Centre Hospitalier Universitaire Tambohobe Fianarantsoa

Centre Hospitalier Universitaire Tambohobe Fianarantsoa >

04/04/2026
Ny mpiara-miasa rehetra eto anivon’ny CHU Tambohobe Fianarantsoa dia faly miarahaba an-dRamatoa Minisitry ny Fahasalam-b...
25/03/2026

Ny mpiara-miasa rehetra eto anivon’ny CHU Tambohobe Fianarantsoa dia faly miarahaba an-dRamatoa Minisitry ny Fahasalam-bahoaka, Dr. MANAGNA Monira, noho ny fanendrena azy indray hitantana sy hitarika ny Minisiteran’ny Fahasalam-bahoaka. Mirary soa indrindra ho anao, tompoko, mba hahavita be amin’ny andraikitra sy adidy masina amin’ny fanompoana ny vahoaka.

Ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka dia miarahaba feno an-dRamatoa Minisitra, Dr. MANAGNA Monira, noho ny fanavaozana ny fitokisana azy hitantana hatrany ny Minisitera.

Maneho fisaorana feno an’Andriamatoa Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, Kolonely RANDRIANIRINA Michaël, sy ho an’Andriamatoa Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, RAJAONARISON Mamitiana, amin'izao toky napetrany izao.

Mahaleova mahalasàna tompoko, ary mirary fahombiazana hatrany amin’ny fanatanterahana ny andraikitra izay sahaninao.

📸 Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

💯MIASA MIARAKA HO AN'NY FANOVANA, MANASITRANA NY FIRENENA.
©️Ny Fitaleavana ny Serasera.

22/03/2026
20/03/2026

[Zoma faha 20 marsta 2026]
💥 AÏD MOUBARAK 💥

🤝 "Aïd Mubarak" ho an’antsika rehetra manerana ny Nosy.

💫Amin’izao fankalazana ny fety famahana ny fihezana izao, ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka dia mirary fety sambatra, feno fiadanana sy firaisankina ho antsika rehetra manerana an’i Madagasikara.

💯MIASA MIARAKA HO AN'NY FANOVANA, MANASITRANA NY FIRENENA.
©️Ny Fitaleavana ny Serasera.

16/03/2026

📣Ny Didim-panjakana 2026-776 tamin'ny 15 martsa 2026 no nentin'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara, nanendry ny Praiminisitra, Lehiben'ny Governemanta.

✨️Ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯'𝘯𝘺 Fahasalamam-bahoaka dia miarahaba sy mirary soa an’Andriamatoa 𝗠𝗮𝗺𝗶𝘁𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗥𝗮𝗷𝗮𝗼𝗻𝗮𝗿𝗶𝘀𝗼𝗻 noho ny fanendrena azy ho 𝘗𝘳𝘢𝘪𝘮𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢, L𝘦𝘩𝘪𝘣𝘦𝘯'𝘯𝘺 𝘎𝘰𝘷𝘦𝘳𝘯𝘦𝘮𝘢𝘯𝘵𝘢.

✅️ Mirary fahombiazana feno ho Azy amin’ny fanatanterahana izao andraikitra ambony ho an’ny Firenena izao ny mpiasan'ny fahasalamana rehetra manerana ny nosy..

📷 Sary indrana.
©️Ny Fitaleavana ny Serasera.

Address

Haute Matsiatra (BP 1050 Fianarantsoa CP)
Fianarantsoa
301

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre Hospitalier Universitaire Tambohobe Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Centre Hospitalier Universitaire Tambohobe Fianarantsoa:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram

Category