Les Ravintsara

Les Ravintsara 🌿Les Ravintsara🌿 Fitsaboana ara-boajanahary ~
Depuis 1992, connu à Madagascar et à l'international.

Over 30 years of experience🍀Traditional Medicine ~ Médecine Naturelle: Produits de santé naturels & Massages (relaxant & énergétique, Réflexologie,...)

Nanomboka t@ Janvier 2026 dia efa maherin'ny 200 isa ianareo mpanjifa no nahazo ny " CARTE  DE  FIDÉLITÉ - LES RAVINTSAR...
29/03/2026

Nanomboka t@ Janvier 2026 dia efa maherin'ny 200 isa ianareo mpanjifa no nahazo ny " CARTE DE FIDÉLITÉ - LES RAVINTSARA" sy nisitraka massage iray maimaim-poana " UNE SÉANCE GRATUITE DE MASSAGE", rehefa nahavita 5 séances.
Mbola mitohy ny fanomezanay izany satria LES RAVINTSARA dia mitsinjo ny rehetra.

Aza adino ihany koa fa efa misy point de vente LES RAVINTSARA eny 67HA Antananarivo, ambadiky ny Havana, anelanelan'ny hotel Hazavana sy ny CEG. 0383203877.

🌿LES RAVINTSARA TOAMASINA🌿
🟢Depuis 1992
💆🍀 MASSAGES et PRODUITS DE SANTÉ NATURELS
✅📍 ADRESSE UNIQUE
Bazar Be ~ à droite de Maisoluxe, route vers Firaisana Ambodimanga et Hotel de ville.
Bazary be, ankavanan'ny maisoluxe, @ lalambe makeny @ Firaisana Ambodimanga vaovao sy ny Hotel de ville
☎️034 05 579 87
📨 email: lesravintsara@gmail.com
💻Page LinkedIn : LES RAVINTSARA
📱Page Facebook : Les Ravintsara

Misy ihany koa ireo REVENDEURS eto Toamasina izay mivarotra ny vokatra natoraly" LES RAVINTSARA" :
- " LE LAURIER " Tanamakoa ampitan'ny St Joseph de Cluny 034 71 123 28
- " TANTELY MAMY" Verrerie Ampara goudron
038 48 597 17
"LES RAVINTSARA" miezaka manakaiky anao!

VAOVAO LEHIBE HO ANAREO MPANJIFA ANY ANTANANARIVO !TSY HO SAHIRANA INTSONY IANAREO @ FANAFARANA PRODUITS ATY TOAMASINA, ...
11/03/2026

VAOVAO LEHIBE HO ANAREO MPANJIFA ANY ANTANANARIVO !
TSY HO SAHIRANA INTSONY IANAREO @ FANAFARANA PRODUITS ATY TOAMASINA, FA EFA MISY POINT DE VENTE ao 67HA NORD-OUEST (ambadiky ny Havana), Eo anelanelan'ny C. E. G. sy ny Hotel Hazavana.
🌿LES RAVINTSARA 67HA🌿
☎️038 32 038 77
KOA AZA MISALASALA MIANTSO SY MANATONA ANAY !
🌿LES RAVINTSARA🌿 dia miezaka manakaiky antsika hatrany !

📨 email: lesravintsara@gmail.com
💻Page LinkedIn : LES RAVINTSARA
📱Page Facebook : Les Ravintsara

HAPPY WOMEN'S DAY !Ny ekipa " LES RAVINTSARA" dia miarahaba antsika vehivavy rehetra noho ity androntsika 08 Mars ity.Ts...
08/03/2026

HAPPY WOMEN'S DAY !
Ny ekipa " LES RAVINTSARA" dia miarahaba antsika vehivavy rehetra noho ity androntsika 08 Mars ity.
Tsarovy foana fa mamiratra sy tsara ary kanto isika ! Mahavit'azy isika ! Tena ilaina isika !
Mirary soa sy fahasalamana ho antsika !

🌿LES RAVINTSARA TOAMASINA🌿
🟢Depuis 1992
💆🍀 MASSAGES et PRODUITS DE SANTÉ NATURELS
✅📍 ADRESSE UNIQUE
Bazar Be ~ à droite de Maisoluxe, route vers Firaisana Ambodimanga et Hotel de ville.
Bazary be, ankavanan'ny maisoluxe, @ lalambe makeny @ Firaisana Ambodimanga vaovao sy ny Hotel de ville
☎️034 05 579 87
📨 email: lesravintsara@gmail.com
💻Page LinkedIn : LES RAVINTSARA
📱Page Facebook : Les Ravintsara

Misy ihany koa ireo REVENDEURS eto Toamasina izay mivarotra ny vokatra natoraly" LES RAVINTSARA" :
- " LE LAURIER " Tanamakoa ampitan'ny St Joseph de Cluny 034 71 123 28
- " TANTELY MAMY" Verrerie Ampara goudron
038 48 597 17
"LES RAVINTSARA" miezaka manakaiky anao!

Hita sy tsapa ny harerahana'ny vatana @ fanarenana sy fanamboarana ary fanadiovana ny trano sy ny tanàna taorian'iny riv...
24/02/2026

Hita sy tsapa ny harerahana'ny vatana @ fanarenana sy fanamboarana ary fanadiovana ny trano sy ny tanàna taorian'iny rivo-doza mahery vaika Gezani iny.
Tapabolana sahady izay.
Tena ilaintsika @ fiainana andavanandro ity:
VOKATRA NATORALY @ ENDRINY VAOVAO ato @ LES RAVINTSARA ! Hery pommade "anti-douleurs aux multi soins". Anisan'ny Pommade tranainy, efa tany @ telopolo taona lasa. Fanta-daza @ fomba fiasany haingana. .
5.000AR / boîte.

🌿LES RAVINTSARA TOAMASINA🌿
🟢Depuis 1992
💆🍀 MASSAGES et PRODUITS DE SANTÉ NATURELS
✅📍 ADRESSE UNIQUE
Bazar Be ~ à droite de Maisoluxe, route vers Firaisana Ambodimanga et Hotel de ville.
Bazary be, ankavanan'ny maisoluxe, @ lalambe makeny @ Firaisana Ambodimanga vaovao sy ny Hotel de ville
☎️034 05 579 87
📨 email: lesravintsara@gmail.com
💻Page LinkedIn : LES RAVINTSARA
📱Page Facebook : Les Ravintsara

Misy ihany koa ireo REVENDEURS eto Toamasina izay mivarotra ny vokatra natoraly" LES RAVINTSARA" :
- " LE LAURIER " Tanamakoa ampitan'ny St Joseph de Cluny 034 71 123 28
- " TANTELY MAMY" Verrerie Ampara goudron
038 48 597 17
"LES RAVINTSARA" miezaka manakaiky anao!

LES RAVINTSARA dia manana karazana PRODUITS NATURELS @ VIDINY TENA MIRARY izay afaka mamonjy antsika  fotoan-tsarotra iz...
17/02/2026

LES RAVINTSARA dia manana karazana PRODUITS NATURELS @ VIDINY TENA MIRARY izay afaka mamonjy antsika fotoan-tsarotra izao ho fisorohana sy ho fitsaboana ireo valan'aretina samihafa.

EFA NISOKATRA TOY NY MAHAZATRA IZAHAY NANOMBOKA T@ ALAKAMISY 12 FÉVRIER 2026 TEO.

🌿LES RAVINTSARA TOAMASINA🌿
🟢Depuis 1992
💆🍀 MASSAGES et PRODUITS DE SANTÉ NATURELS
✅📍 ADRESSE UNIQUE
Bazar Be ~ à droite de Maisoluxe, route vers Firaisana Ambodimanga et Hotel de ville.
Bazary be, ankavanan'ny maisoluxe, @ lalambe makeny @ Firaisana Ambodimanga vaovao sy ny Hotel de ville
☎️034 05 579 87
📨 email: lesravintsara@gmail.com
💻Page LinkedIn : LES RAVINTSARA
📱Page Facebook : Les Ravintsara

Misy ihany koa ireo REVENDEURS eto Toamasina izay mivarotra ny vokatra natoraly" LES RAVINTSARA" :
- " LE LAURIER " Tanamakoa ampitan'ny St Joseph de Cluny 034 71 123 28
- " TANTELY MAMY" Verrerie Ampara goudron
038 48 597 17
"LES RAVINTSARA" miezaka manakaiky anao!

TENA ILAINTSIKA  NY FIFANOHANANA sy ny FIFANAMPIANA ary NY FIFANKATIAVANA sy ny FIRAISANKINA !"LES RAVINTSARA" TOAMASINA...
11/02/2026

TENA ILAINTSIKA NY FIFANOHANANA sy ny FIFANAMPIANA ary NY FIFANKATIAVANA sy ny FIRAISANKINA !

"LES RAVINTSARA" TOAMASINA dia miondrika am-panajana manoloana ireo namoy havana noho iny rivo-doza Gezani iny, miara-ory simba fananana.
Mafy tokoa izy iny koa mankahery antsika mponin'i Toamasina.

EFA NISOKATRA IZAHAY NANOMBOKA T@ ALAKAMISY 12 FÉVRIER 2026 TEO.
🌿LES RAVINTSARA TOAMASINA🌿
🟢Depuis 1992
💆🍀 MASSAGES et PRODUITS DE SANTÉ NATURELS
✅📍 ADRESSE UNIQUE
Bazar Be ~ à droite de Maisoluxe, route vers Firaisana Ambodimanga et Hotel de ville.
Bazary be, ankavanan'ny maisoluxe, @ lalambe makeny @ Firaisana Ambodimanga vaovao sy ny Hotel de ville
☎️034 05 579 87
📨 email: lesravintsara@gmail.com
💻Page LinkedIn : LES RAVINTSARA
📱Page Facebook : Les Ravintsara

Misy ihany koa ireo REVENDEURS eto Toamasina izay mivarotra ny vokatra natoraly" LES RAVINTSARA" :
- " LE LAURIER " Tanamakoa ampitan'ny St Joseph de Cluny 034 71 123 28
- " TANTELY MAMY" Verrerie Ampara goudron
038 48 597 17
"LES RAVINTSARA" miezaka manakaiky anao!

Miarahaba antsika nahatratra ity volana Février 2026 ity! Aza adino fa mila diovina sy kolokoloina ny hoditra.  Misy ARG...
02/02/2026

Miarahaba antsika nahatratra ity volana Février 2026 ity! Aza adino fa mila diovina sy kolokoloina ny hoditra. Misy ARGILE VERTE POUDRE 3.000AR sy SAVONY VAHONA 4.000AR ato @ Les Ravintsara, madio sy mandina tsara ny tarehy sy ny hoditra rehefa mampiasa ireo.

🌿LES RAVINTSARA TOAMASINA🌿
🟢Depuis 1992
💆🍀 MASSAGES et PRODUITS DE SANTÉ NATURELS
✅📍 ADRESSE UNIQUE
Bazar Be ~ à droite de Maisoluxe, route vers Firaisana Ambodimanga et Hotel de ville.
Bazary be, ankavanan'ny maisoluxe, @ lalambe makeny @ Firaisana Ambodimanga vaovao sy ny Hotel de ville
☎️034 05 579 87
📨 email: lesravintsara@gmail.com
💻Page LinkedIn : LES RAVINTSARA
📱Page Facebook : Les Ravintsara

Misy ihany koa ireo REVENDEURS eto Toamasina izay mivarotra ny vokatra natoraly" LES RAVINTSARA" :
- " LE LAURIER " Tanamakoa ampitan'ny St Joseph de Cluny 034 71 123 28
- " TANTELY MAMY" Verrerie Ampara goudron
038 48 597 17
"LES RAVINTSARA" miezaka manakaiky anao!

HO MANGA NY LANITRY NY FAHASALAMANAO MIARAKA @ ekipa "LES RAVINTSARA" sy ny "HUILE DE MASSAGE RELAXANTE BONHEUR" izay am...
22/01/2026

HO MANGA NY LANITRY NY FAHASALAMANAO MIARAKA @ ekipa "LES RAVINTSARA" sy ny
"HUILE DE MASSAGE RELAXANTE BONHEUR" izay ampiasainay ho fanalàna ny havizananao sy ho fanomezana hery anao!
MASSAGES ÉNERGÉTIQUES - RÉFLEXOLOGIE!
Mbola mitohy ihany koa ny fanomezanay ny
"CARTE DE FIDÉLITÉ".

🌿LES RAVINTSARA TOAMASINA🌿
🟢Depuis 1992
💆🍀 MASSAGES et PRODUITS DE SANTÉ NATURELS
✅📍 ADRESSE UNIQUE
Bazar Be ~ à droite de Maisoluxe, route vers Firaisana Ambodimanga et Hotel de ville.
Bazary be, ankavanan'ny maisoluxe, @ lalambe makeny @ Firaisana Ambodimanga vaovao sy ny Hotel de ville
☎️034 05 579 87
📨 email: lesravintsara@gmail.com
💻Page LinkedIn : LES RAVINTSARA
📱Page Facebook : Les Ravintsara

Misy ihany koa ireo REVENDEURS eto Toamasina izay mivarotra ny vokatra natoraly" LES RAVINTSARA" :
- " LE LAURIER " Tanamakoa ampitan'ny St Joseph de Cluny 034 71 123 28
- " TANTELY MAMY" Verrerie Ampara goudron
038 48 597 17
"LES RAVINTSARA" miezaka manakaiky anao!

"NY HERY FIAROVANA" na "ANTICORPS" NO TENA MILA AMPIAKARINA  KARAZANA VALAN'ARETINA SAMIHAFA IZAO."LES RAVINTSARA" dia m...
12/01/2026

"NY HERY FIAROVANA" na "ANTICORPS" NO TENA MILA AMPIAKARINA KARAZANA VALAN'ARETINA SAMIHAFA IZAO.
"LES RAVINTSARA" dia manana ireto vokatra mahasoa , efa tany @ 30 taona lasa ireto sady @ vidiny mirary, mba ho entina misoroka sy mitsabo.
- Soja poudre : calcium sy magnésium ary potassium sy vitamines
- Huile essentielle ravintsara : mamono mikrôba (antiviral)
- Extrait de vahona : antibiôtika natoraly
- Hery pommade (girofle): manala fanaintainana sy mangotsoka @ taolana sy ny vanin-taolana.

🌿LES RAVINTSARA TOAMASINA🌿
🟢Depuis 1992
💆🍀 MASSAGES et PRODUITS DE SANTÉ NATURELS
✅📍 ADRESSE UNIQUE
Bazar Be ~ à droite de Maisoluxe, route vers Firaisana Ambodimanga et Hotel de ville.
Bazary be, ankavanan'ny maisoluxe, @ lalambe makeny @ Firaisana Ambodimanga sy ny Hotel de ville
☎️034 05 579 87
📨 email: lesravintsara@gmail.com
💻Page LinkedIn : LES RAVINTSARA
📱Page Facebook : Les Ravintsara

Misy ihany koa ireo REVENDEURS eto Toamasina izay mivarotra ny vokatra natoraly" LES RAVINTSARA" :
- " LE LAURIER " Tanamakoa ampitan'ny St Joseph de Cluny 034 71 123 28
- " TANTELY MAMY" Verrerie Ampara goudron 038 48 597 17
"LES RAVINTSARA" miezaka manakaiky anao!

Raha manana 15 minitra ianao dia afaka ataonay " MASSAGE FACIAL et TÊTE" @ sarany 5.000AR monja. Ho afaka vetivety ny ha...
09/10/2025

Raha manana 15 minitra ianao dia afaka ataonay " MASSAGE FACIAL et TÊTE" @ sarany 5.000AR monja. Ho afaka vetivety ny harerahan'ny lohanao sy ireo masonao, eny h@ stress. Hanampy @ fahitàna torimaso sady hanatsara ny hodi-tavanao.
Tongava ato aminay fa ho afa-po ianao!

🟢📍ADIRESY TOKANA : Bazar Be ~ Ampitan'ny Firaisana Ambodimanga vaovao (lalambe makeny @ Hotel de ville)
Adresse unique : Bazary Be face Arrondissement Ambodimanga
🟩Ouverture : 07h à 17h30 ( heure continue)
☎️0340557987
☘️LES RAVINTSARA☘️
🟢Depuis 1992 - L'ancienneté et l'expérience professionnelle !
💆🍀Massages et Produits de santé naturels
📩📨 email: lesravintsara@gmail.com
💻Page LinkedIn : LES RAVINTSARA
📱Page Facebook : Les Ravintsara

Mangatsiaka ny andro sady manorana indraindray !AZA MISARAKA  VOKATRA NATORALY EFA FANTA-DAZA HATRANY @ 30 LASA IRETO:- ...
06/08/2025

Mangatsiaka ny andro sady manorana indraindray !
AZA MISARAKA VOKATRA NATORALY EFA FANTA-DAZA HATRANY @ 30 LASA IRETO:
- Hery pommade (à base de girofle)
- Pommade respiratoire (à base de ravintsara)
- Huile essentielle ravintsara
- Extrait de ravintsara
- Huile essentielle de niaouli
MBA HOENTINA MIARO TENA SY MITSABO NY SERY SY NY GRIPA ARY NY KOHAKA, EO KOA NY SINUSITE SY NY ASTHME ARY NY KARAZANA ARETIN-TRATRA SY NY ARETIN-KOZATRA SY TAOLANA ( rhumatisme, gouttes sns)
Tongàva manatona anay fa ho afa-po sy hahita voka-tsoa ianao!
Manana ny mampiavaka azy ny vokatra natoraly "LES RAVINTSARA". TANDREMO FA MISY NY MISANDOKA !

🟢📍ADIRESY TOKANA : Bazar Be ~ Ampitan'ny Firaisana Ambodimanga vaovao (lalambe makeny @ Hotel de ville)
🟩Ouverture : 07h à 17h30 ( heure continue)
☎️0340557987
☘️LES RAVINTSARA☘️
🟢Depuis 1992 - L'ancienneté et l'expérience professionnelle !
💆🍀Massages et Produits de santé naturels
📩📨 email: lesravintsara@gmail.com
💻Page LinkedIn : LES RAVINTSARA
📱Page Facebook : Les Ravintsara

Ireo Produits naturels vokarin'ny 🌿Les Ravintsara🌿 dia efa tany @ 30 taona lasa (1995), ary maro no efa nahita soa sy fa...
02/07/2025

Ireo Produits naturels vokarin'ny 🌿Les Ravintsara🌿 dia efa tany @ 30 taona lasa (1995), ary maro no efa nahita soa sy fahasalamana t@ fampiasana azy ireo, na ny eto an-toerana na ny any ivelany. Manomboka @ 2.500AR h@ 15.000AR ny vidiny:
✅Hery Pommade (base de girofle) izay tena ilaina ririnina izao
✅Karazana Tisanes de santé sy Infusion
✅Huiles de massage
✅Karazana huiles essentielles
✅Extrait de ravintsara, Extrait de vahona izay manampy tosika @ fitsaboana atao rehetra
✅Produits fitsaboana ny sinusite, asthme sns...
✅Produits momba ny volo sy ny tarehy: crème coiffante olive izay mety @ karazam-bolo rehetra, argile verte, savony vahona.
Tongàva manatona anay fa ho afa-po sy hahita voka-tsoa ianao!

🟢📍ADIRESY TOKANA : Bazar Be ~ Ampitan'ny Firaisana Ambodimanga vaovao (lalambe makeny @ Hotel de ville)
🟩Ouverture : 07h à 17h30 ( heure continue)
☎️0340557987

☘️LES RAVINTSARA☘️
🟢Depuis 1992 - L'ancienneté et l'expérience professionnelle !
💆🍀Massages et Produits de santé naturels

📩📨 email: lesravintsara@gmail.com
💻Page LinkedIn : LES RAVINTSARA
📱Page Facebook : Les Ravintsara

Address

Bazary Be Toamasina I, Face Firaisana (arrondissement) Ambodimanga
Toamasina
501

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les Ravintsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Les Ravintsara:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram