La diététique de NyAndo

  • Home
  • La diététique de NyAndo

La diététique de NyAndo Fizarana toro-hevitra ara-tsakafo sy ara-pahasalamana… (diététique et nutrition)
Abonnez-vous🩺

Ny nahasahirana ahy sy ny antony tsy nahafahako namaly anareo🥺🥺Officiellement votre diététicienne la communauté ❤️❤️❤️Je...
20/04/2024

Ny nahasahirana ahy sy ny antony tsy nahafahako namaly anareo🥺🥺

Officiellement votre diététicienne la communauté ❤️❤️❤️
Je reviens bientôt dans vos fils d’actualité et dans vos boites de messagerie, merci infiniment pour votre patience 🥺🫶🏽

En attendant, je vous répète ci-dessous nos services.
Mp si vous voulez:
1. Recevoir des conseils nutritionnels personnalisés.
2. Gérer le poids de manière saine.
3. Traiter des problèmes de santé liés à l'alimentation.
4. Établir des habitudes alimentaires équilibrées.
5. Prévenir certaines maladies par une alimentation adaptée.
6. Vivre sainement.
🇲🇬

20/03/2024

Miato kely aloha ny famaliana hafatra miafina fa mamaly anareo aho afaka fotoana fohy🤗
Raha tena urgent dia mba asiana kely hoe urgent amin’ilay message azafady‼️
Misaotra tompoko, mirary soa!

20/03/2024

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY FAHASALAMAN’NY NIFY SY ATIVAVA
------------------------------------------------------------------------------
Miankina amin’ny fahasalaman’ny ativava ny fahasalamanao,
👉Ireto indray ary misy torohevitra vitsivitsy mba hanananao ativava salama

"ATIVAVA SALAMA... VATANA TOMADY"

MIARA-MIENTANA HO AN’NY FAHASALAMANA.
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Direction Générale de la Médecine Préventive
Dlmnt Direction

Followers
fans

20/02/2024

Izaho anisan’ny olona efa nanao fitiliana ity glaucome ity😊
Mahajamba izy io fa manaova fitiliana ry Malagasy isany🤍
Manàtona ophtalmologue akaiky anao ‼️
Ho an’ny HJRA manokana dia isaky ny talata no fanaovana izany!

Nlef nlave ntsmet de niol nfot!Azonareo ve io?😂Ito aloha ny alimentation équilibrée👇🏽 matsiro anie ny healthy food eh🤌🏽
19/02/2024

Nlef nlave ntsmet de niol nfot!
Azonareo ve io?😂
Ito aloha ny alimentation équilibrée👇🏽 matsiro anie ny healthy food eh🤌🏽

LIENSHo fanampiana anareo amin’ny fitadiavana ny publications teo aloha dia ho ataontsika eto ny lien rehetra✨🫳🏽SERVICEh...
18/02/2024

LIENS
Ho fanampiana anareo amin’ny fitadiavana ny publications teo aloha dia ho ataontsika eto ny lien rehetra✨

🫳🏽SERVICE
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/221070411061734/?substory_index=863135168896893&app=fbl

https://www.facebook.com/100094763299390/posts/111070835395026/?app=fbl

🫳🏽CONSEILS et DIÉTÉTIQUE
⭐️7 groupes d’aliments
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/166158053219637/?app=fbl

⭐️Alimentation équilibrée
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/208177639017678/?app=fbl

⭐️Healthy habits
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/216130344889074/?app=fbl

⭐️Hydratation
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/179960028506106/?app=fbl

⭐️Petit déjeuner complet
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/113271328508310/?app=fbl

⭐️Quelques règles diététiques
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/198373226664786/?app=fbl

🫳🏽PATHOLOGIE (aretina)
🩺Diarrhée (fivàlanana)
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/118450657990377/?app=fbl

🩺Foie et alimentation (ny aty sy ny sakafo)
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/199514093217366/?app=fbl

🩺Hypertension artérielle et alimentation (sakafo sy tosi-drà avo)
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/173063005862475/?app=fbl

🫳🏽FRUITS et LÉGUMES
🥦Choux fleur
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/159799100522199/?app=fbl

🍓Fraise
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/132148996620543/?app=fbl

🍆Légumes fruits
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/182457331589709/?app=fbl

🍅Litchi
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/195544350281007/?app=fbl

🥭Mangue
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/203822036119905/?app=fbl

🍏Pomme
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/225300660638709/?app=fbl

🍇Raisin
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/220959434406165/?app=fbl

🫳🏽CONNAISSANCES
🥧Galette des rois
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/217306371438138/?app=fbl

🫳🏽EXEMPLES
⭐️Petit déjeuner
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/130072993494810/?app=fbl

⭐️Déjeuner
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/208872455614863/?app=fbl

⭐️Menu
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/170729486095827/?app=fbl

🫳🏽VOS QUESTIONS et DEMANDES par ici:
https://www.facebook.com/100094763299390/posts/165822909919818/?app=fbl
MP pour plus d’informations ou si vous avez des questions !

Andro iraisam-pirenena ho an’ny voamaina✨ na « légumineuses » raha amin’ny teny frantsay
10/02/2024

Andro iraisam-pirenena ho an’ny voamaina✨ na « légumineuses » raha amin’ny teny frantsay

TANDREMO FA MAHAFATY NY CHOLERA‼️Ry namako, aleo misoroka toy izay mitsabo, fantaro amin’ireto sary ireto ny atao hoe CH...
05/02/2024

TANDREMO FA MAHAFATY NY CHOLERA‼️

Ry namako, aleo misoroka toy izay mitsabo, fantaro amin’ireto sary ireto ny atao hoe CHOLERA.
Ny any mba hafatro dia sasao amin’ny savony foana ny tanana✅
Efa hitantsika fa ny manasa ny tanana amin’ny savony foana no vahaolana fehefa misy aretina ka ataovy fahazarana, ohatra amin’izany ny coronavirus, ny conjonctivite, ary ny choléra.

Mahereza dia mirary soa✨

Dia maninona? Za zany malahelo lôdsi🥺🤣🤣
29/01/2024

Dia maninona? Za zany malahelo lôdsi🥺🤣🤣

Androany izahay hanontany ny avis anareo momba ny pejy🙏Misy fanatsarana tokony atao ve sa mety daholo izay atao?😝Alefaaa...
28/01/2024

Androany izahay hanontany ny avis anareo momba ny pejy🙏
Misy fanatsarana tokony atao ve sa mety daholo izay atao?😝
Alefaaa, anareo ny sehatra androany! Teneno daholo izay azo lazaina, na izay zavatra tianareo ho hita ato amin’ny pejy koa ary teneno anay✨
Misaotra sahady💚

Inona indray ary ity? Pôma eh😂Raha te hampiena vatana na kibo ianao dia natao ho anao ity voankazo iray ity🍏🍎 (mp)Ankoat...
21/01/2024

Inona indray ary ity? Pôma eh😂

Raha te hampiena vatana na kibo ianao dia natao ho anao ity voankazo iray ity🍏🍎 (mp)
Ankoatr’izay: tsara ho an’ny kibo, ho an’ny taolana, ary ho an’ny fahasalaman’ny nify izy✨ miaro amin’ny cancers, menaka anaty rà, diabeta, fahatapahan’ny lalan-drà sy ny aretin-tsaina ihany koa izy✨
Farany, mampatory kokoa ny pôma👀 ary hitako tato ho ato no matory be daolo ny ato aminay rehefa atoandro🤣🤣
Mirary soa tompoko🙏

Nahita voaloboka teny an-tsena koa ve nareo??Rehefa mahita voankazo tsy fahita ireny dia mba mizatra mividy kely, na dia...
14/01/2024

Nahita voaloboka teny an-tsena koa ve nareo??
Rehefa mahita voankazo tsy fahita ireny dia mba mizatra mividy kely, na dia fahefany fotsiny ary😍 na toko iray😍
Voka-tsoa entin’ny voaloboka no atolotra antsika androany❤️
Tsara tokoa izy ho an’ny fo, ho an’ny saina, ho an’ny kibo ary ho an’ny ao anaty vatana rehetra ao✨ sady ahitana potassium, phosphore, magnésium, fer ary Vitamines maro be (B1, B2, B3, B5, B6, B9, C)
Ao anaty commentaires ny détails👇

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La diététique de NyAndo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to La diététique de NyAndo:

  • Want your practice to be the top-listed Clinic?

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram