Hopitaly Manarapenitra Morondava

Hopitaly Manarapenitra Morondava Santé pour tous

🫱Hetsika Tolo-tanana🫲31 Janvier - 06 Février 2026            Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka✅Notontosaina androany ny ...
31/01/2026

🫱Hetsika Tolo-tanana🫲
31 Janvier - 06 Février 2026

Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka

✅Notontosaina androany ny fanofakafana amin’ny fomba ofisialy ny opération tolo-tanana izay ahitana fandidiana zaza sima sy vaky lanilany ary hernie maimapoana izay iarahana amin’ny Rotary club eto Madagasikara.
✅ natomboka tamin’ny fizaham-pahasalamana ny andro androany nitiliana ireo karazan’aretina
✅manodidina eo amin’ny 300 ka hatramin’ny 400 eo hoe no tanjona irina ho tratrarina amin’ity hetsika ity.

Pejy Fitaleavam-Paritrin'ny Fahasalamam-Bahoaka Faritra Menabe
Hopitaly Manarapenitra Morondava

✅Fisaorana sy fanaovambeloma an’i Dr Solange médecin Échographiste tato amin’ny Hopitaly Manarapenitra Morondava izay an...
29/01/2026

✅Fisaorana sy fanaovambeloma an’i Dr Solange médecin Échographiste tato amin’ny Hopitaly Manarapenitra Morondava izay andeha isotro ronono

✅Nahavita be tokoa i Dr Solange ary nankasitraka azy ny mpiasa rehetra tamin’ny fiarahana

✅Mirary soa sy fahasalama Docteur🙏

Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Pejy Fitaleavam-Paritrin'ny Fahasalamam-Bahoaka Faritra Menabe

16/01/2026

📍 Niakatra 250 ireo tranga ahiana amin'ny Mpox eto Madagasikara, raha 28 ireo tena voamarina fa mitondra ity aretina ity; ka eto Antananarivo ny 4.

16/01/2026
14/01/2026
14/01/2026
14/01/2026

📍 Eny amin'ny Institut d’hygiène Analakely sy ny CHU Befelatanana no hakana certificats médicaux fampahafantarana fa tsy mitondra ny aretina Mpox ho an'ny eto Antananarivo.

⭕ Ho an'ny any amin'ny faritra kosa dia any amin'ireo tobim-pahasalamana miankina amin'ny fanjakana no hakana izany.

miarahaba an'i Madame  Gestionnaire amin'izao tsingerintaona nahaterahany izao.Madame Mireille Vincent gestionnaire ny H...
14/01/2026

miarahaba an'i Madame Gestionnaire amin'izao tsingerintaona nahaterahany izao.

Madame Mireille Vincent gestionnaire ny Hopitaly Manarapenitra Morondava

mirary soa tompoko❤️

izy no IG Girard dit : Mr Didi infirmier de bloc ato amin'ny Hopitaly Manarapenitra Morondava mirary soa hoazy amin'izao...
12/01/2026

izy no IG Girard dit : Mr Didi infirmier de bloc ato amin'ny Hopitaly Manarapenitra Morondava
mirary soa hoazy amin'izao tsingerin-taona nahaterahany izao.

mirary soa Radoko ❤️

Address

Namahora Sud
Morondava
619

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hopitaly Manarapenitra Morondava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram