05/04/2026
๐๐ข๐ซ๐๐ซ๐ฒ ๐
๐๐ญ๐ฒ ๐๐๐ฌ๐ค๐ ๐ฌ๐๐ฆ๐๐๐ญ๐ซ๐ ๐ก๐จ ๐๐ง๐๐ซ๐๐จ ๐ซ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ !
Aminโizao fotoana manokana izao, ny Pharmacie Imerintsiatosika dia mirary fahasalamana, fiadanam-po ary fahombiazana ho anโny tsirairay.
Hitondra fanantenana vaovao sy hery vaovao ho anโny fiainantsika andavanandro izao fotoana izao.
Miaraka aminareo hatrany izahay, hiaro sy hikarakara ny fahasalamanareo
Pharmacie Imerintsiatosika -Votre Santรฉ est notre Prioritรฉ