡️➡️ASABOTSY

🔵 08h00 - 11h00

Mankasitraka Tompoko!

26/09/2025

🚨FILAZANA 🚨

Miarahaba antsika rehetra Tompoko !

📢 Misokatra hatramin'ny 4 ora hariva ny FUNFIA SMIE ho an'i anio.

Mirary soa ho antsika mpikambana Tompoko 🩺💊💉

𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗞𝗔𝗣𝗢𝗕𝗘𝗡𝗬Manatanteraka ny fitsirihana ara-pahasalamana ny mpiasa mpikambana sy ny vady aman-janany n...
26/08/2025

𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗞𝗔𝗣𝗢𝗕𝗘𝗡𝗬

Manatanteraka ny fitsirihana ara-pahasalamana ny mpiasa mpikambana sy ny vady aman-janany ny mpitsabo eto amin'ny FUNFIA SMIE.
Araka ny fizahana izay atao no hanomezany fitsaboana sy torohevitra :
- Toromarika, fanafody ary fitsaharana amin’ny asa ;
- Fitsirihana hafa momba ny fahasalamana : « ECG, EEG, échographie, radiographie sns » ;
- Fandefasana mizaha fahasalamana any amin’ireo mpitsabo manokana, ohatra momba ny maso, sofina, taovam-pananahana sns ;
-Fandefasana any amin’ny hopitaly.

Ny dokotera ny FUNFIA samirery no afaka mandefa ny marary any amin’ireo “médecin spécialiste"

Ho entina ny Ordonnance FUNFIA

16 Aogositra 2025: anisan'ny andraikitra sahanin'ny toeram-piahiana ara-pahasalaman'i mpiasa sy ny vady aman-janany moa ...
16/08/2025

16 Aogositra 2025: anisan'ny andraikitra sahanin'ny toeram-piahiana ara-pahasalaman'i mpiasa sy ny vady aman-janany moa ny fanomezana fampiofanana sy ny fanaovana fanentanana ara-pahasalamana.

Anio dia nanatanteraka izany teny anivon'ny LPSA Dépôt Fianarantsoa ny Association FUNFIA SMIE, izay nitondra ny loha hevitra mahakasika an'ireo zavatra rehetra tokony ho sorohina mba tsy hisian'ny firehetana, mandridra ny firehetana, ary ny fomba hitsoahina raha toa ka tsy voafehy intsony ny Afo.

🚨Les Gestes de premier secours
🔥INCENDIE🔥

😊
06/08/2025

😊

30/07/2025

Manasa antsika rehetra ny Le Relais Madagasikara 👍👍👍

Address

I E 23 Immeuble ICHTUS Anjoma
Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 07:30 - 11:45
13:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 11:45
13:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 11:45
13:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 11:45
13:30 - 17:00
Friday 07:30 - 11:45
13:30 - 17:00
Saturday 08:00 - 11:00

Telephone

+261320737113

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Funfia Smie Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram